Odilon NB

Odilon NB �� réussite dans la vie ��

🌡️💖💉Infirmièr généraliste 🥰🌡️

30/12/2025
❤️‍🩹🚨 PRESQUE EFA ISAN’ANDRO AHO MAHITA NOUVEAU CAS @ NY TRANGA VIH/SIDA ! 🚨❤️‍🩹Tena tsy vitsy intsony ireo olona voamar...
03/12/2025

❤️‍🩹🚨 PRESQUE EFA ISAN’ANDRO AHO MAHITA NOUVEAU CAS @ NY TRANGA VIH/SIDA ! 🚨❤️‍🩹

Tena tsy vitsy intsony ireo olona voamarina ho VIH positif tato ho ato…
Ary maro be no tsy mahalala mihitsy fa mitondra ilay otrik'aretina.

👇 Ireto fomba 3 tena mahazatra ahitana azy :

---

🔍 1) Rehefa manao VISITE MÉDICALE alohan’ny handeha any ivelany

Maro no hita fa VIH+ rehefa manao :
✔️ bilan pré-embarquement
✔️ fitiliana feno alohan’ny voyage
➡️ Raha tsy nanao test, dia tsy ho fantany mihitsy.

---

🤒 2) Rehefa marara ka manao consultation, vao hita fa VIH+

Rehefa miseho :

aretina miverimberina

havizanana

fihenan-danja

tazo maharitra
➡️ Dia vao hita ny tena antony : VIH/SIDA no ao ambadika.

---

🏥 3) Rehefa manao analyse alohan’ny fandidiana

Alohan’ny fandidiana rehetra dia atao fitiliana :
✔️ fandidiana lehibe
✔️ fandidiana kely
✔️ na fandidiana tsotra

➡️ Tsy vitsy no gaga rehefa mivoaka ny valiny : VIH positif nefa tsy nisy soritr’aretina akory.

---

⚠️ TENA MIPARITAKA IZY ITY — SAINGY MISOKA MANGINA

Ny VIH dia tsy miseho avy hatrany.
Matetika TSY MISY soritr’aretina mandritra ny taona maro.
Izay indrindra no mahatonga azy miparitaka be.

👉 NOHO IZANY, mila manao fitiliana isika rehetra.
👉 Arovy ny tenanao.
👉 Arovy ny vadinao, ny sipanao, ny havanao.

---

❤️ NY FITILIANA NO FOMBA FIAROVANA TSARA INDRINDRA

Aza miandry ho marary vao mitsabo.

✔️ Raha fantatra aloha → azo tantanana
✔️ Azo raisina maimaim-poana ny fanafody (ARV)
✔️ Azo antoka tsara ny fiainana lava sy ara-dalàna

Tsy mahafaty intsony ny VIH raha voatsabo ara-potoana.

---

🏥 MISY FITILIANA MAIMAIMPOANA @ HÔPITALIM-PANJAKANA REHETRA

➡️ Confidential
➡️ Tsy mandoa vola
➡️ Tsy mila matahotra na menatra

ENTO KOA ny vadinao na ny olon-tianao mba hiarovana ny fiainanareo.

---

❓ Fanontaniana ho anao : efa nanao fitiliana VIH ve ianao ?

Soraty eo ambany ny valinao ⬇️⬇️⬇️

03/12/2025

💖🥰💖

27/11/2025
💉🌡️💖
11/11/2025

💉🌡️💖

💖💖🌡️💉 appareil circulatoire et appareils respiratoire 💖🌡️💉
11/11/2025

💖💖🌡️💉 appareil circulatoire et appareils respiratoire 💖🌡️💉

04/11/2025

💖🥰🥹maman avec mes petits frères 💖🥹

04/11/2025

���je suis pas en boss pas encore mais je travaille comme en boss je vu comme en boss je marche comme en boss ��

Address

Nosy-Be

Telephone

+261324129911

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Odilon NB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Odilon NB:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram