23/06/2024
SPIRULINE DE MORONDAVA!!!
Maro be ny otrik'aina ao anatin'ny Spirulene toy ny : Proteine, calcium, magnésium, potassium, phosphore, fer, cuivre, zinc, sélénium, vit A, B, B1, B2, B5, B6, B9, B12, vit E, vit F, vit PP, antioxydants .
TSY MENAKA MAHAGAGA AN!!! FA POUDRE MAHAGAGA😄, NOHO IZY :
👉🏾 Traitement tena mahomby raha misy Diabète, hypertension artérielle, cholestérol, triglycérides, allergies, kohaka sy tazo miverimberina, sinusites, fanina matetika
👉🏾 Ilain'ny sportif be ihany koa satria manakarena en Proteine ( ho an'ireo maka forme dia tena mampangeza haingana be ), Mampatanjaka ary mampilamina ny fikorianan'ny rà.
👉🏾 Raha ho an'ny zaza dia mampazoto homana, mampavitrika, mampitombo halavàna, mampitombo lanja, mahasalama lalandava
👉🏾 Ny vehivavy rehetra te hanajanaka, bevohoka ( manamora ny fiterahana sy ny fiakaran'ny nono ), manolo ny Rà very isam-bolana, mitsabo trouble hormonal, mitsabo ny kyste, fibrome, voka-dratsin'ny menaupause, manatsara ny hoditava.
👉🏾 Tena mahasoa Ny mpianatra izy satria mampisy mémoires, concentration😊
👉🏾 Manampy Ny marary rehetra izy satria manafaingana ny fanasitranana
👉🏾 Manome tanjaka ny avy narary
👉🏾 ho an'Ny olona avy nodidina dia manasitrana haingana ny fery anaty
👉🏾 Manome hery Ny rera-dava ( kely aina, miasa mafy, tsy ampy hery )
👉🏾 Manampy Ny be antitra ( manamboatra izay rehetra tsy mety ao anaty )
👉🏾 Manampy Ny matavy loatra satria manala tavy 8kg\mois)
👉🏾 Ny mahia loatra : manasitrana ilay mahatonga ny fahiazana
👉🏾 Manampy indrindra ireo te hiala toaka, manala ny filàna azy
👉🏾 Toy izany ihany koa Ny te hiala sigara ary koa miaro azy tsy ho voan'ny cancer, ny fahatsetseman'ny lalan-ndrà, tsy harary vavony, ary ny impuissance.
👉🏾 Ny te hiala rongony, sy te hanasitrana ireo voka-dratsiny.
👉🏾 Manatanjaka ny hery fiarovana
Mp ary na miantso direct
livraison Fianarantsoa sy ny manodidina, mandefa any amin'ny faritra