
24/05/2024
Soins de proximité nataon'ny Équipe Santé tany Sahavato ny 2-3 Mey 2024:
- Fizahana maimaim-poana : 635
- Fisafoana vehivavy bevohoka : 68
- Fandrindram-pianakaviana : 95
- Fitliana tsy fanjarian-tsakafo
- Fitsapana tosi-drà
- Famoran-jaza: 92