01/05/2026
🤝Miarahaba antsika mpiasan’ny fahasalamana rehetra eto amin’ny Faritra Menabe,
🤲Amin’izao fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Mpiasa izao dia tsy hay tohaina ny fankasitrahana sy ny fisaorana atolotra antsika rehetra miasa tsy an-kijanona, na andro na alina, amin’ny toe-javatra sarotra sy manahirana.
👏Mankasitraka ny ekipa DRSP MENABE zay tonga nanome voninahitra ny fankalazana androany ho an'ny fetin'ny asa zay niarahana tamin'ny Mpiasa rehetra ato amin'ny faritra zay notarin'Atoa Tale ny fahasalamana,
🌻“Ny asa no hajaina, fa ny mpiasa no anomezam-boninahitra🌻
👉”lohahevitra":
Mpiasa Malagasy fototry ny fanavaozana, antoky ny fampandrosoana!
ho antsika rehetra!
🙏MISAOTRA ny ekipa MAVITRIKA EEE!