Holistic Birth

Holistic Birth " La motivation c’est une énergie qui nous pousse à agir "

12/01/2024
✅ Manao inona moa izahay?✅ Inona no tanjonay?✅ Aiza no misy anay?✅ Ary ilay marika famantarana ahoana?⁉️⁉️⁉️⁉️⁉️🧐🧐🧐🧐🧐🧐📌 ...
18/12/2023

✅ Manao inona moa izahay?
✅ Inona no tanjonay?
✅ Aiza no misy anay?
✅ Ary ilay marika famantarana ahoana?

⁉️⁉️⁉️⁉️⁉️🧐🧐🧐🧐🧐🧐

📌 Ireto misy fanazavana antsary ahafahanao mahazo ireo valim-panontaniana ireo

📌 Araho hatrany ny pejy Holistic Birth

____________________________________

✅ Qu'est-ce que nous faisons?
✅ Quels sont nos buts ?
✅ Où sommes-nous?
✅ Et qu'en est-il du logo ?

⁉️⁉️⁉️⁉️⁉️🧐🧐🧐🧐🧐🧐

📌 Voici quelques explications visuelles pour vous aider à comprendre ces questions.

📌 Restez à jour avec les dernières informations sur notre page Holistic Birth

16/12/2023
Tsidiho ny toerana misy anay, mametraha fitokisana 🌈☀️🎯🎯🎯🎯🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🛡 Ny Holistic Birth dia vonona ny handray sy hanome...
16/12/2023

Tsidiho ny toerana misy anay, mametraha fitokisana 🌈☀️🎯🎯🎯🎯

🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺
🛡 Ny Holistic Birth dia vonona ny handray sy hanome fahafahampo anao hatrany

📈 Misokatra isan'nandro, ary 24Ora

🟧 Antsoy ny laharana finday : 034 04 790 06
na koa mandefasa hafatra miafina ao amin'ny pejy facebook Holistic Birth

____________________________________

Visitez notre cabinet d’accouchement, faites-nous confiance🌈☀️🎯🎯🎯🎯

🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺🩺
🛡 Holistic Birth est toujours prêt à vous accueillir et à vous satisfaire

📈 Ouvert 24 heures sur 24 et 7jours sur 7

🟧Veuillez appeler le numéro : 034 04 790 06
Ou envoyez-nous un message privé sur notre page facebook Holistic Birth

🔰🔰 Zoma 08 desambra 2023 🔰🔰🔰Tontosa androany tamin'ny fomba ofisialy ny fanokafana ny "Cabinet d'accouchement Holistic B...
08/12/2023

🔰🔰 Zoma 08 desambra 2023 🔰🔰🔰

Tontosa androany tamin'ny fomba ofisialy ny fanokafana ny "Cabinet d'accouchement Holistic Birth ", notronin'ireo manampahefana isan'ambaratongany teto amin'ny distrikan'i Vatomandry.

✅✅✅✅✅✅✅✅
Isaorana ireo rehetra nanampy sy nanohana ka nahatontosana izany.


Ouverture officielle

Aujourd'hui, c'est la grande jour !Holistic Birth vous annoncera l'ouverture officielle de son cabinet d'accouchement.La...
08/12/2023

Aujourd'hui, c'est la grande jour !

Holistic Birth vous annoncera l'ouverture officielle de son cabinet d'accouchement.

La cérémonie se déroulera à partir de 16h 00
Veuillez nous suivre.


03/12/2023

⚠️ SAROPADY NY FANAFODY – Indro toromarika vitsivitsy mahasoa antsika rehetra

✅️ Manatona Mpitsabo ahazoana taratasim-panafody mifandraika amin’ny aretina mahazo anao.

✅️ Ho antsika Mpiasan’ny fahasalamana, toroy lalana ireo marary amin’ny fampiasana ara-dalana ny fanafody izay voasoratra ao anatin’ny taratasim-panafody.

✅️ Jifao eny amin’ny Farmasia, Hôpitaly, Tobim-panafody ara-dalana ny fanafody.

✅️ Ampiasao tsara araka ireo toromarika omen’ny Mpitsabo ny fanafody.


------
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé
PSI Madagascar Be M’RAY Ofisialy


(C): Comdps-Nov 2k23

03/12/2023

‼️ ADY AMIN’NY VIH/SIDA

⭕️ Ny VIH dia TSIMOKARETINA mampihena ny hery fiarovana amin’ny vatan'olombelona.

⭕️ Ny SIDA dia FITAMBARANA SORITR'ARETINA MAROMARO ateraky ny fihenan'ny hery fiarovana ao amin’ny tenan'ny olombelona vokatry ny fanafihan'ny tsimokaretina VIH
-------

⚠️ Ny FITILIANA RÀ ihany no ahafantarana raha mitondra ny tsimokaretina VIH na tsia ny olona iray.


--------
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé
Madagascar contre le VIH/sida, SE CNLS
PNLIS MIN-SAN PSI Madagascar Be M’RAY Ofisialy

(C): Comdps-Nov 2k23

03/12/2023

📢| NY FISEHON'NY GRIPA AMIN'NY ZAZA SY NY ANKIZY.

⚠️ Mora mifindra ny gripa, manatona Tobimpahasalamana ahazoana ny fitsaboana sahaza.


----------
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé
Be M’RAY Ofisialy

(C): Comdps-Nov 2k23

Address

Vohitsara
Vatomandry
517

Telephone

+261340479006

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Holistic Birth posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Holistic Birth:

Share