Miss Curly Ampasapito

Miss Curly Ampasapito Miss Curly est un salon de coiffure et d'esthétique

🥰Ozy foana isika oe Ataovy French aky a 🙂 ! Fa misy karazany anie eee dia iza ary ! Miss curly Ampasapito en face BNI
06/08/2025

🥰Ozy foana isika oe Ataovy French aky a 🙂 ! Fa misy karazany anie eee dia iza ary !
Miss curly Ampasapito en face BNI

Mbola promotion be hatrany anh ☺️😊Avec cire naturel 😉Miss curly Ampasapito en face BNITel: 034 56 672 46
03/07/2025

Mbola promotion be hatrany anh ☺️😊
Avec cire naturel 😉
Miss curly Ampasapito en face BNI

Tel: 034 56 672 46

Efa vacance izao ny andro fa Tongava manao fahamanjana ary e ♥️🥰🌴Onglerie a partir de 10 000ar ❤️Pose faux ongle avec 2 ...
03/07/2025

Efa vacance izao ny andro fa Tongava manao fahamanjana ary e ♥️🥰🌴
Onglerie a partir de 10 000ar ❤️
Pose faux ongle avec 2 déco 15 000ar
Brushing a partir de 8 000ar ☺️
Soin curly à partir de 15 000ar avec méthode à partir de 25 000ar
Epilation maillot et aisselles
Coloration mbola ataotsika promotion hatrany #75 000ar
Afapo hatrany vao mivoka ❤️☺️
Miss curly Ampasapito en face BNI

Tel: 034 56 672 46

Tongava manao fahamanjana  fa efa akaiky ny fête des mères ry maman ah ❤️😍Onglerie a partir de 10 000arColoration 75 000...
22/05/2025

Tongava manao fahamanjana fa efa akaiky ny fête des mères ry maman ah ❤️😍
Onglerie a partir de 10 000ar
Coloration 75 000ar
Brushing a partir de 10 000ar
Soin curly à partir de 15 000ar
Tissage avec pose 90 000ar
Extension cils 25 000ar
Épilation maillot et aisselles hatrany 😍
Tongava fa ho hafapo hatrany ♥️🙏🥰
Miss Curly Ampasapito en face BNI
0345667246 📞

Manao pack mariage ,  fiançaille na oe hamonjy lanonana fotsiny koa izahay an!Miss curly Ampasampito en face BNI
30/04/2025

Manao pack mariage , fiançaille na oe hamonjy lanonana fotsiny koa izahay an!
Miss curly Ampasampito en face BNI

Manao pose tissage iany koa izahay an! Ty Zao tête entière promo pour   avec tissage ! Mbola maro modèle miandry anareo ...
29/04/2025

Manao pose tissage iany koa izahay an!
Ty Zao tête entière promo pour avec tissage ! Mbola maro modèle miandry anareo fa tongava ary e !
Miss curly Ampasampito en face BNI

Misokatra ny Salon samedi 29 Mars et Lundi 31 Mars an! Tongava manao fahamanjana 🥰🥰😘 Bisous les filles 😘
28/03/2025

Misokatra ny Salon samedi 29 Mars et Lundi 31 Mars an!
Tongava manao fahamanjana 🥰🥰😘
Bisous les filles 😘

🥰🥰Ela ela Zay tsy nisy promotion Zay !!🥰❤️❤️Ndao ary 👉🏻👉🏻    avec   promotion be   Inona avy no Atao anizany : ❌Lavage (...
26/03/2025

🥰🥰Ela ela Zay tsy nisy promotion Zay !!🥰❤️❤️
Ndao ary 👉🏻👉🏻 avec promotion be
Inona avy no Atao anizany :
❌Lavage (clarification) , ❌conditionneur, ❌living, ❌crème fouettée, ❌activateur de bloucle , ❌fixateur ary indrindra2 ❌méthode Zay nifanaraka @ type de cheveux anao mba ampivoka tsara ny boucle !!!
🥰❤️Fandraisana mafinaritra + boisson chaude 😂
Miss curly Ampasampito en face BNI
Tel: 034 56 672 46

Efa misokatra soamatsara izahay an ! Vita ny grand ménage , efa niverina iany koa n’y boisson chaude 🤭😉🥰!!!
24/03/2025

Efa misokatra soamatsara izahay an ! Vita ny grand ménage , efa niverina iany koa n’y boisson chaude 🤭😉🥰!!!

18/03/2025

Chers clients!!
Le salon seras fermé à partir d’aujourd’hui pour grand ménages et quelques rénovation!!
Nous reprendrons vendredi 21 Mars 2025 à 7h30min !!

Coucou daoly ry manja rehetra ❤️❤️ Miandry anareo izahay 30 et 31 , tsy misy miala eto 🤪 Eto dia izahay dia makasitraka ...
30/12/2024

Coucou daoly ry manja rehetra ❤️❤️
Miandry anareo izahay 30 et 31 , tsy misy miala eto 🤪
Eto dia izahay dia makasitraka antsika rehetra sahady nanohana Sy Téo foana nandritran’ny taona 2024 !
Mety nisy ny Indro kely Tena antenanteny teny fa vonona foana izahay hanarina Sy hanome ny tsara rehetra @ iny taona vaovao iny !
Mirary soa antsika rehetra , dia anao farany taona anaty fahamanjana daoly 😘😘😘😘 bisous 😘

Ndao hiaraka hirary soa any Volazara Tsika na I POTA ilay mpanao épilation mavitrika ato @ salon @ Zao tsingerintaona na...
28/11/2024

Ndao hiaraka hirary soa any Volazara Tsika na I POTA ilay mpanao épilation mavitrika ato @ salon @ Zao tsingerintaona nahaterany Zao !!!
*joyeux anniversaire POTA anay , mirarisoa dia mitomba talenta hatrany*

Address

Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Curly Ampasapito posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram