E+zaho-Info PALU

  • Home
  • E+zaho-Info PALU

E+zaho-Info PALU PLATEFORME DIGITALE dédiée pour recevoir des CONSEILS GRATUITS EN MATIÈRE DE SANTÉ : Prévention contre le Paludisme.

15/07/2025

ℹ️ Ianao no miala sasatra fa ny moka tsy miala sasatra⚠️
⛱️ Fafinaretana no tadiavina ka sao aretina no azo 🌡️
👉 Mandritra ny fialan-tsasatra, aleo miaro tena amin'ny kaikitry ny moka ✅

🟩 Mampiasà lay, 🟩manaova fitafiana manarona vatana, 🟩mampiasà fanafody na zava-maniry mandroaka moka

🙏 Mirary fialan-tsasatra finaritra feno fahasalamana ho anao izahay 🙏

ℹ️ Soroy ny kaikitry ny moka, satria ny moka no mitondra tazomoka ⚠️ 👉 Rehefa matory, mampiasà lay ✅🟩 Mila torimarika? A...
10/07/2025

ℹ️ Soroy ny kaikitry ny moka, satria ny moka no mitondra tazomoka ⚠️
👉 Rehefa matory, mampiasà lay ✅

🟩 Mila torimarika? Aza misalasala miditra MP 💬

08/07/2025

ℹ️ Ny fitsaboana, famonjena. Ireo mpitsabo 👨‍⚕️👩‍⚕️ manome ny soa, hahatonga ny fahasalamana ho amin'ilay tsara kokoa ✅
👉 Izay mihinam-panafody ara-dalàna, voaaro lavitra ary manana fiainana maharitra ✅

🟩Midanadana ny MP 💬, mandrosoa fa aza misalasala e❗
🟩 Misy ihany koa ny sofina mahareha, ny lahazana maitso ☎️ miandry anao e❗

👉 Bôjo aby ireo a! 🆓

Dokotera ô Allô Allô

23/06/2025

ℹ️ Aza mandrimandry manan'aretina mba ho sanatria tsy ho tojo amin'ny fahafatesana ✅
🟩 Ny tobim-pahasalamana, misy andoavam-bola fa maro be no maimaimpoana. Koa inona no hisalasalana e❓

👉 Afaka manampy anao izahay, midira MP 💬 na antsoy ny laharana maitso ☎️

💡 Ny lay dia fanomezana soa, izay no zaraina maimaimpoana tokoa 💡ℹ️ Kolokoloy fa fiarovana tsy manam-paharoa, tsy ho an'...
19/06/2025

💡 Ny lay dia fanomezana soa, izay no zaraina maimaimpoana tokoa 💡
ℹ️ Kolokoloy fa fiarovana tsy manam-paharoa, tsy ho an'ny hafa fa ho anao sy hoan'ny ankohonanao moa ✅
🟩 Sasao raha maloto, 🟩 zairo raha rovitra, 🟩 kojakojao fa fananana tsara hoan'ny fahasalamana ✅

👉 Misy fanontaniana, izahay mihaino anao amin'ny MP 💬 sy amin'ny laharana maitso ☎️

ℹ️ Ny moka sy ny voay dia samy lava fantsy, ka izay olona afaka petahany dia petahany 🤟👉 Miafena ao anaty lay rehefa mat...
11/06/2025

ℹ️ Ny moka sy ny voay dia samy lava fantsy, ka izay olona afaka petahany dia petahany 🤟

👉 Miafena ao anaty lay rehefa matory 🛌, ary rehefa ☝️ ivelan’ny lay dia mampiasà hatrany fomba hafa ( na ahosotra na manetroka) iarovan-tena 🛡️ amin'ny kaikitry ny moka ✅

ℹ️ 💪 Fahasalaman'izay mampiasa azy amin'ny tokony ho izy ny LAY, satria fiarovana 🛡️ tsara indrindra amin'ny tazomoka ✅ ...
02/06/2025

ℹ️ 💪 Fahasalaman'izay mampiasa azy amin'ny tokony ho izy ny LAY, satria fiarovana 🛡️ tsara indrindra amin'ny tazomoka ✅

ℹ️ Sarobidy ny aina, mahasarotiny 🛡️ ny sombiniaina ✅👉 Dieny ao an-kibo izy 🤰dia arovy, mba ho zaza salama sy tomady reh...
22/05/2025

ℹ️ Sarobidy ny aina, mahasarotiny 🛡️ ny sombiniaina ✅
👉 Dieny ao an-kibo izy 🤰dia arovy, mba ho zaza salama sy tomady rehefa teraka 👶

🟢 Aza isalasalana fa izahay hampahalala ny toerana afahana hisitrahana izany 🟢 Mp 💬 ary e ❗

ℹ️ Ny lay misy odimoka, 🛡️ miaro mandritra ny torimasonao😴, fiarovana tsara indrindra 💪 amin'ny tazomoka ✅👉Mila torohevi...
16/05/2025

ℹ️ Ny lay misy odimoka, 🛡️ miaro mandritra ny torimasonao😴, fiarovana tsara indrindra 💪 amin'ny tazomoka ✅

👉Mila torohevitra maro samihafa❓➡️ manasa anao hiditra MP 💬 na hiantso ny laharana maitso ☎️🆓

25/04/2025

🤨Moka vavy discrète tia mitsetsitra, no mamindra ilay aretina 🫢ℹ️ Miarova tena mba tsy ho lavon'ny tambitambiny tsy ampo...
11/04/2025

🤨Moka vavy discrète tia mitsetsitra, no mamindra ilay aretina 🫢
ℹ️ Miarova tena mba tsy ho lavon'ny tambitambiny tsy ampoizina, izay tonga miafara amin'ny tazomoka ⚠️

👉 Matory ao anaty lay misy odimoka no fanafodiny tsy hifanena amin'i kala moka ✅ 🥰

👋 Ny moka, mpitondra tazomoka, dia manana toerana izay tena tiany, indrindra rehefa hanatody izy: lobolobo, rano miandro...
27/03/2025

👋 Ny moka, mpitondra tazomoka, dia manana toerana izay tena tiany, indrindra rehefa hanatody izy: lobolobo, rano miandrona, ...
▶️ Inona koa no fantatrao❓

⚠️ Mila esorina sy foanana izy ireny mba tsy afahan'ny moka mitondra tazomoka miparitaka ⚠️

👉 Misy fanontaniana manitikitika, aza misalasala miditra hafatra miafina MP 💬 na miantso ☎️ avy hatrany ny laharana maitso 🆓

́

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E+zaho-Info PALU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to E+zaho-Info PALU:

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share