Studio Shalom Production Evangelique

Studio Shalom Production Evangelique Un studio pour partager, apprendre et s’élever ensemble en musique et en foi.
+ 20 ans expériences en son

Nouveau clavier maître au Studio ShalomUn nouvel outil, une nouvelle précision…Le Studio Shalom continue d’investir pour...
12/02/2026

Nouveau clavier maître au Studio Shalom

Un nouvel outil, une nouvelle précision…
Le Studio Shalom continue d’investir pour offrir une qualité sonore professionnelle et un environnement d’apprentissage réel.

Ce clavier maître nous permet :
✔️ Une meilleure composition musicale
✔️ Une précision accrue dans les arrangements
✔️ Une production encore plus professionnelle pour nos élèves et artistes

Parce que progresser dans le son demande les bons outils, la bonne méthode et la bonne formation.

🎓 Formation enregistrement • mixage • mastering
📞 Contact / inscription : 034 55 501 80

03/02/2026

Maro ny manafangaro sy tsy mahalala tsara ny atao hoe MIXAGE sy MASTERING dia nataonay fanazavana fohifohy ity izay manazava ny dikany sy ny mahasamihafa azy ireo.

👉 Like + commente raha toa ka mila conseils na astuces betsaka toy izao ianao.

👍 Tsara ny manonofy.Fa misy elanelana lehibe eo amin’ny nofy sy ny zava-misy.Tsy mandeha irery io elanelana io.Ilaina ny...
30/01/2026

👍 Tsara ny manonofy.
Fa misy elanelana lehibe eo amin’ny nofy sy ny zava-misy.

Tsy mandeha irery io elanelana io.
Ilaina ny asa, ny faharetana, ny fianarana fa ambonin’izany rehetra izany, ilaina ny mandeha miaraka amin’Andriamanitra.🙂

Satria tsy isika no mahalala ny lalana tsara indrindra,
Izy irery no mahalala.

Rehefa mitoky Aminy isika, amin'ny fotoanaNy mety, ny fitaovana mety ary ny fitahiana dia tonga rehefa Izy no manapa-kevitra.

👉 Ny “avant / après” eto dia tsy vokatry ny herin’olombelona fotsiny fa vokatry ny finoana mihetsika, nofy natolotra an’Andriamanitra ary dingana noraisina araka ny sitrapony.

✨ Mandehana. Miasa. Mivavaha. Ny sisa, avelao Aminy.







Ireto misy top 7 na logiciels d'enregistrement hitanay fa tena tsara 👇Fa raha ianareo dia inona koa no tokony ho tafidit...
28/01/2026

Ireto misy top 7 na logiciels d'enregistrement hitanay fa tena tsara 👇

Fa raha ianareo dia inona koa no tokony ho tafiditra anatin'izany araka izay nampiasainareo tsy mbola nandiso fanantenana anareo hatrizay ? 😃

24/01/2026

Inona marina moa ny atao hoe ingénieur de mixage ?

Ndao hezahina fantarina anatin'ny vidéo etsy ambany izany 😊

ENY TOMPOKO, misy tokoa izany ho anareo izay manontany ✅Ho anareo izay lavitra na akaiky fa tsy afaka mianatra mivantana...
22/01/2026

ENY TOMPOKO, misy tokoa izany ho anareo izay manontany ✅

Ho anareo izay lavitra na akaiky fa tsy afaka mianatra mivantana. Ny Studio Shalom dia manana formation à distance amin’ny tontolon'ny Ingénieur d'enregistrement, Mixage ary ny Mastering

📁 Ny formation dia voatahiry ao anaty Google Drive, vidéo mazava sy azo averimberina jerena, mianatra amin’ny fotoananao manokana ary mitovy qualité amin’ny formation en présentiel.

🔐 Rehefa vita ny paiement, dia omena accès complet ianao.

📩 Manorata anaty MP na antsoy izahay raha toa ka liana ianao
🎓 Aza avela hanakana anao tsy hivoatra ny elanelana — manomboha mianatra izao!

______________________________________________________________________________
❓ “Proposez-vous des formations à distance ?”

✅ OUI, absolument !
Pour toutes les personnes en dehors d’Antananarivo,
Studio Shalom propose des formations audio à distance en pour l'Enregistrement, Mixage et Mastering

📁 Les formations sont stockées sur Google Drive, accessibles en vidéo, claires et structurées. Apprenez à votre rythme, où que vous soyez. Même qualité que la formation en présentiel

🔐 L’accès est donné dès confirmation du paiement.

📩 Contactez-nous en message privé pour plus d’informations
La distance ne doit plus être un frein à votre progression !

Ao amin’ny tontolon’ny son, tena marina io teny io.Raha mitovy foana ny teknika, réglage, mitovy foana ny fomba fanaovan...
20/01/2026

Ao amin’ny tontolon’ny son, tena marina io teny io.

Raha mitovy foana ny teknika, réglage, mitovy foana ny fomba fanaovanao mixage…
👉 tsy hiova hihatsara mihintsy ny vokatra.

Ny fandrosoana amin’ny enregistrement, mixage ary mastering dia mitaky :
✔ Fanandramana teknika vaovao
✔ Fandinihana sy fihainoana lalina
✔ Fivoahana amin’ny faritra mampahazo aina
✔ Fianarana tsy tapaka

Tsy tongatonga ho azy ny son tsara fa vokatry ny fampiharana, fanandramana ary fianarana marina izy io.

👉 Rehefa manova ny fomba fiasa ho vaovao dia hiova ny kalitaon'ny feo ho azonao izay hahatsara izany.
______________________________________________________________________________

Dans le son, cette phrase est plus vraie que jamais.
Utiliser toujours les mêmes réglages, placer le micro au même endroit, mixer sans remettre en question ses habitudes…
👉 ne donnera jamais un son meilleur.

Progresser en enregistrement, en mixage ou en mastering, c’est :
✔ Oser tester de nouvelles techniques
✔ Ajuster, écouter, comparer
✔ Sortir de sa zone de confort
✔ Continuer à apprendre

🎶 Le bon son ne vient pas par hasard.
Il vient de l’expérimentation, de la formation et de la pratique consciente.

👉 Change ta méthode et ton son changera

15/01/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Maman'i Finoana

🔥Ny Studio SHALOM dia manolotraHo an’ireo manana olana amin’ny kalitaon’ny studio ka tsy afaka miditra amin’ny sehatra m...
05/01/2026

🔥Ny Studio SHALOM dia manolotra
Ho an’ireo manana olana amin’ny kalitaon’ny studio ka tsy afaka miditra amin’ny sehatra matihanina, dia indro atolotray :
FORMATION TECHNIQUE : “INGÉNIEUR DU SON PRO”
Fampiofanana mifanaraka amin’ny zava-misy ankehitriny, ahitana ihany koa ny fampidirana ny Intelligence Artificielle (IA) amin’ny tontolon’ny feo sy ny famokarana.

📍 By Pass IFARIHY, eo amin’ny Pharmacie ABONDANCE, ampitan’ny groupe HABIBO
📞 033 05 350 49 / 034 55 501 80
🎧 STUDIO SHALOdiopro

02/01/2026

Address

Ambohibao

Telephone

+261345550180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Shalom Production Evangelique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Studio Shalom Production Evangelique:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram