FMMI

FMMI ✹Fikambanan'ny Mpianatra Mpitsabo avy any amin'ny Faritra Itasy

📍"IZAY MITAMBATRA VATO"

Hydrocéphalie Azo tsaboina tsara raha tratra ara-potoana,Tsy mosavy io akory Dr Zo Harimbonona
11/02/2026

Hydrocéphalie

Azo tsaboina tsara raha tratra ara-potoana,

Tsy mosavy io akory

Dr Zo Harimbonona

Faly Miarahaba antsika rehetra ary mirary soa.
Androany isika dia hiresaka manokana ny antsoina hoe HYDROCEPHALIE

Inona no atao hoe hydrocéphalie (zaza be loha) ?

HydrocĂ©phalie dia fitomboan’ny ranon-doha (liquide cĂ©phalo-rachidien) ao anaty atidoha.
Ity rano ity dia ilaina hiaro ny atidoha, fa rehefa tsy mivezivezy ara-dalàna izy dia mitombo ary manindry ny atidoha ka miteraka « séquelles » sy mety mahafaty

đŸ‘¶ Amin’ny zaza madinika
Famantarana tokony hahamaika:
‱ Mitombo haingana ny refin’ny loha
‱ Loha lehibe tsy mifanaraka amin’ny vatana
‱ Fontanelle na lohamalemy mibontsina
‱ Mandoa matetika
‱ Mitomany tsy ara-dalàna, mifanintona
‱ Misy fahatarana
⚠ Tsy tokony atao tsinontsinona ny loha mihalehibe tampoka.

🧑 Amin’ny ankizy lehibe sy olon-dehibe
‱ Aretin’andoha mafy sy maharitra
‱ Mandoa matetika
‱ Tsy mahay mandeha tsara
‱ Rendremana foana na tsy mahatsiaro tena na mifanintona mihitsy aza
‱ Loha mihalehibe

đŸ„ Ahoana ny fitsaboana ?

Ny fitsaboana dia ataon’ny mpitsabo manampahaizana manokana na ny neurochirurgien.
đŸ”č Fametrahana dĂ©rivation ventriculo-pĂ©ritonĂ©ale (DVP)
đŸ”č DĂ©rivation ventriculaire externe (maika)
đŸ”č Fandidiana amin’ny alalan’ny endoscope
Kanefa kosa mila tediavina ny antony nahatonga azy.

🚹 Nahoana no mila manatona haingana ?
Raha tara ny fitsaboana dia mety hiteraka:
‱ Fahasimban’ny atidoha maharitra
‱ Fahasembanana
‱ Tsy fahatsiarovantena
‱ Fahafatesana

Tadidio fa azo tsaboina tsara ny hydrocéphalie raha tratra ara-potoana.
Rehefa voatsabo ara-potoana dia afaka miaina ohatra ny olona rehetra ny zaza.

🧠 Ny fahasalaman’ny atidoha dia andraikitry ny rehetra.

Zo Harimbonona

11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nie Razafintsalama, Sylvia Ranoroarisoa, Léonard Juliot, Rajaonarivony Riantsoa, Frédéric Mamisoa, Harimanda Ramarovao, Elinath Nomena Hasina, Hérvé Andrianarivo, Ah Khimy, Mampionona Rotsy, Mino Ravaonindrina, Relly Jibs, Aldon Understand, Muriella Njaka, Mahate Hotia, Aina Tsito, Mirado Rafalinirina, Ianja Yolat, Nandraina Rz, RÊh Tax's, Mih Hoty, Minosoa Ericka, Ilaina Fandresena Ran, Duré Andry, Nambinina Rafa, Tide Uta, Tsiky Cassiah, Antso Randry, Christaliot Rabe, Muriah Ratovoarimanana, Anjara Randriamanampy, Rakoto Tantsaha, Vazo Razafiarimanana

10/02/2026
A tous les étudiants à la Faculté de Médecine [PACES à 6emeA]Retardataires    * Agence Comptable : 09/02/26   * DépÎt de...
06/02/2026

A tous les étudiants à la Faculté de Médecine [PACES à 6emeA]

Retardataires
* Agence Comptable : 09/02/26
* DépÎt de dossiers : 11 au 20 Février 2026

05/02/2026

Un grand merci Ă  mes nouveaux followers ! Lila Nirinael, Hasiniony Mitia, Rantomalala Randria, Ydennek Dy, Ranaivoarisoa Haritsara Notahina

Salle de cours 3 Úme Année sy 5 Úme Année MH
05/02/2026

Salle de cours 3 Úme Année sy 5 Úme Année MH

Ho an'ireo taraiky tamin'ny fandoavana Agence comptable Mpianatra Médecine (AC)Ity ny Calendrier retardataires !Efa afak...
04/02/2026

Ho an'ireo taraiky tamin'ny fandoavana Agence comptable Mpianatra Médecine (AC)

Ity ny Calendrier retardataires !

Efa afaka jerena ao ankatso ihany koa ny répartition stage sy EDT

CALENDRIER UNIVERSITAIRE MENTIONS : MÉDECINE HUMAINE - PHARMACIE - VÉTÉRINAIRE - SCIENCES PARAMÉDICALES AnnĂ©e Universita...
04/02/2026

CALENDRIER UNIVERSITAIRE
MENTIONS : MÉDECINE HUMAINE - PHARMACIE - VÉTÉRINAIRE - SCIENCES PARAMÉDICALES

Année Universitaire 2025-2026

Indro ary ny daty fidirana ao @ FacultĂ© de MĂ©decine d'Antananarivo eâ˜șAnnĂ©e Universitaire 2025-2026Mbola ho avy eo ny Em...
27/01/2026

Indro ary ny daty fidirana ao @ FacultĂ© de MĂ©decine d'Antananarivo eâ˜ș
Année Universitaire 2025-2026

Mbola ho avy eo ny Emploi du temps,

Source : Faculté de Médecine d'Antananarivo

Résultats   des
21/01/2026

Résultats
des

Address

Itasy
Itasy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMMI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram