03/11/2025
📢📢Tonga daholo ireo dokotera Frantsay amin'ity volana Novembre 2025 ity📢📢
↔️⏩ Ireto avy izy ireo : 👩🔬
👉 👩🔬Ny Pneumo-Allergologue : izay mitsabo aretina koaka, sempotra, mangidihidy
👉 👩🔬Ny Dermatologue : mitsabo ny aretin-koditra
👉 👩⚕️Ny Pédiatre : mitsabo Zaza indrindra Zaza mikoaka n'a sempotra na Marary oditra.
👉👩⚕️Ny Médecine interne : mitsabo momban'ny tension , diabète.....
👉 👩🔬Ny Cancérologue : izay mitsabo momban'ny omamiadana
➡️➡️➡️Mandray ny Dermatologue sy ny Cancérologue ny talata 04 Novembre 2025 sy ny alarobia faha 05 Novembre 2025 ariva ihany Manomboka amin'ny 15h
➡️➡️➡️ Manomboka mandray kosa ny Pneumo-Allergologue, ny Pédiatre Ary ny Dermatologue ny Alatsinainy faha 10 Novembre 2025 ka hatramin'ny Zoma faha 14 Novembre 2025 maraina ihany.
🔜↪️ Marihina etoana fa efa mandray ny Pneumo-Allergologue Manomboka ny Talata faha 04 Novembre 2025 ka hatramin'ny Talata faha 25 Novembre 2025 maraina ihany.
⏩🔜↪️Misy sarany ny fitsaboana
Afaka atao tsara ny miantso mba hamandriana ny toerana.....
⛔⛔⛔Raha Mila fanazavana fanampiny antsoy ny 032 05 061 13
👩⚕️👩🔬Sary indrana