Tia Glace Tamatave

Tia Glace Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tia Glace Tamatave, ambolomadinika tamatave, Toamasina.

👋👋hello.Fantatrareo vé fa efa mahery ny 10 ny parfum misy ato aminay?Parfum sésame Zao an'isany parfum vaovao bé mankafy...
14/11/2024

👋👋hello.
Fantatrareo vé fa efa mahery ny 10 ny parfum misy ato aminay?
Parfum sésame Zao an'isany parfum vaovao bé mankafy sahady.
Tongava ry zareo fa mafana n'y andro a.🥰🍧🍨
2000ar monja n'y boule de glace🍧🍨♥️

Coucou daholo ❤️Maninona moa ra atomboka  gâteau mamy bé ity ity semaine vaovao ity?Akotrany glace🍨🍧 Zay nafataranareo a...
21/10/2024

Coucou daholo ❤️
Maninona moa ra atomboka gâteau mamy bé ity ity semaine vaovao ity?
Akotrany glace🍨🍧 Zay nafataranareo anay Dia mandray commande gâteau 🍰🎂🍮ko izahay .
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.❤️💝

11/08/2024
Chers clients, nous vous informons que nous sommes en congé annuel .😉Nous vous donnons rendez vous au mois de Septembre ...
04/07/2024

Chers clients, nous vous informons que nous sommes en congé annuel .😉
Nous vous donnons rendez vous au mois de Septembre 2024.🌝
Bonne vacances à tous et à toutes. 🙂
↕️🥰😶‍🌫️
(Sary tany ho any 🤣)

Bonne fête à tous les Papas 🥰💪🙏Mirary SOA ho anareo rehetra.Faly ihany ko izahay manolotra anareo ireto vokatra vaovao i...
16/06/2024

Bonne fête à tous les Papas 🥰💪🙏
Mirary SOA ho anareo rehetra.
Faly ihany ko izahay manolotra anareo ireto vokatra vaovao ireto🥰🤩❤️
À très bientôt 🍨🥰🏝️🌹
Gâteau glace 🍨💟🎂🍰

04/06/2024

Ouay zany izy🤩🌅🍦🍨
Sady mafana anie zany andro zany e?🏝️
Inona moa zany manakana antsika tsy ihinana ireto glace matsiro bé ireto, Sady tsy lafo bé anie izy ireto ato aminay e!🤩
Tongava fa ho afapo ianareo 💟🤍
🛑 Prix a partir 1500ar
🛑Lieu: entre pharmacie vonjy sy soupes les spéciales ambolomadinika.
🛑📞 0389728105

Product/service

Salama daholo o!Nafinaritra ahy ity Dia MBA zaraiko, tohina Kely n'y foko❤️ nahita ity publication ity satria tena tsy n...
03/06/2024

Salama daholo o!
Nafinaritra ahy ity Dia MBA zaraiko, tohina Kely n'y foko❤️ nahita ity publication ity satria tena tsy nampoiziko.🌹

Mankasitraka madame t@fanohanana fa tena tsy nisalasala ianao nanao pub ho anay.ho tafita indrindra🤩
(Ilay madame tena sariaka no manja Kely 🥰, mora Sady tsara ko n'y entana ao amzareo)

Salama daholo tompoko.🤩🥰Ela ela tsy nanao promotion isika o?😊☺️🍦Ndao ary ankalazaintsika Kely ity journée des deputés ra...
28/05/2024

Salama daholo tompoko.🤩🥰
Ela ela tsy nanao promotion isika o?😊☺️🍦
Ndao ary ankalazaintsika Kely ity journée des deputés rampitso ity e😆,Sady ho fanentanana antsika hifidy.🤍
📢 Aza adino aloha fa misokatra izahay rampitso🏝️🌅
👉👉Izay 10 Tonga voalohany mividy glace ato aminay ka avy nifidy dia mahazo remise 1000ar🍨🍧🍦. (Jerenay Ilay Marika iny an.)😄😉.
Soavamandry daholo ary Dia Samy ho tratry n'y rampitso.🥰😘

Hi 👋👋❤️Eny tompoko,misokatra izahay androany fa tongava daholo an😍 Sady complet tsara n'y parfum antsika  ato. 🍧🍨🍦🌹Mandr...
09/05/2024

Hi 👋👋❤️
Eny tompoko,misokatra izahay androany fa tongava daholo an😍 Sady complet tsara n'y parfum antsika ato. 🍧🍨🍦🌹
Mandrampihaona ary o 😍

Address

Ambolomadinika Tamatave
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261389728105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Glace Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram