Food and Care

Food and Care Recruteur et formateur
Boutique de bien-être
Produits 100% naturelle
🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷

05/05/2025
🤩 VAOVAO LEHIBE HOAN'NY FARITANIN'NY MAHAJANGA⚠️👉FAHAIZA-MANAO ANTOKY NY FAHOMBIAZANA🤩 TOSIKA FAMPITOMBOANA VOKATRA 🌽🥬🍇🍅...
13/07/2024

🤩 VAOVAO LEHIBE HOAN'NY FARITANIN'NY MAHAJANGA⚠️

👉FAHAIZA-MANAO ANTOKY NY FAHOMBIAZANA🤩

TOSIKA FAMPITOMBOANA VOKATRA 🌽🥬🍇🍅🍌🥕🧅🌾🌱

31 JOLAY - 01 sy 02 Aogositra 2024
FIHOFANANA HO ANAO MPAMBOLY

🌾 Fanamboarana composte masaka 7 andro

🌾Agriculture urbaine :
Tsy voatery olona ambanivohitra sy manana tany Malalaka no afaka mamboly fa Misy techniques azo ampiasaina ho an'ny olona an-drenivohitra sy manana velaran-tany kely

🌾 Multiplication vegetative : greffage, marcottage, bouturage sy ny teknikam-pamokarana tsy mampiasa voan-javatra

🌾 Technique de germination : fanafainganana ny fampitsimohana voan-javatra hambolena

🌾 PIF : fampitomboana zanaka akondro
Renin'Akondro 1 afaka mahazo hatr@ zanany 50

🌾 Agriculture durable : fomba famokarana pesticide natoraly, cycle cultural, ....
👉 2 Jours de formation théorique et 1 jour pratique ,
PAF: 60 000Ar.

🤩 Bonus: FANABEAZANA ARA-BOLA HOAN'NY MPANDRAHARAHA TANTSAHA📈

Misorata anarana dieny izao: mp avy hatrany 🗓️

Infoline : 0320736655/0381536655
Box 4 DAME DE COEUR CENTER, Mangarivotra .

🛡FIZAHAM-PAHASALAMANA MAIMAIMPOANA🛡Na salama na marary dia zava-dehibe ny fizahana ny toe-pahasalamana momban'ny tenants...
07/06/2024

🛡FIZAHAM-PAHASALAMANA MAIMAIMPOANA🛡
Na salama na marary dia zava-dehibe ny fizahana ny toe-pahasalamana momban'ny tenantsika manontolo. (TENSION/DIABETE/MASO(ORL)/CANCER/GOUTE/RHUMATISME...)
Hetsika miavaka sy asa an-tsitrapo no atolotray ho antsika rehetra eto Mahajanga sy ny manodidina rehetra ny voalohan'ny volana jolay hatramin'ny faha-folon'ny volana. (01 JUILLET au 10 JUILLET)
Toerana : Dame de coeur center Mangarivotra BOX 3 BIS/ BOX 12 / BOX 4
NB : MITONDRA CARNET MISY ANARANA FENO SY TAONA.
Misokatra @ 08 ora maraina ny fandraisana.(Mila maka laharana)
Araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa





DISTRIBUTEUR AGREE PAR ADASSA SANTE

🥹Herinandro vaovao ombam-pahasoavana be🥰Manomboka amin'ity herinandro ity dia izao indray ny lamina vaovao manerana ny b...
13/05/2024

🥹Herinandro vaovao ombam-pahasoavana be🥰

Manomboka amin'ity herinandro ity dia izao indray ny lamina vaovao manerana ny boutique Sandyh' Art Madagascar ny amin'ny fandraisana marary na mila torohevitra ara-pahasalamana rehetra.

ALATSINAINY : Dame de coeur center Mangarivotra.
TALATA : MAHABIBO (tranon-jiro) alohan'ny bazar.
ALAROBIA : Tsaramandroso Plateform en face cameleon boutique.
ALAKAMISY : Dame de coeur center Mangarivotra.
ZOMA : SOTEMA akaikin'Jet Hotel.
SABOTSY : Dame de coeur center Mangarivotra.

Izany lamina izany dia napetraka ho fitsonjovana sy ho fanampiana antsika rehetra manodidina an'ny Mahajanga.

Marihina fa manerana an'ny boutique Sandyh'art rehetra dia misy commercial mahafinaritra sady efa zaha-draharaha ny amin'ny torohevitra sy torolalana ho an'any fahasalamantsika.

Raha mila fanazavana fanampiny mahakasika ny fandaharam-potoana ianao dia afaka miantso ny : 038 95 432 34

Contact : Mme Sandyh'Art 034 95 432 34.

Ny tsikinao dia efa fahasalamana ho anao. 😊

🫅 Ny Volo Ravaky ny loha 🤱SAHIRANA ianao Mitady ny vokatra natoraly Sakafon'ny volo.Ny Food and Care by Sandyh'Art  Dia ...
06/05/2024

🫅 Ny Volo Ravaky ny loha 🤱

SAHIRANA ianao Mitady ny vokatra natoraly Sakafon'ny volo.
Ny Food and Care by Sandyh'Art Dia mikendry ny hanome fahafam-po ho anao hananao volo Salama. 👼
Ataovy ampy ary ny Sakafon'ny volonao Dia ho hitanao fa ho Salama izy.

Pack cheveux ato @ Sandyh'Art dia azonay antoka fa hanome fahafam-po anao hatrany.
🎯 Ianao finaritra no tanjonay satria ny TSIKINAO DIA EFA FAHASALAMANA HO ANAO 🤩

Pour tous nos points de vente 🏥Lundi 01 Avril 2024
31/03/2024

Pour tous nos points de vente 🏥
Lundi 01 Avril 2024

Reseo ny cancer !!!Mampitondra takaitra ho an'olona maro io aretina iray io 😥Soa ihany fa azo sorohana izy.Ny fihinana m...
21/02/2024

Reseo ny cancer !!!

Mampitondra takaitra ho an'olona maro io aretina iray io 😥
Soa ihany fa azo sorohana izy.

Ny fihinana mananasy dia mitondra vokatsoa maro :
💥Anti-inflammatoires
💥Mampihena vatana, manala tavy
💥 Mampilamina ny glande thyroïde ( hormones )
💥Manadio ny sela maloto ao anaty vatana
💥Manatsara ny nify sy ny akanjonify
💥Manampy am fandevona-kanina

👉Mety hoe publication tsotra fotsiny ity anefa manavotra ain'olona .
👉Andao ary hanampy ny hafa amin'ny alalan'ny partage !

Recette thé minceur👉 Maka citron iray.👉 Alaivo ny vera dia potsero ao anatiny.👉 Tapohy rano matimaty 100 ml.👉 Isa-marain...
20/02/2024

Recette thé minceur
👉 Maka citron iray.
👉 Alaivo ny vera dia potsero ao anatiny.
👉 Tapohy rano matimaty 100 ml.
👉 Isa-maraina ny tsara misotro azy.

Aza adino ny manao partage fa mety hahasoa ny hafa ihany koa !!!

Address

Mangarivotra

Telephone

+261349543234

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Food and Care posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category