24/04/2021
Mandritra ny fotoana crise ireto avy toe-po tsara ananana mba hanampy amin’ny fiatrehanao crise :
1- Mila ampy tsara tori-maso. (tsara raha am 21h00 raha tara indrindra)
2- Aza Matory miaraka amin’ny alahelo, tahotra, fahatezerana.
3- Jerevo amin’ny lafiny tsara ny fiainanao.
4- Ampitomboy ny fatokisan-tenanao, mifantoha amin'ny fahombiazanao.
5-Mila miteny amin’ny tenanao ianao zay zavatra tinao ho ita amin’ny fiainanao (10 à 15 mn)
6- Soraty zay fahombiaeanao androany ary apetaho amin’ny toerana talaky maso mba ho itanao fa zany hanosika ny hery tsara ao anatinao.
Mahombiaza.