05/09/2025
☀️𝐈 𝐀𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝟐𝟖 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐥𝐨𝐦𝐚𝐝𝐢𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚.
Nandritra ny fotoana fitondrana vohoka🫄, dia nanapa-kevitra izy fa hitandrina ny fahasalamany sy ny zaza ao ambohoko izay torohevitra nomen'ny Rasazy🧑⚕️ azy.
Nisafo sy nanao fijerevam-pahasalama feno izy, ka anisan’izany ny fanatanterahana écho obstétrical.
Tamin'ny alalan'ny écho obstétrical, dia hita ireo antsipirihany manan-danja momba ny zazakely sy ny toepahasalamany ary harakany tsara ny fitombon'ilay zaza, toy ny lanjany sy ny toerana misy azy ao an-kibony.
Feno tsiky😄 sy hafaliana lavitra ny ahiahy sy ny tahotra i Aina eo ampitondrana vohoka sy ampiandrasana ny vahiny Kely satria hainy ny toepahasalamany ary Salama tsara izy sy ilay zaza kely.
Vita tsara ny fiterahana, ary niteraka 🧑🍼zaza lahy salama tsara izy.
Taorian'ny fiterahana🧑🍼, dia nanao fety terabao ny fianakaviana samy naneho hafaliana fa tonga vahiny mafatifaty kely.
Ny hafatr'i Aina :
𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐫𝐨𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐢𝐩𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐡𝐨𝐤𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚
𝐅𝐚𝐦𝐩𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐡𝐢𝐯𝐚𝐧𝐚 :
Mbola nomena chance farany nareo lay tsy nahatratra échographie nasiana fihenam-bidy tato amin'ny Centre, ianareo tsy nahatratra lay farany teo:
Tongava androany sabotsy @ tapany maraina
🗓️06 septembre 2025
⏰ 7h-12h
CENTRE MÉDICAL AVOTR'AINA.
"VOTRE SANTÉ C'EST NOTRE PRIORITÉ "
Abonnez-vous à notre page.