Sage-femme manakaiky anao

Sage-femme manakaiky anao Centre de soins pour femmes enceintes · Salon de soins infirmiers à domicile, consultations de con

Hita tany ho any 🤣
12/04/2026

Hita tany ho any 🤣

Ataovy latsaka ao anatin'ny 10mn 🤣
11/04/2026

Ataovy latsaka ao anatin'ny 10mn 🤣

11/04/2026

POV: Ampio nareo zah fa tsy mazava lay soritr'aretina 🤣

Manao consultation zaza 15 volana at@ Pediatrie.

Ireto ny fomba hamantarana fa tena mihetsi-jaza ianao:1️⃣​Tena mihetsi-jaza (Travail)2️⃣​Miverimberina: Miha-mafy ny fan...
10/04/2026

Ireto ny fomba hamantarana fa tena mihetsi-jaza ianao:

1️⃣​Tena mihetsi-jaza (Travail)
2️⃣​Miverimberina: Miha-mafy ny fanaintainana.
3️⃣​Maharitra: 30s ka hatramin’ny 1 minitra ny contraction.
4️⃣​Tsy mitsahatra: Na maka aina aza
5️⃣​ Mahatsiaro fanaintainana any amin’ny kibo ambany sy ny lamosina.

✅️​Fambara hafa: Vaky rano na mivoaka ny "bouchon muqueux".

❌️​Rahoviana no tokony handeha malaky any amin'ny mpampiteraka❓️

​Raha vaky rano, mandeha ra be, na tsy mihetsika ny zaza. Aza miandry fa mandehana avy hatrany‼️

04/04/2026

Ny bevohoka sy ireo mampinono rehetra tsy mahazo misotro zavatra misy an ‼️

🎒 Maîtresse mahita atody 🥚 🧒 Zanako mahita hoe afokasika géant 🕯 👩‍⚕️  Zahay mahita fanaovana démonstration condom 😂 Ary...
04/04/2026

🎒 Maîtresse mahita atody 🥚
🧒 Zanako mahita hoe afokasika géant 🕯
👩‍⚕️ Zahay mahita fanaovana démonstration condom 😂

Ary ianao mahita in ⁉️

Ny antoandro ihany no tiako... Ny alina mampite hamono 😅
03/04/2026

Ny antoandro ihany no tiako... Ny alina mampite hamono 😅

Hitan Rasazy ireny statut t@ 1er Avril ren an 🤣
03/04/2026

Hitan Rasazy ireny statut t@ 1er Avril ren an 🤣

02/04/2026

Oviana ianao vao nahafantatra :👉 fa interdit 🚷 ny manœuvre de Kristeller ⁉️

01/04/2026

Tandremo zao 🤣

🚫 COMORE - FITAZOMANA "HETOTRA NA ANGETO" ELA LOATRA KA NAMPIDI-DOZATovovavy iray Tao Moroni no tsy maintsy nampidiriny ...
01/04/2026

🚫 COMORE - FITAZOMANA "HETOTRA NA ANGETO" ELA LOATRA KA NAMPIDI-DOZA

Tovovavy iray Tao Moroni no tsy maintsy nampidiriny hopitaly mba hamonjena haingana ny ainy rehefa hita fa nitsirara teny amin’ny toeram-piasana ka torana.

Noho ny fitazomana HETOTRA ela loatra raha araka ny filazany Dokotera, tsy tokony hamenatra hoy hatrany ny mangetotra fa mahasalamana ny vatana izany.

Miteraka fahapotehany voa anefa ny fitazona ny tsy hangetotra ela loatra, satria Mia Gina ao anaty tsinay ny Gaz avy amin’ny sakafo rehetra ka atahorana hiparitaka ao anaty vatana.

source Altwawn actualité de Comore

Address

Itaosy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sage-femme manakaiky anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share