Maki-oil Mada 2

Maki-oil Mada 2 Entreprise spécialisée dans l'extraction par pression à froid d'huile végétale de haute qualit

Huile de baobab pure et naturelle extraite par pression à froid. Mbola misy hatrany ny menaka baobab 100% natoraly tsy m...
11/02/2026

Huile de baobab pure et naturelle extraite par pression à froid.
Mbola misy hatrany ny menaka baobab 100% natoraly tsy mitapoka na mifangaro produit chimique.
Mandefa en gros sy en détail.
Ho anao izay liana sy mila azy dia za misalasala miditra mp na miantso avy hatrany.
Contact 034 12 980 81/038 93 398 35
Livraison Tana-province à partir de 3000ar.
Misy ny prix de gros ho an'izay maka plus de 5litres.

NONI.Mbola misy hatrany ny jus noni pur, tsy mifangaro produit hafa. Manasitrana karazana aretina maro be, tsy misy effe...
02/02/2026

NONI.
Mbola misy hatrany ny jus noni pur, tsy mifangaro produit hafa.
Manasitrana karazana aretina maro be, tsy misy effet secondaire.
Ny vidiny tsy miova
1l 20 000ar
500ml 10 000ar

Samy savony vita @ huile de neem izy roa ireto, ny mampiavaka azy dia ity, ny iray 50% huile de neem (misy fangaro huile...
21/01/2026

Samy savony vita @ huile de neem izy roa ireto, ny mampiavaka azy dia ity, ny iray 50% huile de neem (misy fangaro huile hafa toy ny 30% huile baobab et 20% huile coco): izy ity tena anti-tache et anti-ride efficace be, ny manaraka indray savon neem 100%, tsy misy fangaro hafa ankoatra ny huile de neem iany: izy ity indray dia anti-fongique sy anti-bacterienne ary insecticide naturel, afaka handroana ireo olona manana olana @ aretin-koditra, afaka hamonoana biby kely amin'ny fambolena, afaka ampiasana hanaovana shampoing solide (hamonoana hao* anti-pou*)

Savon 100% naturel éclaircissant à base de masonjoany *saponification à froid*Ho anao izay te hanadio tarehy sy te hanaz...
19/01/2026

Savon 100% naturel éclaircissant à base de masonjoany *saponification à froid*
Ho anao izay te hanadio tarehy sy te hanazava hodi-tava, hanala karazana tâche amin'ny tarehy dia mety tsara ho anao ity savon ity.
100% efficace, efa nanaovana handrana ka tena nahitana vokatra tsara.
Manasa anao izay mbola tsy nanandrana, hanadrana ampiasa azy fa tena soa😊
Prix Unitaire 75g 5000ar
Misy ny prix de gros ho anao izay mbola hivarotra.

14/01/2026

Efa misy ny poudre baobab fotsy no lokony.
Efa fotoana ny fiakarany zaao dia zay no mahatonga azy fotsy no lokony. Rhf miha antitra ny fruit dia miova ho beige indray no lokony.
Prix tsy miova fa 40 000ar iany.

Efa misy ny huile de moringa oleifera fa mbola kely ny quantité, ho anao izay mila azy.50ml 9000ar 100ml 16 000ar150ml 2...
09/01/2026

Efa misy ny huile de moringa oleifera fa mbola kely ny quantité, ho anao izay mila azy.
50ml 9000ar
100ml 16 000ar
150ml 24 000ar
250ml 42 000ar
Livraison Tana-province à partir de 3000ar

Savon baobab exfoliant (tourteau moringa).Afaka hanaovana gommage, mi-frotte ny hoditra rehefa hanaovana do**he, manalef...
23/12/2025

Savon baobab exfoliant (tourteau moringa).
Afaka hanaovana gommage, mi-frotte ny hoditra rehefa hanaovana do**he, manalefaka sy manamandina ny hodi-tava...
Afaka hanasana volo, tarehy...
Prix Unitaire 6000ar
Manao livraison manerana an'i Madagascar.
Misy ny prix de gros ho anao izay mbola hivarotra....

Savon naturel neem 50% (saponification à froid).-Mety handroana, miaro ny hoditra amin'ny karazana aretin-koditra, manal...
21/11/2025

Savon naturel neem 50% (saponification à froid).
-Mety handroana, miaro ny hoditra amin'ny karazana aretin-koditra, manalefaka sy manamandina ny hodi-tava, tsy manamaina hoditra.
-Afaka hanasana tarehy, indrindra tarehy misy mony, panda, misy hodi-potsy... tena efficace.
-Afaka hanaovana shampooing solide, manala hao, angadrano...

Ho anao izay te hanao revendeur dia afaka miditra mp na miantso avy hatrany 034 12 980 81.

Vidiny 100g 5000ar
Misy ny prix de gros ho an'zay mbola hivarotra.

Araraoty fa mbola misy hatrany ny poudre de pulpe de baobab.  Tsy miova ny prix fa mbola 40 000ar iany ny kg.Couleur bei...
09/10/2025

Araraoty fa mbola misy hatrany ny poudre de pulpe de baobab. Tsy miova ny prix fa mbola 40 000ar iany ny kg.
Couleur beige marron.
Manao livraison manarena an'i Madagascar.
Contact: 038 93 398 35, 034 12 980 81.

Misokatra ho antsika foana ny orinasa Maki oil Madagascar ho an'izay hanao commande. Aza misalasala miantso ny 034 12 98...
29/09/2025

Misokatra ho antsika foana ny orinasa Maki oil Madagascar ho an'izay hanao commande.
Aza misalasala miantso ny 034 12 980 81 na mandefa mp, fa vonona foana izahay hanome ny soa sy ny tsara ho antsika mpanjifa. Mankasitraka antsika sahady😊

100% huile de neem naturelle, extraite par pression à froid. Anti-fongique, anti-bacterienne, anti-microbienne, anti-vir...
24/09/2025

100% huile de neem naturelle, extraite par pression à froid.
Anti-fongique, anti-bacterienne, anti-microbienne, anti-viral, antioxydant, anti-septique, insecticide naturel efficace.
Prix du litre 40 000ar
500ml 20 000ar
250ml 12 000ar
Peux de gros plus de 5litres 35 000ar.
Livraison Tana-province à partir de 3000ar.

Mbola misy hatrany ny poudre de baobab ho antsika mila sy mitady azy.*ny vidiny tsy miova fa mbola 40 000ar iany ny kg. ...
17/09/2025

Mbola misy hatrany ny poudre de baobab ho antsika mila sy mitady azy.
*ny vidiny tsy miova fa mbola 40 000ar iany ny kg. Misy prix de gros ho an'izay maka 5kg no miakatra.
*couleur beige marron.
*ny tsirony mamy marikiviky.
👉Tsara kalitao, 100%poudre baobab, tsy mifangaro produit hafa.
👉 mampitombo ny hery fiarovana, mampatanjaka, miaro ny vatana tsy ho farofy, afaka atao fanampin-tsakafo noho izy be calcium, vitamine, zinc, fer, magnesium..., mitahiry ny fitadidiana, manamafy ny taolana sy ny hozatra,mahasalama, tsy misy effet secondaire fa mitovy amin'ny fihinana voankazo rehetra iany ny baobab, mety amin'ny olon-drehetra...

Livraison Tana-province à partir de 3000ar.
Contact 034 12 980 81/038 93 398 35

Address

Morondava
619

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maki-oil Mada 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Maki-oil Mada 2:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram