Centre Médical Adventiste de Mahajanga

Centre Médical Adventiste de Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Médical Adventiste de Mahajanga, Medical and health, Tsaramandroso, Mahajanga.

Tobim-pahasalamana tia zaza ❤Izy 4 mianadahy ireo indray no nahavita Vaksiny aradalana tato amin'ny Centre Médical Adven...
18/08/2022

Tobim-pahasalamana tia zaza ❤

Izy 4 mianadahy ireo indray no nahavita Vaksiny aradalana tato amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga androany☺

08/07/2022

Nandray anjara t@ fizarana ny vaksiny polio ho an'ireo zaza vao teraka hatr@ 5 taona ny Centre Médical Adventiste Mahajanga.

Vaksiny Polio.Mandray anjara feno amin'ny fanaovana ny vaksiny Polio ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga.Natomboka...
07/07/2022

Vaksiny Polio.

Mandray anjara feno amin'ny fanaovana ny vaksiny Polio ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga.

Natomboka ny 7 Jolay izany.
Misokatra ho antsika rehetra ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga 🙏

Misokatra ho antsika rehetra ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga 🙏 Aza misalasala, fa Tongava any an-toerana 👪Tobi...
29/06/2022

Misokatra ho antsika rehetra ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga 🙏 Aza misalasala, fa Tongava any an-toerana 👪

Tobim-pahasalamana tia zaza ❤

Tonga Nanao Vaksiny sy nizara vitamine A ho an'ireo mpianatra tao Mangarivotra ny ekipan'ny mpiasan'ny fahasalamana ao a...
20/05/2022

Tonga Nanao Vaksiny sy nizara vitamine A ho an'ireo mpianatra tao Mangarivotra ny ekipan'ny mpiasan'ny fahasalamana ao amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga androany.

Tobim-pahasalamana tia zaza ❤

Midina any an-toerana mihitsy ireo mpiasan'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga, manentana amin'ny fanaovana Vaksin...
18/05/2022

Midina any an-toerana mihitsy ireo mpiasan'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga, manentana amin'ny fanaovana Vaksiny sy fizarana vitamine A.

Nanomboka omaly ny vaksiny fiarovana amin'ny kitrotro, tao amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga. Mbola Mitohy ...
17/05/2022

Nanomboka omaly ny vaksiny fiarovana amin'ny kitrotro, tao amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga.
Mbola Mitohy hatrany ny fanaovam-bakisin sy fizarana vitamine A.
Tongava jiaby eh!

Fanaovam baksiny sy fizarana vitamine A. Ao amin'ny Centre Médical Adventiste Mahajanga.Vaksiny fiarovana amin'ny kitrot...
14/05/2022

Fanaovam baksiny sy fizarana vitamine A.
Ao amin'ny Centre Médical Adventiste Mahajanga.

Vaksiny fiarovana amin'ny kitrotro.
Misy fanaovam-bakisiny ho fiarovana amin'ny kitrotro ao amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga, manomboka ny Alatsinainy 16 Mai - hatramin'ny 20 Mai 2022.
Zaza 9 volana ka hatramin'ny 5 taona.

Azo antoka ny vaksiny ao amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga, ary nahazo fankatoavana avy amin'ny fanjakana.

Tobim-pahasalamana tia zaza ❤

Misaotra anao matoky ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga.

Tia zaza❤Misokatra ho anao ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga 🙏
05/05/2022

Tia zaza❤

Misokatra ho anao ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga 🙏

Samia Mahery eh!! Mirary fahasalamana feno ho antsika rehetra.
15/04/2022

Samia Mahery eh!!
Mirary fahasalamana feno ho antsika rehetra.

Mahatokia azy👪🙏
14/04/2022

Mahatokia azy👪🙏

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Fahasalamana.Nisy ny fanentanana ara-pahasalamana sy fampafantarana teto ...
08/04/2022

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Fahasalamana.

Nisy ny fanentanana ara-pahasalamana sy fampafantarana teto amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga.
Tonga maro ny olona teto Mahajanga, nitsidika ity Tobim-pahasalamana tia zaza ity.
Nomena sakafo ara-pahasalamana sy toro hevitra ara-pahasalamana izy ireo.
Misokatra ho an'ny rehetra ny Tobim-pahasalamana.
Maro ny tolotra ao amin'ny Centre Médical Adventiste De Mahajanga :
Fizahana ara-pahasalamana
Fanaovana Vaksiny
Fanaraha-maso ny fitomboany
Toro hevitra ara-tsakafo
Fandrindram-piterahana
Échographie
Fialana amin'ny sigara sy paraky.

Aza misalasala ary tonga aty an-toerana.

Address

Tsaramandroso
Mahajanga

Telephone

+261324281786

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Médical Adventiste de Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram