Remèdes de Grand-mère

Remèdes de Grand-mère Bio et Naturels - astuces

Les hôpitaux ne sont pas des laboratoires clandestins !STOP à l’exploitation des pays pauvres pour des tests médicaux.
17/02/2025

Les hôpitaux ne sont pas des laboratoires clandestins !
STOP à l’exploitation des pays pauvres pour des tests médicaux.

Ato amin'ity efitrano iray ity dia tsy misy dikany intsony ny maha mpanankarena  na mahantra, ny maha be vola be na tsy ...
26/10/2024

Ato amin'ity efitrano iray ity dia tsy misy dikany intsony ny maha mpanankarena na mahantra, ny maha be vola be na tsy manambola fa mitovy daholo.
Izay efa nanatri-maso mivantana tokony hahatsapa tsara lanjan'izany hoe fahavelomana izany.
Dieny izao, mbola tsy tara isika, andaho hiaina anatin'ny fifanajàna eo amintsika samy isika, dia ho tena mamy tokoa ny miaina.

8 signes d’alerte indiquant que votre foie est plein de toxines et vous fait grossir 😊 seuls les membres polis diront me...
17/09/2023

8 signes d’alerte indiquant que votre foie est plein de toxines et vous fait grossir 😊 seuls les membres polis diront merci 😊 La suite en premier commentaire 😊

PROTECTION CONTRE LES AVC ET LA CRISE CARDIAQUE 🧄3 gousses d'ail hachées 🧄1 tasse d'eau ou un verre de 250 à 300 ml d'ea...
15/11/2022

PROTECTION CONTRE LES AVC ET LA CRISE CARDIAQUE
🧄3 gousses d'ail hachées
🧄1 tasse d'eau ou un verre de 250 à 300 ml d'eau à température normale, ni chaude, ni froide
🧄1 petite cuillère d'huile d'olive vierge
👉Mettre l'ail haché dans de l'eau, sans huile d'olive, bien mélanger et attendre 15 minutes.
👉 Boire au matin avant de manger.
Partagez s'il vous plaît!

L’une des causes les plus courantes de perte d’odorat est une infection virale, comme le rhume, les sinusites ou d’autre...
03/07/2020

L’une des causes les plus courantes de perte d’odorat est une infection virale, comme le rhume, les sinusites ou d’autres infections des voies respiratoires supérieures.
Dans la plupart de ces cas, l’odorat revient lorsque les symptômes disparaissent.
Anisan'ny antony mahatonga ilay tsy maheno fofona ny otrikaretina, ny hatsiaka, ny sinusite ary ny aretin'ny fitaovam-pisefoana
Amin'ny ankapobeny, miverina ho azy ny fahenoana fofona rehefa lasa ny soritr'aretina.

23/05/2020
Lorsque l’on souffre de maladies comme l’arthrose, ces aliments sont à  recommander.
05/02/2020

Lorsque l’on souffre de maladies comme l’arthrose, ces aliments sont à recommander.

Le cancer est une maladie caractérisée par la prolifération incontrôlée de cellules, liée à un échappement aux mécanisme...
12/08/2019

Le cancer est une maladie caractérisée par la prolifération incontrôlée de cellules, liée à un échappement aux mécanismes de régulation qui assure le développement harmonieux de notre organisme.

Le cancer est une maladie très courant de nos jours. Il existe un certain nombre de cancers différents, ayant chacun leurs propres symptômes et pouvant toucher diverses parties du corps. En se multipliant de façon anarchique, les cellules cancéreuses donnent naissance à des tumeurs de plus en plus grosses qui se développent en envahissant puis détruisant les zones qui les entourent (organes).

Les cellules cancéreuses peuvent également essaimer à distance d'un organe pour former une nouvelle tumeur, ou circuler sous forme libre. En détruisant son environnement, le cancer peut devenir un réel danger pour la survie de l'être vivant.
Traitement par les plantes
Ingrédients
🍍1 Feuille d'aloe vera
🍍2 à 3 gros gingembre frais
🍍1 Ananas (ananas)
🍍1 fruit corossol
🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍🍍
Préparation
-Laver bien les ingrédients (retirer les petits épines de l’aloès )
-Enlever la peau pour prendre le jus gluant ,
-Couper les gingembre , retirer la peau de l'ananas et couper en morceau , enlever la peau du corossol
-Porter le tout au mixer (Blender) et mixer jusqu'à avoir une mélange lisse.
-Filtrer le jus , buvez une tasse les matins et une les soirs pendant 2 mois

SVP PARTAGEZ POUR SAUVER DES VIES
ET MENTIONNEZ VOS AMIS EN COMMENTAIRES

La racine de pissenlit (beroberoka) pour guérir le Cancer ? Oui, et sans frais !Mirongatra ary mamono olona maro ankehit...
11/12/2016

La racine de pissenlit (beroberoka) pour guérir le Cancer ? Oui, et sans frais !
Mirongatra ary mamono olona maro ankehitriny ny cancer! Vita hatreo izany fa hita ny "plante" tena afaka manasitrana izany tanteraka! Maro ireo efa nahita fahasitranana tamin'izany: cancer aty, poumon, prostate, tsinay, ...
Olona maro no efa sitrana tany ivelany raha vantany vao naheno ny herin'io zava-maniry io dia nanajanona ny traitement par chimiotherapie (Chimiotherapie= traitement natao mba hanalavana andro iainana fotsiny ihany, fa tena tsy dia mahomby io!!! Ny tena maharatsy io type de traitement io dia izy mamono ihany koa ireo cellules salama ao anatin'ny vatana na dia hoe mamono ireo cellules cancereuses aza izy!!! vokatr'io dia misy fiatraikany ratsy eo amin'ireo manaraka io traitement io izany, oh: lasa malainkomana, mahia, fihenan'ny tanjaky ny anticorps ...)!!! Raha teto Madagasikara kosa dia teo amin'ny 7 teo izao no efa sitrana tanteraka raha vao naheno sy nanaraka io traitement vaovao natoroko io!!! Izaho directe mihintsy no afaka mijoro vavolombelona aminny efficacitén'io plate io satria dia ny olona tena akaiky ahy indrindra no voan'ny cancer "aty" sy "tsinay"! Saika hanaraka traitement par chimiotherapie izy kanefa dia najanoko izany satria fantako tsara ireo effetsrehetra aterak'io traitement par chimiotherapie io!!! Raha vao naheno avy tamin'ny namana anakiray tany Canada ny mikasika io plate io izahay dia nampiasa avy hatrany!!! Akory ny hafalianay fa sitrana avy hatrany ilay narary 1 semaine monja taorian'ny nihinanany io plante io ary tena tsy nahitana tracena cancer intsony na dia kely aza!!! Izany no nahatonga ahy hizara satria manenjika ahy loatra ny feon'ny fieritreretako maheno hoe mbola misy matin'ny cancer ihany amin'izao!!! Mahereza daolo tompoko!!!
FEPETRA ARAHINA
Fepetra 1: Tsy maintsy toerana tsy dia fandalovan'ny "Automobile" no hangalàna azy
Fepetra 2: tokony sans produit chimique tsara ilay tany misy sy hakany ilay racine de pissenlit!
FOMBA FIKARAKARANA AZY
Maka rano 1 L isika dia ampangotrahana tsara, ka rehefa mangotraka tsara mivadibadika iny ilay rano dia arotsaka ao ny racine de pissenlit na beroberoka 100 g! Avela ao anatin'ilay rano mangotraka mandritry ny 10mn eo ireo racine de pissenlit( aza atao mihoatra io fotoana io satria io fotoana io no efa vo-calculé ampy hivoahan'ireo élément actif na "principe actif" ao anatin'ilay racine, raha mihoatra io fe-potoana io dia ho faty indray ireo élement actif ireo, io no condition normale de température ilainy), rehefa izany dia bataina ka avela hangatsiaka! Iny rano iny avy eo no atao rano fisotro mandritra ny 1 andro, tsy maintsy laniana iny rano 1 L iny( Ny tena tsara dia alohan'ny sakafo maraina sy hariva no tena misotro betsaka)! Dia otran'izay foana isan'andro ka mandritry ny 20 jours no tohizana izay! Mijanona 10 jours avy eo vao miverina manohy indray!!!
Raha arahinareo antsakany sy andavany ireo torohevitra rehetra ireo dia ho hitanareo fa vao 1 semaine monja ihany aorian'ny fisotroanareo io racine io dia efa hijanona avokoa rehefa mety ho karazana "douleur" rehetra any anaty any!!! ho lasa hazoto homana be ihany koa ianareo avy eo! Io no point fort no azo hilazana azy izay hananan'ity zava-maniry ity, izay mampiavaka azy tanteraka amin'ny traitement par chimiothérapie! Raha hazavaiko fohy io type de traitement io dia toy izao: ny chimiotherapie tompoko dia ekeo fa afaka mamono ireo cellule cancereuse any anatin'ny vatana fa indrisy ny lafy ratsiny dia sady vonoiny avokoa ireo cellule sain na salama!!! Vokatr'izay anefa dia miha reraka be ilay olona sady lasa malainkomana ka tsy haharitra ela izany mihintsy!!! Juste hoe fanalavana ny andro iainana io!!! Fa ity karazana zava-maniry ity dia tena nampihaiky volana ireo chercheur rehetra aty ivelany satria ny tena mampiavaka azy dia juste ireo cellules cancereuse rehetra ao anatin'ny vatana no hazainy sy vonoiny!!!
Rehefa hitanareo fa manomboka sitrana amin'izay ianareo dia midika izay araky ny teniko teo fa resy tanteraka ireo cellules cancereuse rehetra!!! Ny ataonareo farany dia manasitrana ny ratra navelan'ilay cancer raha toa ka nisy izany! Toy izao no ataonareo amin'izany sisa: kikiso ny tongolo lay(hasiny 3 na 4), maka rano mafana eran'ny vera avy nampangotrahina( izy ilay mbola mafana be iny) ka arotsahy ao ireo tongolo efa nokikisana teo! Avelao hiotrika izany mandritra ny alina tontolo, sotroy amin'izay rehefa amin'ny maraina alohan'ny sakafo!!!Ataovy matetika izay fa ho hitanareo fa ho sitrana haingana foana ireo fery rehetra sisa navelan'ilay cancer!!!Na afka sitranina tsotra amin'ny alalan'ireo fanafody mahazatra eny amin'ny pharmacie amin'izay koa ireo fery satria efa tsy misy ccellules cancereuse intsony araka ny nolazaiko teo!!! Mirary fahasalamana tanteraka ho antsika rehetra!
Fanazavàna nomen'i "Ny Andriana marina" tao @ pejy fb "FITSABOANA CANCER SY ARETINA ANY ANATY MISY FERY"

Ity ny sariny

Address

Ambohidratrimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Remèdes de Grand-mère posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram