S 25 SOYA Tamatave

S 25 SOYA Tamatave Produits derivés Soja/ Recrutement

‼️AZA MISOTRO DITE RANOMAFA FOTSINY AMIN' IZAO INTSONY‼️✅Ndao hisakafo be otrikaina, proteines, calcium, mitondra hery s...
12/11/2025

‼️AZA MISOTRO DITE RANOMAFA FOTSINY AMIN' IZAO INTSONY‼️
✅Ndao hisakafo be otrikaina, proteines, calcium, mitondra hery sy tanjaka ary fahasalamana
📌Atao anaty dité, ronono, yaourt, katsaka, mangahazo, vary sosoa, na izay sakafo tianao e, Régime be izy ity ho an' ny rehetra
🆕Efa eto Tamatave ny Ekipa, midira mp na miantso tompoko

11/11/2025

Mentionnéo izay namana eto Tamatave rehetra e!

‼️MITADY COMMERCIAL SUR TERRAIN 15 ISA ETO TAMATAVE‼️✅Hivarotra mandehandeha eto Tamatave sy ny Région manodidina📌Commis...
11/11/2025

‼️MITADY COMMERCIAL SUR TERRAIN 15 ISA ETO TAMATAVE‼️
✅Hivarotra mandehandeha eto Tamatave sy ny Région manodidina
📌Commission tsara sady produits efa be mpanjifa
🔜Midira MP isika tanora mahay io asa io na miantsoa manatitra dossiers avy hatrany

‼️IRETO ILAY PRODUITS NAHAFANTARANTSIKA NY S 25 SOYA TETO TAMATAVE, EFA DISPONIBLE IZY IREO ‼️✅Miantsoa ny 034 90 168 76...
11/11/2025

‼️IRETO ILAY PRODUITS NAHAFANTARANTSIKA NY S 25 SOYA TETO TAMATAVE, EFA DISPONIBLE IZY IREO ‼️
✅Miantsoa ny 034 90 168 76 fa anateranay ianareo

Address

Melville Hotel
Mangarivotra
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S 25 SOYA Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share