22/04/2022
Ho antsika Diaspora Malagasy eto Frantsa,
Ho an’ireo izay rehetra tia an’i Madagasikara,
Ho antsika Malagasy eto Lyon sy ny manodidina,
Faly manasa antsika indray ny Association PREFACE hanatrika ny conférence miaraka amin’Atoa Michkael Solofoniaina amin’ny Asabotsy 30 aprily 2022 @ 4ora tolakandro.
Ny lohahevitra dia :
1) Ny zava-misy ankapobeny any an-tanindrazana : fomba fijery anatiny sy aty ampita
2) Ny fomba ahafahana mampahomby ny fiverenana any an-tanindrazana
Hisy ny fandraisana anjararan'Atoa Raholinarivo Solonavalona Paolo Emilio avy any Madagasikara.
Hisy fifanakalozan-kevitra sy fiaraha-mikorana.
Maimaim-poana ny fotoana, fa voafetra ny toerana koa manasa antsika hamandrika mialoha.
Ity misy rohy : https://forms.gle/ZHss1piDFnbEVqQa8
Azonao atao ihany koa ny mandefa mailaka na miantso : prefaceassoc@yahoo.com / 06.84.32.48.84
____________________________________________
A toute la diaspora malagasy en France,
A tous les natifs et amis de Madagascar,
A tous les malagasy de Lyon et ses environs,
L'Association PREFACE a le plaisir de vous inviter à une conférence animée par M. Michkael Reilly SOLOFONIAINA ce samedi 30 avril 2022 à 16h00.
Les thématiques abordées :
1) Les réalités à Madagascar : vue de l'extérieur et de l'intérieur
2) Comment réussir son retour à Madagascar ?
Cela se poursuivra par un temps d'échanges et d’un moment de convivialité.
Les places sont limitées, nous vous invitons donc à s’inscrire dès à présent.
Voici le lien : https://forms.gle/ZHss1piDFnbEVqQa8
Contact : prefaceassoc@yahoo.com /06.84.32.48.84