MAITSOALA-Massage

  • Home
  • MAITSOALA-Massage

MAITSOALA-Massage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MAITSOALA-Massage, Massage service, 05 Rue grandidier bazar bé tamatave( en face croix rouge), .

08/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Azara Fity, Matota Nazay, Koko Keen

Ho fanomezana fahafahampo ho antsika panjifa, misokatra hatrany izahay ny alarobia faha 11 desambra 2024 izao. 💆‍♂️💆‍♀️✅...
09/12/2024

Ho fanomezana fahafahampo ho antsika panjifa, misokatra hatrany izahay ny alarobia faha 11 desambra 2024 izao. 💆‍♂️💆‍♀️

✅MAITSOALA-Massage en face de Croix Rouge Bazary Be

🎃𝐇𝐚𝐥𝐥𝐨𝐰𝐞𝐞𝐧 𝟐𝟎𝟐𝟒🎃Misokatra hatrany izahay ny 01 sy ny 02 novembre 2024 izao. ✅Massage relaxant✅Massage réflexologie ✅Mass...
31/10/2024

🎃𝐇𝐚𝐥𝐥𝐨𝐰𝐞𝐞𝐧 𝟐𝟎𝟐𝟒🎃

Misokatra hatrany izahay ny 01 sy ny 02 novembre 2024 izao.

✅Massage relaxant
✅Massage réflexologie
✅Massage anti-stress

Mitongava mitsidika sady andro tsy fiasana ny rahampitso 🤩

"𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚, 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚".🌿Fantatrao ve ireo fotoana tena tsara hanaovana massage?✅ Amin'ny fol...
30/09/2024

"𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚, 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚".🌿

Fantatrao ve ireo fotoana tena tsara hanaovana massage?

✅ Amin'ny folakandro
✅ Aorian'ny fiezahana ara-batana (sport...)
✅ Mandritra ny pause déjeuner
✅ Alohan'ny hiatrika tontolon'andro

♦️Izahay ato amin'ny MAITSOALA-Massage dia manome fahafaham-po anao amin'ireo ora maha afaka ny daholobe:

⌚𝐇𝐞𝐮𝐫𝐞 𝐝'𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫𝐭𝐮𝐫𝐞 : 7h30 manao "heure continue"
⌚𝐇𝐞𝐮𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐟𝐞𝐫𝐦𝐞𝐭𝐮𝐫𝐞: 18h00

Koa tongava arany fa équipe professionnelle no sady manana traikefa no mandray anao.

💆‍♀️𝐌𝐚𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐑𝐞́𝐟𝐥𝐞𝐱𝐨𝐥𝐨𝐠𝐢𝐞  ♦️Ireo voka-tsoa 3 azo avy amin'ny "Massage Réflexologie":✅ 𝑀𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎 𝑓𝑖𝑡𝑜𝑛𝑖𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜...
24/09/2024

💆‍♀️𝐌𝐚𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐑𝐞́𝐟𝐥𝐞𝐱𝐨𝐥𝐨𝐠𝐢𝐞

♦️Ireo voka-tsoa 3 azo avy amin'ny "Massage Réflexologie":

✅ 𝑀𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎 𝑓𝑖𝑡𝑜𝑛𝑖𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑣𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎
✅ 𝑀𝑎𝑛𝑎𝑚𝑎𝑖𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖ℎ𝑒𝑛𝑗𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑎-𝑏𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎
✅ 𝑀𝑎ℎ𝑎𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑘𝑜𝑟𝑖𝑎𝑛𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑅𝑎̀

➡️Tongava mitsidika an'ny MAITSOALA-Massage fa mirary dia mirary ny "tarif". Ary équipe professionnelle no mandray anao. 👍

🚩 Bazary Be en face de la Croix-Rouge, à côté de NOVELTA
📲+261 38 15 190 89

17/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Holy Rakotonirina, Asmah Mk

Nous sommes toujours ouverts pour ce jeudi 15 août 2024 🥰
13/08/2024

Nous sommes toujours ouverts pour ce jeudi 15 août 2024 🥰

‼️PROMO DE LA SEMAINE‼️Massage général à seulement 15 000Ar pour 1h00🥰On n'attend plus que vous!!🤩🥳 Premier arrivé, prem...
05/08/2024

‼️PROMO DE LA SEMAINE‼️
Massage général à seulement 15 000Ar pour 1h00🥰

On n'attend plus que vous!!🤩🥳 Premier arrivé, premier servi.

Stressé lava ve ianao⁉️Ny "massage facial" ato aminay dia manampy haingana amin'ny fanalana "stress", izay tena ilaintsi...
22/07/2024

Stressé lava ve ianao⁉️
Ny "massage facial" ato aminay dia manampy haingana amin'ny fanalana "stress", izay tena ilaintsika mpiasa mba ahatanterahantsika ireo andraikitra isankarazany izay iandreketantsika eny amin'ny toeram-piasana.

‼️Reradreraky ny asa ve ianao?‼️ Indreto arany ny ora fisokafanay mba ahafahanao mandamina ny fotoana izay maha afaka an...
03/07/2024

‼️Reradreraky ny asa ve ianao?‼️ Indreto arany ny ora fisokafanay mba ahafahanao mandamina ny fotoana izay maha afaka anao:

✅ Du lundi au samedi: à partir de 7h30 jusqu'à 18h00
✅ Dimanche: sur rendez-vous seulement

Tongava arany mitsidika an'i MAITSOALA-Massage satria sarobidy aminao ny fahasalamanao💆‍♂️

‼️𝐀𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐌𝐞𝐧𝐬𝐮𝐞𝐥‼️Vaovao be hoantsika mpanjifa: efa afaka manao abonnement mensuel isika amin'izao, sady amin'ny "ta...
01/07/2024

‼️𝐀𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐌𝐞𝐧𝐬𝐮𝐞𝐥‼️

Vaovao be hoantsika mpanjifa: efa afaka manao abonnement mensuel isika amin'izao, sady amin'ny "tarif" mirary dia mirary. Tongava ary mitsidika MAITSOALA-Massage Bazary be, en face de la croix rouge, route vers domaine.

Miarahaba antsika rehetra ndray ooo!!!Tena efa manomboka mangatsiaka Ilay andro ry ireto ann,,, amin'ny vanin'andro taha...
20/06/2024

Miarahaba antsika rehetra ndray ooo!!!

Tena efa manomboka mangatsiaka Ilay andro ry ireto ann,,, amin'ny vanin'andro tahak'izao tokoa moa no tena miseho n'y aretina rehetra.
👉ka noho izany Dia aza adino n'y mikarakara vatana ato aminay f manampy n'y Hery fiarovana n'y fanaovanao "massage"🥰
👉Tsika samy Salama no tanjona ka inona koa Ary no andrasana f Tongava aty bazar bé en face croix rouge eee, vonona handray anareo tsara izahay👍

Tel:038 15 190 89

Address

05 Rue Grandidier Bazar Bé Tamatave( En Face Croix Rouge)

Opening Hours

Monday 07:29 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00

Telephone

+261381519089

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAITSOALA-Massage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share