OSTIE Serasera

OSTIE Serasera Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OSTIE Serasera, Medical and health, Ambohibao.

Ankoatra ireo fitsaboana aminโ€™ny ankapobeny izay omena ny mpiasa sy ny vady aman-janaka, dia manohana ireo orinasa ihany koa ny fikambanana ahafahana misoroka ny aretina sy ho fiarovana aminโ€™ny loza izay mety hitranga eny aminโ€™ny toeram-piasana.

Faly miarahaba antsika rehetra tompoko ! ๐Ÿ˜Ireto avy ny OSTIE de garde antsika :๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐—ท๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ :๐Ÿ‘‰...
25/07/2025

Faly miarahaba antsika rehetra tompoko ! ๐Ÿ˜

Ireto avy ny OSTIE de garde antsika :
๐—ฆ๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐—ท๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ :
๐Ÿ‘‰ OSTIE Ampasamadinika, Ambohimanarina, Tanjombato ary Andranomena, mandray marary manomboka amin'ny 07 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro.

๐—ข๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—˜ ๐Ÿฎ๐Ÿฐ "๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฑ'๐˜‚๐—ฟ๐—ด๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ" :
๐Ÿ‘‰ OSTIE Andranomena, Tanjombato ary Ambohimanarina, mandray ireo "cas urgent" manomboka amin'ny 12 ora atoandro hatramin'ny 07 ora maraina.

Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra tompoko ๐Ÿ™

๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—” ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ‘‡
23/07/2025

๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—” ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ‘‡

๐Ÿ“„๐Ÿ“„
21/07/2025

๐Ÿ“„๐Ÿ“„

๐—ฅ๐—˜๐—š๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง ๐—œ๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—จ๐—ฅ ๐——๐—˜๐—ฆ ๐—”๐——๐—›๐—˜๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ : ๐—”๐—ก๐—ก๐—˜๐—ซ๐—˜ ๐Ÿฎ ๐—Ÿ๐—˜๐—ฆ ๐—˜๐—ซ๐—–๐—Ÿ๐—จ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก๐—ฆ - ๐—ก๐—ข๐—ง๐—˜ ๐——๐—˜ ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—ฆ๐—˜๐—œ๐—š๐—ก๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ ๐—–๐—ข๐— ๐—ฃ๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ ๐—”๐—จ ๐—ฅ๐—˜๐—š๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง ๐—œ๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—จ๐—ฅ
Sont exclues les prestations suivantes :
- Le bilan de santรฉ non liรฉ ร  une maladie ou demande de bilan sans prescription mรฉdicale ;
- Les vaccins en dehors de ceux prescrits par le Programme nationale de Santรฉ Publique du Ministรจre qui sโ€™occupe de la Santรฉ ;
- Toutes les interventions ร  visรฉe esthรฉtique ou plastique ;
- Les produits cosmรฉtiques, mรชme ceux prescrits par les Dermatologues agrรฉรฉs par lโ€™OSTIE ;
- Lโ€™Interruption volontaire de la grossesse ;
- Le traitement de la stรฉrilitรฉ prescrit par des Gynรฉcologues non agrรฉรฉs par lโ€™OSTIE ;
- Lโ€™Ostรฉodensitomรฉtrie ;
- Les tests gรฉnรฉtiques ;
- Les mรฉdicaments ou autres produits utilisรฉs dans le cas de CANCER ou de DIALYSE ;
- Tous produits ou matรฉriels utilisรฉs pour la mise en ล“uvre de toute Fรฉcondation non physiologiques ;
- Toutes analyses effectuรฉes en dehors du territoire national ;
- Tous produits non commercialiser dans les officines ร  Madagascar ;
- Les frais affรฉrents ร  toutes consultations effectuรฉes en dehors du territoire national ;
- Lโ€™orthodontie ;
- Toutes autres Prestations en dehors de celles prรฉvues dans le texte rรฉglementaire notamment le Dรฉcret Nยฐ 2003-1162 organisant la Mรฉdecine dโ€™Entreprises.
---------------------------------------------------
๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐— -๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ž๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—” ๐— ๐—œ๐—™๐—˜๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ข๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—˜ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก๐—ฌ
Tsy tafiditra ao anatinโ€™ny fitsaboana izay sahaninโ€™ny OSTIE ireto manaraka ireto :
- Fizahan-pahasalamana tsy misy ifandraisany amin'ny aretina na fangatahana fitilina ara-pahasalamana tsy misy taratasy mazava avy aminโ€™ny mpitsabo ;
- Vaksiny hafa ankoatra ireo voalazan'ny tetiandro avy an'ny Minisitera miandraikitra Fahasalamam-bahoaka ;
- Ny fitsaboana mifandraika aminโ€™ny resaka ยซ esthรฉtique ou plastique ยป ;
- Ny vokatra kosmetika, eny fa na dia ireo nosoritan'ny ยซ Dermatologues ยป ankatoavin'ny OSTIE aza ;
- Ny fanalana zaza ;
- Fitsaboana ny olana eo aminโ€™ny fiterahana omen'ny โ€œGynรฉcologuesโ€ tsy ankatoavin'ny OSTIE ;
- Ny ยซ Ostรฉodensitomรฉtrie ยป ;
- Ny fanamarinana ny resaka ยซ gรฉnรฉtiques ยป ;
- Fanafody na vokatra hafa ampiasaina amin'ny resaka homamiadana na ยซ Dialyse ยป ;
- Ny fanafody na fitaovana ampiasaina hahazoana vohoka tsy aminโ€™ny fomba vaojanahary ;
- Fitiliana ivelanโ€™ny firenena Malagasy ;
- Ny vokatra tsy amidy eny amin'ny fivarotam-panafody eto Madagasikara;
- Saram-pitsaboana natao ivelan'ny firenena Malagasy ;
- Ny ยซ Orthodontique ยป ;
- Ny fitsaboana hafa rehetra ankoatry ny voalaza ao amin'ny lahatsoratra mifehy, indrindra ny didim-panjakana laharana 2003-1162 mikarakara ny fitsaboana amin'ny orinasa.

Miarahaba antsika orinasa mpikambana rehetra.Ny "๐—”SSEMBLร‰E ๐—šร‰Nร‰RALE ๐—ขRDINAIRE (AGO)" na ny fihaonamben'ny mpikambana eto...
18/07/2025

Miarahaba antsika orinasa mpikambana rehetra.

Ny "๐—”SSEMBLร‰E ๐—šร‰Nร‰RALE ๐—ขRDINAIRE (AGO)" na ny fihaonamben'ny mpikambana eto amin'ny OSTIE dia ho tanterahina ny Alakamisy faha 31 jolay 2025 ho avy izao. Ny toerana anaovana izany dia ao amin'ny CEMES Soanierana.

Raha toa ka mila fanazavana fanampiny isika dia azo atao ny miantso ny "service des adhรฉrents" OSTIE amin'ny laharana ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฐ ๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿต.

Misaotra indrindra tompoko.

๐ŸŽ‰ OSTIE โ€“ 70 ans dโ€™engagement pour le bien-รชtre des travailleurs et de leur famille ๐Ÿ’™15 juillet 1955, tout a commencรฉ av...
15/07/2025

๐ŸŽ‰ OSTIE โ€“ 70 ans dโ€™engagement pour le bien-รชtre des travailleurs et de leur famille ๐Ÿ’™

15 juillet 1955, tout a commencรฉ avec une vision simple mais ambitieuse : prendre soin de celles et ceux qui bรขtissent le pays โ€“ les travailleurs โ€“ et de leur famille.
Cโ€™est ainsi quโ€™est nรฉe lโ€™OSTIE, une organisation de santรฉ pionniรจre, portรฉe par une mission humaine et sociale.

๐ŸŒฑ 1955 โ€“ Les dรฉbuts.
Avec peu de moyens mais un cล“ur immense, lโ€™OSTIE pose ses premiรจres pierres. Une poignรฉe de soignants, une volontรฉ de fer, et un engagement sans faille pour accompagner les entreprises dans la santรฉ au travail.

๐Ÿฅ Aujourdโ€™hui, 70 ans plus tardโ€ฆ
OSTIE, cโ€™est :
๐Ÿ”น Plus de 150 mรฉdecins traitants
๐Ÿ”น Plus de 30 spรฉcialistes en santรฉ et sรฉcuritรฉ au travail
๐Ÿ”น Plus de 25 mรฉdecins spรฉcialistes
๐Ÿ”น Plus de 35 professionnels en odonto-stomatologie
๐Ÿ”น Et plus de 100 paramรฉdicaux et aide-soignants dรฉvouรฉs

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ OSTIE, cโ€™est aussi une famille.
Une รฉquipe qui รฉvolue avec le temps, qui sโ€™adapte, innove, forme et soigne. Une organisation qui place lโ€™humain au cล“ur de tout.

โœจ 70 ans, ce nโ€™est pas juste un chiffre.
Cโ€™est 70 ans dโ€™histoires partagรฉes, de vies sauvรฉes, de confiance bรขtie.

Merci ร  vous โ€“ nos adhรฉrents, partenaires et collaborateurs โ€“ de faire partie de cette belle aventure. ๐Ÿ’™

Torohevitra manampy antsika amin'ny fitsaboana ๐Ÿ‘‡
14/07/2025

Torohevitra manampy antsika amin'ny fitsaboana ๐Ÿ‘‡

Sarobidy ny fahasalamanao ๐Ÿซต Mahomby kokoa ny fitsaboana raha toa ka manaraka ireto torohevitra ireto isika :

1๏ธโƒฃ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ :
Aza misalasala manontany ny mpitsabo raha toa ka manana ahiahy mahakasika ny fahasalamanao sy ny aretina mahazo anao ianao mandritra ny fizahana izay atao.

2๏ธโƒฃ ๐— ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜† :
Eo ny dokotera hanohana anao. Matokia ny fahaizany sy ny torohevitra izay atolony.

3๏ธโƒฃ ๐—”๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฑ๐˜† :
Ny fanajana ny fatra sy fotoana hinanana ny fanafody dia zava-dehibe amin'ny fahombiazan'ny fitsaboana. Aza manova na oviana na oviana ny fitsaboana anao raha toa ka tsy avy amin'ny mpitsabo izany.

4๏ธโƒฃ ๐—›๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ต๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ :
Ampahany manan-danja amin'ny fizotran'ny fanasitranana ny fanarahanao ireo torohevitra avy aminโ€™ny dokotera (fialan-tsasatra, fanaovana fanatanjahan-tena, fihinanana sakafo madio sy voalanjalanja sns.).

โŒ Fadio ny manao "dokotera tena", tsara foana manatona mpitsabo raha toa ka manana olana ara-pahasalamana isika.

10/07/2025

๐Ÿ”‘ Fanalahidy 5 ho an'ny sakafo azo antoka
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

08/07/2025

Inona no mety mahatonga ny fofom-bava ? ๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ๐Ÿ‘‡

Fantaro fa ny tranga betsaka indrindra aminโ€™ny fahapoizinana ara-tsakafo dia miainga avy ao an-dakozia. ๐Ÿงโ€โ™€๏ธNy sakafo ar...
03/07/2025

Fantaro fa ny tranga betsaka indrindra aminโ€™ny fahapoizinana ara-tsakafo dia miainga avy ao an-dakozia. ๐Ÿงโ€โ™€๏ธ

Ny sakafo ara-pahasalamana dia manomboka amin'ny tanana madio, toerana madio ary fitaovana madio. ๐Ÿ’ง

๐Ÿ”‘ Noho izany, tandrovy mandrakariva ny fahadiovana !

Manampy anao aminโ€™ny fitsaboana sy fihinanana ireo fanafody ๐Ÿ‘‡Misy ireo fanafohizan-tena izay mety hitantsika matetika an...
01/07/2025

Manampy anao aminโ€™ny fitsaboana sy fihinanana ireo fanafody ๐Ÿ‘‡

Misy ireo fanafohizan-tena izay mety hitantsika matetika any aminโ€™ireny โ€œordonnanceโ€ avy aminโ€™ny mpitsabo OSTIE ireny.

Manampy antsika ireto fanazavana manaraka ireto mba tsy ho adino izany rehefa mihinana ny fanafody isika ๐Ÿงพ๐Ÿ“

SP = Sirop
M-M-S = Matin - Midi - Soir
DRP = Manadio orona
AR = A revoir
RV = Rendez-vous
C-A-C = Cuillรจre ร  cafรฉ
ML = Millilitre
CP = Comprimรฉ
ALD = A la demande
CAS = Cuillรจre ร  soupe
ALS = Alohanโ€™ny sakafo
SL = Sotro lehibe
SK = Sotro kely
(Mety mbola misy hafa)

โšช๏ธ๐Ÿ”ต Raha toa ka mahita ireny isika dia azo atao tsara manontany ny mpitsabo mba tsy handiso ny fihinanana ny fanafody sy ny toromarika omen'izy ireo.

Mirary soa sy fahasalamana ho antsika tompoko ๐Ÿ™

Mirary fety sambatra ho antsika Malagasy rehetra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
26/06/2025

Mirary fety sambatra ho antsika Malagasy rehetra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

Ambohibao

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OSTIE Serasera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share