SDSP Morondava

SDSP Morondava Service de District de la Santé Publique de Morondava

Salama iaby, anio Alakamisy 12/02/26, Nisy ny fiaonana teo Medecin Inspecteur , EMAD Ary ny Chef CSB 18 manerana ny SDSP...
12/02/2026

Salama iaby, anio Alakamisy 12/02/26, Nisy ny fiaonana teo Medecin Inspecteur , EMAD Ary ny Chef CSB 18 manerana ny SDSP MORONDAVA. Nisongadina tamin'izany ny :
👉Fifankahafantarana eo amin'ny MI vaovao sy ny Chef CSB.
👉 Fametrahana ny lamina sy fomba fiasa vaovao. Entanina ny Chef CSB hanaja ny antanantohatra raha misy tatitra halefa indrindra ny fifanajana eo amin'ny samy mpiara-miasa ho antoky ny fifankatiavana sy fahombiazana.
👉Fampahatsiahivana ireo tatitra tsy maintsy alefan'ireo CSB isan-kerinandro sy isam-bolana izay nohamafisin'ny EMAD.
👉Jeritodika mahakasika ny vokatra vaksiny nandritra ny taona 2025 ka nilazana ny Catégorie n'ny CSB tsirairay. Nanazava ny olana sedrainy izy ireo ary noezahina novahana izay azo novahana. Noresahina ihany koa mahakasika ny surveillance MEV
Ho tatitra.

08/02/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Hajatiana Séraphin, Jüst Ønē

👉Fahasalama manakaiky vahoaka🛑Hita sy tsapa fa nihanitombo ny Taha ny olona voan'ny tazomoka Tonga mamonjy ny CSB2 Beman...
05/02/2026

👉Fahasalama manakaiky vahoaka
🛑Hita sy tsapa fa nihanitombo ny Taha ny olona voan'ny tazomoka Tonga mamonjy ny CSB2 Bemanonga SDSP MORONDAVA. Tonga nanao be midina ny Mpiasa fahasalamana izay notarihin'i Medecin Inspecteur nanao fizahana ifotony tany amin'i Fokontany Tsitelo.

🛑Nisy tolotra ara-pahasalamana toy ny
✔️Fitsaboana ireo marary n'y tazomoka Ary maimaimpoana n'y fanafody
✔️fanaovambaksiny ho an'ireo Zaza latsaky ny 5 taona

🛑Namafisina ireo fepetra sakana amin'ny ady :
✔️tazomoka
✔️MPOX

05/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hajatiana Séraphin, Jüst Ønē

02/02/2026
01/02/2026
Nanatanteraka fidinana ifotony ny Ekipan'ny EMAD Morondava izay tarihin'i Medecin Inspecteur ny zoma 30 janoary 2026 nit...
01/02/2026

Nanatanteraka fidinana ifotony ny Ekipan'ny EMAD Morondava izay tarihin'i Medecin Inspecteur ny zoma 30 janoary 2026 nitsidika ny CSB2 MORONDAVA. Ny tanjona moa dia nihaona amin'ireo mpiara- miasa amin'ny maha mpitantana vaovao azy, nanao tombana ny asa vita tamin'ny taona 2025; ary nihaino ireo maharary. Tsy adino ny nampahery ny Ekipa amin'ny fanatanterahana ny asa masina izay nankinina tamin'izy ireo.

01/02/2026
26/11/2025

Address

BSD Morondava
Morondava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDSP Morondava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram