15/08/2025
๐ ๐ง๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฉ๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ต๐, ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐๐ฐฬง๐ผ๐ป.
๐ AVC = Accident Vasculaire Cรฉrรฉbral ( fahantsetsemana na fahatapahan'ny lalandrร ao amin'ny loha)
๐ฒ๐ฝ Tany Mexique , tovolahy 17 taona, Julio Macias Gonzalez, no namoy ny ainy tamin'ny fomba mampalahelo indrindra .
๐ Nampiaraka izy sy ny sakaizany ary nasin'ilay vehivavy ''suรงon'' ny tendany ...
๐ Ny harivan'io, raha niara-nisakafo tamin'ny fianakaviany izy, dia nanomboka nifanintontsintona i Julio. Tonga haingana ny sampana vonjy taitra fa efa tara...maty izy.
๐ฉบ Rehefa nozahana ny razana dia nahitana fahantsetseman'ny lalandrร ny lohany (AVC) .Io suรงon kely toa tsy misy dikany io no nahatonga ny fivaingainan-drร toy ny vatokely tao amin'ny tendany, ka nandeha tany amin'ny atidohany ary niteraka fahantsetseman'ny lalandrร tao .
โ
Tena tsy fahita firy ity , fa ny suรงon dia mety hanimba ny lalandrร ka tandremo .
๐จ Fisehony : marary somary mavesatra ny hatoka, marary ny loha , malemy ny sandry na tanana , mivilana ny vava na tsy mahateny ara-dalana , sns sns ...
๐ Raha mahatsikaritra ireo famantarana ireo ianao dia mandehana/ento malaky any amin'ny mpitsabo.
๐ญ Ity tantara ity dia mampahatsiahy antsika fa na dia fihetsika kely feno fitiavana aza dia mety hisy vokany tsy ampoizina.
๐ Aza adino ny manisy reaction mba ho fanohanana ny pejy .
NB:Fandikana tsy nisy novana
๐ Pejy : Tsy maintsy tafita aho