Coach Minceur 100% En Ligne - Estelle & Yoki

Coach Minceur 100% En Ligne - Estelle & Yoki 🥦Que ton aliment soit ton seul médicament🍏 .Hippocrate Dia rhf tafiala bus enao, dia misy rond point eo. Misy vavahady lehibé tena lehbé gris vidiran'ny fiara.

Ny toerana misy anay dia toy izao no ahitana azy:
1-Ataovy zé hatongavana eo Anosy eo , dia eo mandray bus zé mandalo rehetra eo vers Anosibe, ohatra hoe maka 110, dia lazao ny receveur hoe miala eo "Pharmacie Volahanta - Anosibe" enao.. Dia arao ny torimarika eto ambany....
2-Eo point fcie volahanta Anosibe (Manontany olona enao zany rehefa eny Anosibe hoe "aiza zany Pharma

cie Volahanta zany" raha toa enao tsy nandé Bus) no repere,dia raisinao ny; lalana makany Anosipatrana (Manontany olona enao zany avieo repere io hoe "aiza ny lalana makany Anosipatrana raha miala avieo rond point),200m eo misy hopitaly MIADANA (manontany olona), dia trano manaraka azy somary mitraka enao trano avo bé manga lehibé, dia avy dia miditra vavahady kely gris. mi-claxon na midina ny fiara d miditra lé vavahady kely. Avy dia miditra, dia mitady coach hoe.... Mankasitraka

25/11/2024

..hafa ihany ilay manana coach vocal an‼️.. toy izay koa ilay taranja misy antsika ti.. tsy olana mihintsy ny mandé irery fa hafa ihany ilay misy coach e‼️

Tsy ny tarehy ihany no mila kolokoloina o‼️ .. fa lé bika koa o!!. redime hoa! sport hoa?!
22/11/2024

Tsy ny tarehy ihany no mila kolokoloina o‼️ .. fa lé bika koa o!!. redime hoa! sport hoa?!

17/11/2024

.. Rhf sendra ilay coach mpanajoboka iny elah hoe KOTRANA ihany hoa io dia atao mafimafy... tsy asiany resaka menakely sy m**o akondro mihintsy.. TSISY DIET e!!

.. efa samy manomana ny chrisimasy sy taombaovao daholo à chacun sa façon.. fa ny azy lou ento ny hibikabika  taona.. ‼️...
14/11/2024

.. efa samy manomana ny chrisimasy sy taombaovao daholo à chacun sa façon.. fa ny azy lou ento ny hibikabika taona.. ‼️9kg no very ka tsy ho hita intsony tao anatiny 32jours... Enao ao zay karakory fanomanana ao

‼️Coucou b ny maman rehetra❌Raha mbola bevohoka dia tsy mandray lou zahay an... Hajanony fotsiny ny malbouffe dia mande ...
07/11/2024

‼️Coucou b ny maman rehetra
❌Raha mbola bevohoka dia tsy mandray lou zahay an... Hajanony fotsiny ny malbouffe dia mande tongotra 1h par jour
na
izay diet nolazainy gyneco na i RaSazy izay ihany no arahana. kony a
❌Arabaina izay voteraka rehetra, fa rehefa feno 6mois ny zazakely dia izay vo mandray zahay... Izany hoe efa misakafo sy misy fanampi-tsakafo i Harena kely e
Hajanony fotsiny ny malbouffe mandrapa lou.. kony a
❌Raha ohatra indray nalefany gyneco na rasazy makaty mba ahazo zaza.. mba hipetraka ny zaza.. dia tonga ao fa mba efa maro ihany izany nahazo harena kely izay rhf avy nanaraka diet taty aminay an..
Une fois mipetraka ny zazakely, dia hajanona ny diet-nay fa ilay diet omeny raSazy na ny Gyneco no arahana. kony a

... mbola tsy tara ilay ‼️maka decision na dia 2 volana sisa dia tapitra ny taona
03/11/2024

... mbola tsy tara ilay ‼️maka decision na dia 2 volana sisa dia tapitra ny taona

‼️Ilay COACH juste mitary dalana anao raha toa tsy hitanao ny par où commencer.. fa TSY MAINTSY ENAO no hanaraka(manatan...
01/11/2024

‼️Ilay COACH juste mitary dalana anao raha toa tsy hitanao ny par où commencer.. fa TSY MAINTSY ENAO no hanaraka(manatanteraka) na tsia. Zay ilay izy, ny marina enao ihany no mikirakira io fiainanao io.. Asa-nao irery, tsara io dia noho ianao.. ratsy io dia noho ianao..
Ohatra hoe tsisy ni-forcé anao mihintsy hitady m**obol sy menakely isakin-ny mihetsika.. fa raha zay no nataonao tao dia dongadonga zany..
Sitraponao hitandrina fisakafoana, hajanona daholo ireo malbouffe ireo... dia zay salama tsara enao no mibikabika
TSISY AFAKA HAKA TOERANA NY VAVANAO SY NY KIBONAO MIHINTSY.. fa tsy maintsy enao e!.. raha MITADY NY BONHEUR ny vatana ianao..
Minoa ahy kosa enao, fa raha vitanao ny bonheur ny vatana, dia vitanao ho azy ny bonheur dans tous les domaines..

mmmmmmmH... Ataovy ny regime, dia  taona ny buffet‼️
30/10/2024

mmmmmmmH... Ataovy ny regime, dia taona ny buffet‼️

‼️Eny hoa 14kg en 3 mois.. Misaotra
29/10/2024

‼️Eny hoa 14kg en 3 mois.. Misaotra

Eto indray tsy manao sport..., ‼️7kg no very tao anatiny 1mois et demi eo
28/10/2024

Eto indray tsy manao sport..., ‼️7kg no very tao anatiny 1mois et demi eo

...mmmmH.. mila patience hoa.. 3mois zany ary efa miracle.. tokony ho heritaona mihintsy.. fa ‼️miaraka aminay 3mois dia...
19/10/2024

...mmmmH.. mila patience hoa.. 3mois zany ary efa miracle.. tokony ho heritaona mihintsy.. fa ‼️miaraka aminay 3mois dia olom-baovao be mpitsiriritra

Address

Repère Pharmacie Volahanta Anosibe
Ambohibao
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 18:00

Telephone

+261349165665

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coach Minceur 100% En Ligne - Estelle & Yoki posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Our Story

Ny toerana misy anay dia toy izao no ahitana azy:

1-Ataovy zé hatongavana eo Anosy eo @Voninkazo, dia eo mandray bus zé mandalo rehetra eo vers Anosibe, ohatra hoe maka 110, dia lazao ny receveur hoe miala eo @arret "Pharmacie Volahanta - Anosibe" enao.. Dia rhf tafiala bus enao, dia misy rond point eo. Dia arao ny torimarika eto ambany....

2-Eo @rond point fcie volahanta Anosibe (Manontany olona enao zany rehefa eny Anosibe hoe "aiza zany Pharmacie Volahanta zany" raha toa enao tsy nandé Bus) no repere,dia raisinao ny; lalana makany Anosipatrana (Manontany olona enao zany avieo @io repere io hoe "aiza ny lalana makany Anosipatrana raha miala avieo @lé rond point),200m eo misy hopitaly MIADANA (manontany olona), dia trano manaraka azy somary mitraka enao trano avo bé manga lehibé, dia avy dia miditra @le vavahady kely gris. Misy vavahady lehibé tena lehbé gris vidiran'ny fiara. mi-claxon na midina ny fiara d miditra lé vavahady kely.

Avy dia miditra, dia mitady coach hoe.... Mankasitraka