Ilo Vaika

Ilo Vaika Production et vente des produits bio et naturels pour la santé

Tonga indray ity ny vokatry vaovao be ato @ ILO VAIKA 👍Ho antsika zay manana volo : 🔹manify🔹Miangotra🔹Misy angadrano🔹Tia...
10/02/2025

Tonga indray ity ny vokatry vaovao be ato @ ILO VAIKA 👍
Ho antsika zay manana volo :
🔹manify
🔹Miangotra
🔹Misy angadrano
🔹Tiana ho malefaka
👉Inty ary ny vahaolana mety amintsika.
Ka vonjivonjeo ary sao tara e! Tongava mp na antsoy ny 0347426200 na 0333266423

👉FANTARO FA NY CONSOUDE  DIA manampy amin'ny fiavaozan'ny selan'ny hoditra, mampitony ny fanaintainana amin'ny hozatra a...
24/03/2024

👉FANTARO FA NY CONSOUDE DIA manampy amin'ny fiavaozan'ny selan'ny hoditra, mampitony ny fanaintainana amin'ny hozatra ary manasitrana ny aretin'ny vanin-taolana

Natao menaka izy mba ho haingam-piasa kokoa. Jifao Ary ny anjaranao ato amin'ny

⭕ 12000 Ariary
⭕ Manao livraison

Ho Salama daholo ei!!! Tsy afenina ny zava-mahasoa👇Ireto indray ary ny vokatra misy ato   Tsara avokoa ireo fa samia mij...
11/02/2024

Ho Salama daholo ei!!!
Tsy afenina ny zava-mahasoa👇

Ireto indray ary ny vokatra misy ato
Tsara avokoa ireo fa samia mijery izay ilaina ho fikoloana ny fahasalamana
Vidiny tokana tsy miova: 12000 Ariary ny 100 millilitres

Ho antsika ilay manana volo miongotra sy tsy mety ho lava ity: 👇👇👇🌿Misy ho an'ny volo koa ny huile végétale ILO VAIKA an...
28/01/2024

Ho antsika ilay manana volo miongotra sy tsy mety ho lava ity: 👇👇👇

🌿Misy ho an'ny volo koa ny huile végétale ILO VAIKA an!!
👉 Manala angadrano
👉Mampahalefaka ny volo
👉Mahatanora lalandava ny volo

Mety amin'ny karazam-bolo rehetra io an
Prix : 10 000 Ariary ny 100 ml

20/01/2023
20/01/2023

"ILO VAIKA"

Ny ilo Vaika dia menaka vita @ zava-maniry karazany maro izay manasitrana aretina maro sarotra sitranina.

Address

Rn7
Tanjombato

Telephone

+261344457692

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilo Vaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share