Santé & Beauté

Santé & Beauté MITSABO ny karazan'ARETINA rehetra @ alalan'ny HOTRA, RANO, ZAVA-MANIRY, ARGILE, TOROHEVITRA, SAKAFO sns...

21/10/2021

Vizana ve ianao?manolotra halahavizanana ho anao ny Manov'ho soa @ sarany antonony.. Manantona ary fa vonona ny hanampy anao izahay(Mamory Ivato)----0325802397-----

13/11/2018

Miarahaba antsika ! Maro isika no marary loha amzao? Ireto misy antony mety mahatonga azy:_tsy fanaovana satroka amizao andro mahamay izao._ tsy fahampian' ny rano sotroina_tsy fihinanana sakafo tsara.=>vahaolana voalohany vavaka mba hanehoan' Andriamanitra ny mety mahazo_ misotro rano _ aza adino ny manao satroka sy mampanao satroka ny ankizy. Mirary soa ho antsika rehetra.IIIjao2

27/09/2018

Manov' ho soa dia manolotra ho anao ny tsara indrindra avy aminy mba hitondra fahasalamana ho anao na ara_ batana( massage) ara_tsaina(conseils). Mandray ny h@ zaza am_bohoka,h@ lehibe.

Address

Ambohibao

Telephone

0340464502

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Santé & Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share