DRS Menabe

DRS Menabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DRS Menabe, Medical and health, Morondava.

Salama Tompoko. Izao hita amin'ny sary izao ny fivoaranan'ny asa fanamboarana HMP ao Ankilizato. Presque efa vita lalotr...
12/07/2020

Salama Tompoko. Izao hita amin'ny sary izao ny fivoaranan'ny asa fanamboarana HMP ao Ankilizato. Presque efa vita lalotra ivelany sy anatiny. Efa mametaka ny fils ny electrification ny efitra rehetra sy mametaka ny support na panne ry zareo izao. Vita ireo de mametaka ny panne rehetra de manafo. Ny olana de mbola tsy nanome devis n'y electrification n'io HMP io ny ONG H.I.E.R fa mbola nanontany n'y tenanay aty ny zavatra hampiasaina amin'io HMP io mahatonga anay manao demande ny courant force 150 KVA. Nohon'izany dia handefa email any @ H.I.E.R izahay momba ny service rehetra mitady courant matanjaka amin'io HMP io. Mankasitraka Tompoko. Dr RAVELOMANANTSOA Emile DRS Menabe.

Bonjour à tous.Raha nijery ny evolution ny asa ny HMP Ankizato ny tenanay androany 9 Jonathan dia efa mandalotra ny ivel...
09/06/2020

Bonjour à tous.
Raha nijery ny evolution ny asa ny HMP Ankizato ny tenanay androany 9 Jonathan dia efa mandalotra ny ivelany sy anatiny ny Enterprise. Ny salles d'hospitalisation no efa Vita tanteraka ny lalotra. Rehefa Vita ny lalotra amin'ireo bâtiments rehetra ireo vao mametaka ny charpente ry zareo hametahana ny tafo. Ireo afaka ireo sary ireo ny évolution n'y asa. Nanatona ny ONG H.I.E.R koa ny tenanay mahakasika ny electrification izay efa 2 mois no nandefasako n'y demande n'y devis momba io Hiro io avy any amin'ny central thermique hydro électrique dia mbola tsy vitan'ny siege central ndry zareo hono. Ireo ary amin'ny sary ireo n'y évolution n'y asa ao Ankilizato.
Mankasitraka Tompoko. Dr RAVELOMANANTSOA Émile. DRSP Menabe.

Salama ho antsika rehetra Io ny fivoaran'ny fanamboarana ny HMP ao Ankilizato. Fanotofana tany ny ireo Faritra iva sy fa...
02/05/2020

Salama ho antsika rehetra
Io ny fivoaran'ny fanamboarana ny HMP ao Ankilizato. Fanotofana tany ny ireo Faritra iva sy fametrahana ny charpente no asa manaraka ataon'ny entreprise.

Monsieur KAZIM Bakar membre de la société Révision 5000 a doté 100 masques lavables et gel mains désinfectant 4 bidons d...
28/04/2020

Monsieur KAZIM Bakar membre de la société Révision 5000 a doté 100 masques lavables et gel mains désinfectant 4 bidons de 5 litres aux personnels de santé de la Région Menabe aujourd'hui 28 Avril 2020. Le DRSP de Menabe au nom du Ministère de la Santé Publique a félicité le membre de la société Révision 5000.

Miarahaba antsika rehetra. Androany sabotsy 25 Aprily no tonga eto amin'ny seranam-piaramanidina eto Morondava ny entana...
26/04/2020

Miarahaba antsika rehetra. Androany sabotsy 25 Aprily no tonga eto amin'ny seranam-piaramanidina eto Morondava ny entana rehetra anjaran'i Menabe hiadiana amin'ny Covid-19 ato amin'ny Faritra. Vitantsika amin'ireto sary ireto n'y entana voaray eto aminy seranam-piaramanidina.

Salama daholo. Io ny bâtiment bloc opératoire ny SDSP de Vélo sur Tsiribihina. Efa tonga aty daholo ny entana fa n'y ins...
02/03/2020

Salama daholo. Io ny bâtiment bloc opératoire ny SDSP de Vélo sur Tsiribihina. Efa tonga aty daholo ny entana fa n'y installation no sisa hiandrasana ny techniciens avy any amin'ny Ministère hi installé azy ireo.

R***e régionale du premier semestre de Menabe.Natao teto Mahabo n'y R***e Régionale Menabe mba hanomanana sahady ny paik...
21/02/2020

R***e régionale du premier semestre de Menabe.
Natao teto Mahabo n'y R***e Régionale Menabe mba hanomanana sahady ny paikady ho entina hampianatra ireo indicateurs ao amin'ny Cadre de suivi d'Evaluation de Performance ato amin'ny Faritra Menabe. Izay niarahana amin'ireo mpiara miombonantoka miasa ato amin'ny Faritra Menabe.

Salama daholo. Io ny " évolution" ny asa ny hopitaly Manarapenitra Ankilizato. Eo ampanaovana ny remblage ny pièces tsir...
06/02/2020

Salama daholo. Io ny " évolution" ny asa ny hopitaly Manarapenitra Ankilizato. Eo ampanaovana ny remblage ny pièces tsirairay ry zareo Zao. Faritra Menabe.

03/01/2020
Miarahaba antsika rehetra mpiara miasa ato amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka tratrin'ny taona 2020 ity. Nohamari...
03/01/2020

Miarahaba antsika rehetra mpiara miasa ato amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka tratrin'ny taona 2020 ity. Nohamarihin'ny mpiasan'ny fahasalamana ato amin'ny DRSP ny Menabe @ fikarakarana ny zana-kazo ho volena ny 19 Janoary ho avy izao ny fifampiarahabana tratry ny taona arahin'ny fiarahan misakafo araka izao sary izao.

Miaraba ny mpiara miasa antsika rehetra miasa ato amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka. Indrindra fa ianareo Ray am...
31/12/2019

Miaraba ny mpiara miasa antsika rehetra miasa ato amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka. Indrindra fa ianareo Ray amandreninay rehetra tsy ankanavaka ao amin'ny Ministère. Mba hotahin'i Tompo Ka hitondra fahombiazana sy fahasalamana hoanareo anie io taona 2020 io.
Ireo ny nouvelles constructions aty Menabe: ny sary maromaro voalohany Dia HMP Ankilizato izay milaza ny fivoaran'ny asa. N'y faharoa dia bloc opératoire ny CHRD2 Vélo/Tsiribihina izay eo andala-pisokafana fa efa tonga ny matériels izay hampiasaina ao. Mankasitraka tompoko.

Bonjour mes collègues. Voici nos photos avec Mr Le SG du MSANP  après le CSEP à Morondava.
25/12/2019

Bonjour mes collègues. Voici nos photos avec Mr Le SG du MSANP après le CSEP à Morondava.

Address

Morondava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRS Menabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram