Madaplus La Conciergerie

Madaplus La Conciergerie La Diaspora Malagasy dans le 🌎

23/05/2026
08/05/2026

Ho antsika mpanaraka ny pejy RJL izay resy Lahatra amin'ny fotokevitra hijoroanay eto amin'ny FANORENENA MIABO dia Manasa antsika ho Tonga amin'ity conférence an'i Laza Razafiarison ao PARIS ity .

Fotoana koa io hanararaotana amin'ny fihaonantsika mpanaraka ny pejy sy izay rehetra nilaza fa manana sosonkevitra na koa maniry hiaradalana aminay eto amin'ny FANORENENA MIABO dia TONGAVA EEEEEE .
Misorata anarana fa voafetra ny place amin'ilay toerana handraisana anareo .

Isika tsy mpifaninana fa mitady vahaolana ho an'ny tanindrazana malalantsika .
Any mihaona ary eeeee ...

Adresse

11Rue De Unna
Palaiseau
91120

Téléphone

+33777813212

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Madaplus La Conciergerie publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager