
02/05/2025
Fihaonana, fianarana, Fanovana !
Isaorana manokana ny EFTA Analamalotra noho ny fikarakarana sy fanomezana anay izao fahafahana lehibe izao.
Tsy adino ihany koa ireo mpampiofana izay nizara fahalalana sy traikefa tamin-kitsim-po.
Misaotra manokana koa ireo namana niara-niofana tamintsika rehetra β π₯°
Mankasitraka tanteraka izahay EFTA Analamalotra.
'incubateur_Analamalotra_EFTA