14/07/2025
💢 "Fa maninona no maro ny olona eto Madagasikara no mijaly amin’ny tsy fahampian-kery ara-nofo (faible libido) sy fahaverezan’ny herin-dehilahy?"
😟 Inona no olana mitranga amin'ny olona tratran’ity toe-javatra ity?
Tsy tia firaisana intsony na tsy taitra ny amin’izany
Tsy mitsangana tsara intsony ny filahiana amin’ny lehilahy
Lehibe loatra ny harerahana, na dia avy miala sasatra aza
Tsiranoka manamora ny firaisana (glaire) kely loatra na tsy misy mihintsy sy fanaintainana amin’ny firaisana eo amin'ny vehivavy
Fikorontanan’ny fitiavana eo amin’ny mpivady, sakantsakana amin’ny fifandraisana.
Tsy fahampiana ao antokatrano miteraka levilevin-teny maro isankarazany eo mpivady
❓ Fa inona marina no mahatonga izany hihabetsaka amin’izao?
✅ 1. Adin-tsaina sy havizanana mafy
Asa be, tsy fahitana aina, saina mavesatra, ahiahy ara-bola ➡️ Manakana hormonina toy ny testosterone sy œstrogène hiasa
✅ 2. Sakafo ratsy sy feno simika
Siramamy be, sakafo mavesatra, menaka, sy soda ➡️ Manentsina lalan-dra, mampihena hery sy faharisihana
✅ 3. Tsy fahampian-tsakafo manan-danja
Tsy ampy zinc, fer, B12, magnésium, D3 ➡️ Tsy mamokatra hormonina
manentana fitiavana sy firaisana intsony ny vatana
✅ 4. Fitsaboana sasany (antibiotika, antihypertensif, sns...)
Mety hanakana hormonina hiasa tsara → tsy mandeha ny “moteur”
✅ 5. Tsy fahampian-drano sy tsy mihetsiketsika ara-batana
Tsy mivezivezy ny rà → tsy mihetsika koa ny faniriana ara-nofo
📌 Ahoana no atao hanarenana izany?
Vahaolana natoraly
Mihinana sakafo manome hery sy manaitaitra (voanjo, tantely, sakamalaho, tongolo gasy, akondro):Manampy testosterone
Misotro rano ampy (1.5–2L/andro): Mampandeha tsaratsara ny rà
Manao fanatanjahan-tena kely (10–20min isan’andro) Manatsara circulation sy hormonina
Manao “pause” amin’ny adin-tsaina sy miala sasatra Mamerina ny fahazotoana sy ny saina
Mampiasa ravintsara, gingembre, noni, tribulus Ireo no vavapisotro sy aphrodisiaque naturel
🧠 Tsarovy:
> Fa ny hery ara-nofo sy faniriana dia tsy vokatry ny “hanina sy filàna ara-nofo” fotsiny.
Teny malefaka am-bava, saina, fitiavana, fiainana salama no maha-matotra azy.
🎯 Famaranana:
Ny olana amin’ny hery ara-nofo dia azo tsaboina, azo resena, indrindra raha tsapaina aloha sy andraisana fepetra voajanahary.
> Raha lava loatra ny olana, tsara manatona:
Mpitsabo natiora
Gyneco na andrologue
Na mpitsabo mikasika ny saina (stress sexuel, couple)
Misy ny vokatra natoraly ato amin'ny Aina Soa hanampiana ireo tratran'ny olana aran'ny
Hoan'ny lehilahy
Hoan'ny vehivavy: + (Action Positive)
Santé Naturelle AINA SOA
Sanatria Ze Hitsoaka