Natoraly Plus Sambava offisialy

Natoraly Plus Sambava offisialy 🌺Natoraly plus sambava Offisialy dia mitondra fahasalamana ho anao 100%
🌺Tél: 032.44.161.28/038.64.640.09

Hiresaka mahakasika : Ny atao hoe " Règle douloures" isika androany ?⏩Ny vanim-potoana maharary, antsoina koa hoe dysmen...
25/09/2025

Hiresaka mahakasika : Ny atao hoe " Règle douloures" isika androany ?

⏩Ny vanim-potoana maharary, antsoina koa hoe dysmenorrhea, dia fanaintainan'ny kibo sy ny valahany izay mitranga mandritra ny fadimbolana amin'ny vehivavy sasany. Ireo fanaintainana ireo dia mety ho malefaka na mafy ary mety miaraka amin'ny soritr'aretina hafa toy ny kibo, maloiloy, mandoa, aretim-pivalanana, aretin'andoha, ary fanina.

⚠️Inona no mahatonga ny Règle douloures io ary o ?

Ireto misy antony maromaro :

1_ : Mampijaly ny tranon-jaza mba hamoahana ra tonga fotoana.

2_ : Ny prostaglandine dia hormone novokarin'ny tranonjaza izay mandrisika ny fihenjanan'ny tranonjaza ary mety miteraka fanaintainana.

3_ : Ny fiovaovan'ny hormonina mandritra ny fadimbolana dia mety miteraka fanaintainana.

4_ : Ny olana ara-behivavy sasany toy ny Endometriozy, fibrome tranon-jaza, kista ovarian, ary otrikaretina ny valahana dia mety hiteraka azy ihany koa.

5_ : Ny tantaram-pianakaviana misy fadimbolana maharary dia mety hampitombo ny mety hisian'izany.

6_ : Ny adin-tsaina, ny tsy fahampian'ny fanatanjahan-tena, ary ny sakafo tsy voalanjalanja dia mety hampitombo ny soritr'aretin'ny règle douloures.

Manana vahaolana afaka aroso ho anao Natoraly Plus Sambava offisialy _Sambava Antaimby Ampitan'ny Biraony Fokontany _ 032 44 161 28 / 038 64 640 09

24/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Cyclone Jhôkwe, Roberason Tolotra, Olivio Jean, Jojo Galany, Henryel Avøtra, Alexandre Mdg, Ålfręd Røyål, Jean Orlando RZ, Anto Nïö, Nazaré Nazaré, Wuįr Kįng, Jhon Jhonny, Erick Ratsim, Rick Isjao, Vanille Soa, Vęr Jūlęs

♦️ANAO TSARY NAHAZO HAFIZANY @ RS IO♦️Maro tsy araiky tsy aroa olo mitretre tsy mba mahazo fafinaretana koa fa miaraka a...
23/09/2025

♦️ANAO TSARY NAHAZO HAFIZANY @ RS IO♦️

Maro tsy araiky tsy aroa olo mitretre tsy mba mahazo fafinaretana koa fa miaraka amin'olon-tiàny. Ndrindra viavy tsary nahay hoe manakory ma mi-jouir zaigny na mandaiha orgasme zaigny.

👉Voalohany malaoh stress mbô alamino saigna, tsisy olo tsy mafy asa, tsisy olo tsisy problème ary tsisy olo tsy miasalaoha fa hiento maora, kafa harivariva ny andro de miezaha positif fao.

👉Tsy 20cm araka nieritreretinao niny lalahy zay vo tegna mahafa-pô fa ny taille moyenne de 13,6cm faogna izy en érection zaigny hoe sady tsy mampijaly anao no mahafa-pô vadinao.
Satria ninao efa nambarako 9 à 10cm ny halalignany ka excité anao. Tiako ambara tsy ny taille no mikônty fa fahaizany vadinao mizah point G nao faogna.

👉Tsy adidy kay hiforcegna anao aminazy fa fafinaretana hoanandre mpifankatia.
viavy de tsy maintsy misy partie koa fa tanàgna de tianao be zay, ka mbaola tsy hainy ramose i rah io, ambarà azy fa miankiny aminjaigny fafinaraitagnanao.
Kitia aketahao ouah, safosafoa tsarabe edy zi ou ouah😂
Tôkony sakinao mivaolagna rah karazaigny fa tsy rah mitsilopilopy ely ake fao.

👉Mbo migiaha rano, i rano io ilaigny feky am vatana, ny sasany baka molotro fa vakivaky, tongotro mavomavo tsy ampy rano. Miezaha mbo migiaka rano anao 1,5Litre isan'andro de ampiakarinao arakaraka poids nao. Malaky mampamando ambany agny ka izio.

👉Miezaha mba mankafy rah ataonolo aminao,fao na hisesy i taogna io tsy hoavy mintsy ninao io ka adin-tsaigna ave plafond tsy valoko fao rah dinihinao. Hankafiza izy fa izy fanagnanao.

Natao iz ity, ary important be ka mila hianaranao tsieliely rah volaniko zaigny,aza magnano kara fontsy alavo io fa tsy hoavy io ka tsy hietsiky anao🙌

👉Raha tsy mahavita dévoire ny lehilahy mampiasao wa
👉Raha tsy manana envie mihintsy, tsy mazoto manao RS mampiasao
👉Raha maty andavaka ny balita anao mampiasao
👉Raha tonga aloha loatra ny fotsy kely de mba mampiasao wa
👉Raha mba te hatanjaka sy te hampiakatra ny hery fiarovana mampiasao

Adresse : Sambava Antaimby ampitan'ny Biraony Fokontany
Tél : 032 44 161 28/038 64 640 09

 _Manala Kambo_Manala bouton_Manamaina fery aingana be_Manala hidihidy amin'ny vatana_Manasitrana éczémaHitanao ato Nato...
22/09/2025



_Manala Kambo
_Manala bouton
_Manamaina fery aingana be
_Manala hidihidy amin'ny vatana
_Manasitrana éczéma

Hitanao ato Natoraly Plus Sambava offisialy Antaimby Ampitan'ny Biraony Fokontany Tél : 032 44 161 28/038 64 640 09

  infertilité ..Ity izao Vaovao mahafaly vao azoko androany 22 Septemebre 2025Saika tsy Nino izy valiny ilay teste de gr...
22/09/2025

infertilité
..Ity izao Vaovao mahafaly vao azoko androany 22 Septemebre 2025
Saika tsy Nino izy valiny ilay teste de grossesse lasa 🥰
Efa ela be mba naniry te ahazo Zaza saingy tsy nety nahazo mihitsy izy efa nandeha t'aiza2 fa rehefa tonga tato Natoraly Plus Sambava offisialy dia Traitement 10jours na 10 andro monja no vitany dia izao nitoe-jaza izao.
Tongava SOA ny vahiny kely maman e🙏🥰

Natoraly Plus Sambava offisialy Adresse : Sambava Antaimby Ampitan'ny Biraony Fokontany
WhatsApp : 032 44 161 28

De otr'izao izy rehefa mivoaka avy a😂😂Na sofina...na molotra...na takolaka...na maso, sns🤣🤣🤣
18/09/2025

De otr'izao izy rehefa mivoaka avy a😂😂
Na sofina...na molotra...na takolaka...na maso, sns🤣🤣🤣

VAHAOLANA TENA ‍AZO ATOKA 100% HO ANAO EFA NIALA NENINA TAMN'NY FITSABOANA MARO SAMY HAFA.🎀Aretin'Aty rehetra ️(Hépatite...
17/09/2025

VAHAOLANA TENA ‍AZO ATOKA 100% HO ANAO EFA NIALA NENINA TAMN'NY FITSABOANA MARO SAMY HAFA.

🎀Aretin'Aty rehetra ️(Hépatite A/B/C, Aty mivonto, sy Matavy)
🎀IST rehetra (Condylome, Herpès, Syphilis, Blénnoragie,sns)
️🎀Fivontosan'ny Prostate, Impuissance, Ej*******on précoce
🎀Sinusite, Rhinite Allergique
️🎀Hémorroïde interne/Externe
🎀Appendicite, Rein misy Vato
🎀Aretina Rhumatisme, Goutte, Arthrose, Nerf sciatique

👉HO ANAO SAHIRANA
🔺️Miitady Zaza
🔺️Marary Lohategna rehefa tonga règle na fadim-bolana
🔺️Trouble hormone
🔺️Salpingite
🔺️Bartholinité, sns...
🔺️Fibrome
🔺️Kyste

👉AO KOA PAPA
↪Malemy filahiana (Tsy ampy force)...maty an-davaka
↪Mora tonga ny spèrme
↪Mivonto ny testicule (Epididymitis)
↪Tsy misy spèrme na tsy ampy kalitaon'ny spèrme

👉MARO KOA NO AMPIJALIN'NY :
🔵Cysticercose
🔵Vavony misy fery, misy rivotra, Tsy mahalevon-kanina,sns.
🔵Asthme, Sohika, Aretim-po
🔵Tosi-drà Avo
✔Fa rehefa tratrany ireo aretina ireo kosa enao...efa manana traitement azo antoka ho Anao izahay ato amin'ny Natoraly Plus Sambava offisialy

Midira Mp avy hatrany fa omena anao ny vaholana...sy fitsaboana tena azo antoka 100% Natoraly topoko...

_Adresse : Sambava Antaimby Ampitany Biraony Fokontany
Tél :032.44.161.28 / 038.64.640.09

💁‍♂️NATORALY PLUS SAMBAVA FITSABOANA NATORALY AZO ANTOKA 100%

17/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Beatrice Melanie, Anjelco Jean, Lily Wap, Baomba Tonic, Denise Octavienne, Hyas Enyah, R'b P'tatho, Olii Scã Sourrelus Syndorah, Dagaman Lio, Ortancia Kessy, Flø ʬɸʬ

Miarahaba antsika rehetra.Ito ary ny torohevitra ho an'ny anareo izay te hiteraka lahy na te hiteraka vavy.👶Raha lahy ke...
17/09/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Ito ary ny torohevitra ho an'ny anareo izay te hiteraka lahy na te hiteraka vavy.

👶Raha lahy kely no tadiavinao : Amin'ny jour d'ovulation mihintsy ianareo no manao firaisana.

🧑Raha vavy kely tadiavinao : 3 andro mialohan'ny jour d'ovulation ianareo no manao firaisana. Ohatra hoe Alarobia ny jour d'ovulation anao Dia ny Alatsinainy ianareo no manao firaisana.
Ho an'ireo mitady zazavavy:

🎀 Mihinana légumes in 3 isan'andro
🎀 Fadio ny henakisoa sy ny matière grasse.
🎀 Mihinana trondro matetika atao solon'ny protéines.

💁‍♂️Averiko kely :

Jours d'ovulation = Cycle - 14 jours.ohatra raha manana cycle 30 andro ianao: 30 -14 = 16 e jour d'ovulation anao.

🙏Torohevitra ihany reo tompoko fa araho vavaka ihany na izany aza.

Zarao @ hafa raha mahasoa anao ary.

👉Ho anareo maniry hahazo zaza tongava miresaka fa mandray anao foana izahay.

Samia ho tahin'Andriamanitra ary e🙏🥰

🙏Raha mety aminao andramo, raha tsy mety aminao kosa afaka ajanona fa tsy maninona...fa efa maro no efa nahazo izay🙏

✔Vahaolana 100% hoan'ny Aretina Rhumatisme ; Goutte ; ary arthrose    : fanafihan'ilay bacterie "streptocoque bêta-hémol...
16/09/2025

✔Vahaolana 100% hoan'ny Aretina Rhumatisme ; Goutte ; ary arthrose

: fanafihan'ilay bacterie "streptocoque bêta-hémolytique" ny vanintaolana....Avy amin'ny nify goaka tsy voatsabo araka ny tokony ho izy, na ny aretin-tenda matetika koa aza.

⚠️Aona ary ny fisehon'ny aretina Rhumatisme zany ???

✍️Marary mangotsokotsoka ny vanintaolana any amin'ny
👉
✍️Mora reraka ilay olona, marary ny sy ny ;...ary matetika dia rehefa vanim-potoana mangatsiaka no tena mampihetsika azy io ...
.....Na ankizy,na tanora ,na lehibe, na antitra dia mety ho voan'ity rhumatisme ity avokoa.

🔆"Rhumatisme articulaire aigüe" ny fiantso ny aretina raha vao miantomboka.

🔆 "Rhumatisme articulaire chronique" ny efa lasa lavitra....Tadidio fa raha tsy voatsabo ara-potoana izy io,dia miteraka fahavoazana any @ taova: fo; aty; sarakaty; voa; sns...

: Fiandronan'ny "acide urique" ao amin'ny vanintaolana....Matetika avy amin'ny fihinanana sakafo matsiro be loatr na menaka be tafahoatra; sy beepisy; simika; alkaola; gaz;sns...🍷🍕🍖
....Manaintaina toy ny voatsindrona fanjaitra be dia be ,ny vanintaolana.....Any amin'ny lohalika; haton-tongotra; ratsan-tongotra; ratsan-tanana.Mety hiparitaka any amin'ny vantana iray manontolo mihitsy.

Mivonto mihitsy ny tonon-taolana rehefa grave ny goutte
Tsy mahazaka hatsiaka fa vao maika mampanaintaina azy zany ; manorisory; mandreraka ;mankarary an-doha;sns..

: Fahalanian'ny tsoaka(cartillage) any @ taolana. Amin'ny ankapobeny, dia 60 taona no ho miakatra 'reo voan'ny arthrose.......Tahaka izao ny tranga maneho ny fisiany: Mipoaka ny taolana; lasa tsy mahavita ny asa na fihetsika fanaony teo aloha ilay olona Ohatra hoe: Tsy mahavita manainga ho ambony ny tànana; tsy afaka mandeh an-tongotra ela intsony sns.....Marary mifanintona ny vanintaolana raha vao ahetsika !!!!Tsy mahazaka "faux mouvement" Mety ho lasa manjoko ilay marary ;na mivilana ny ratsany; sns...
Mampijaly ireo aretina ireo,hoan'ireo voany... Kanefa azo sitranina tsara amin'ny alalan'ny vokatra tena natoraly azo antoka 100% ato amin'ny Natoraly Plus Sambava offisialy ...

_Adresse Sambava Antaimby Ampitan'ny Biraony Fokontany raha mila fanazavana fanampiny sy fitsaboana dia afaka miantos ny laharana : 032.44.161.28/038.64.640.09

📛CONDYLOME ➡️Ny condylome dia azo avy aminy virus HPV ( Humain Papilloma Vuris) . Miforona eo aminy taovam-pananahana ny...
15/09/2025

📛CONDYLOME
➡️Ny condylome dia azo avy aminy virus HPV ( Humain Papilloma Vuris) . Miforona eo aminy taovam-pananahana ny lahy na vavy . Ny mampiafaka azy aminy Herpès génital , toy ny kambo kely ny condylome fa ny Herpès génital dia mibotsin-drano ( bouton kely mitokatokana na mitambatra)

📛📛Misy karazany ny fiforonany ny condylome 📛📛

♦️Condylome acuminés : maniry kely tahakan'ny kambo , marokoroko rehefa tsapaina ary tahakan'ny sangan'akoho lahy ny paoziny .

♦️Condylomeve papuleux : maniry toy ny kambo ihany fa manopy mainty mitovy loko aminy oditra mihitsy ary malamalama indray rehefa tsapaina .

♦️Condylome plan : dia tâches kely fotsiny vokatrin'ny hidihidy .

📛📛📛Fisehony 📛📛📛

♨️♨️♨️Misy perte sady mangididy, misy perte sady misy fofona, marary vao manao Rs, mangirifiry vao mipipy, maina lava ny vagin, mangididy lava ny vagin, mangididy lava ny pénis, tsy mety velona ny pénis, misy fofona ny spermatozoïdes, sns...

🔼Toerana ahitana azy :

Vody , vagin ( ivelany na anatiny) , pénis

❌❌❌Mifindra aminy ❌❌❌

⛔Firaisana ara nofo
⛔ Fifanorohana
⛔Fanaovana Rs any aminy vody
⛔Fisolosolona olona hiarahana
⛔Fifonona vagin / pénis, sns ...

❌❌❌Effet secondaire ❌❌❌

👁️Mitarika cancer ♋
👁️ Mitarika fahamombana
👁️ Lefak'ozatra
👁️ Maina lava ny vagin, sns ..

✔Azo tsaboana tsara aretina Condylome, ary efa maro ireo sitrana


🔰Sambava Antaimby Ampitany Biraony Fokontany

📞032.44.161.28/038.64.640.09

14/09/2025

Natoraly Plus Sambava offisialy Mandray anao...misokatra hatramin'ny Alahady izahay topoko

Address

SAMBAVA AMPITAN'NY BIRAO FOKONTANY ANTAIMBY
Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natoraly Plus Sambava offisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram