Massage Plaisir

Massage Plaisir Pas de masseuse ou masseur au choix. On est à Antananarivo. Pas de sallon mais déplacement à domicil Discret et professionnel

Massage Tantrique et relaxant pour femme à domicile ou à l'hôtel.

29/11/2025

𝖲𝖺𝗍𝗂𝗌𝖿𝖺𝗂𝗍𝖾 𝗈𝗎 𝗋𝖾𝗆𝖻𝗈𝗎𝗋𝗌é𝖾

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓹𝓵𝓪𝓲𝓼𝓲𝓻 𝓮𝓽 𝓷𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓼𝓪𝓽𝓲𝓼𝓯𝓪𝓬𝓽𝓲𝓸𝓷

29/11/2025
𝖲𝖺𝗍𝗂𝗌𝖿𝖺𝗂𝗍𝖾 𝗈𝗎 𝗋𝖾𝗆𝖻𝗈𝗎𝗋𝗌ée𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓹𝓵𝓪𝓲𝓼𝓲𝓻 𝓮𝓽 𝓷𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓼𝓪𝓽𝓲𝓼𝓯𝓪𝓬𝓽𝓲𝓸𝓷
23/10/2025

𝖲𝖺𝗍𝗂𝗌𝖿𝖺𝗂𝗍𝖾 𝗈𝗎 𝗋𝖾𝗆𝖻𝗈𝗎𝗋𝗌ée
𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓹𝓵𝓪𝓲𝓼𝓲𝓻 𝓮𝓽 𝓷𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓼𝓪𝓽𝓲𝓼𝓯𝓪𝓬𝓽𝓲𝓸𝓷

Aleo tsy miteny 😀
12/07/2025

Aleo tsy miteny 😀

Sendra nandalo tany amin'ny sipako aho alohan'ny hody avy niasa no nasain'ity farany hanala ny volombavako fa tsy tiany hono. Saika tsy nety aho satria iny volombavakeliko iny no tsy haritry Rafotsy isakiny alohan'ny hatory fa lalaoviny kely foana mantsy kanefa tsy nahaleo dohika ny sipakely aho ka nohesoriko ilay izy 😉
Variana tao amin'ity sipa keliko aho ka tratra hariva vao tafody.
Efa natory ny vadiko koa nijokojoko sy nitsaitsaika aho namonjy fandriana moramora teo akaikiny.
Vao nirakotra lamba aho no henoko ny tanany nisafosafo ny lohako sy nitady ny volombavako tao anaty maizina.
Tampoka teo nivazavaza izy hoe : "Tang, Tang, fa mbola miandry inona foana ianao io no tsy mody amin'izay ? Mitsangana haingana moa dia modia any aminao any fa tratran'ny vadiko eo ihany isika ka ahabe problème ka !" 🤔😀

La sérénité vient de soi. Il n'es pas inconvenable de lâcher prise ds fois.
28/06/2025

La sérénité vient de soi. Il n'es pas inconvenable de lâcher prise ds fois.

24/06/2025

Zaraiko kely ity.

C'est toujours un plaisir pour d'avoir des retours comme ça. Votre plaisir et notre satisfaction. On donnera toujours le...
03/06/2025

C'est toujours un plaisir pour d'avoir des retours comme ça.
Votre plaisir et notre satisfaction. On donnera toujours les meilleurs pour vous.

13/05/2025

Asiantsika promotion massage kely indray
Pour tout type de massage à 25.000Ar. Centre ville et exclusivement pour les FEMME

12/03/2025

Dia mivarotra tokoa mo :) .. HIVAROTRA AHO

Tsy vaovao amin'ny sofin'ny rehetra
Ny atao hoe mama na papa sosy
Mila arahana ny fepetra
Dia ho ambinina ny paosy

Tsy mahantra aho akory
Fa mba manana ny ampy hiatrehana ny tany
Saingy mila revy hanalana sorisory
Ka HIVAROTRA AHO anenjehako izany

Tsy ireo andriambavilanitra irery intsony
No lazaina ho entam_barotra
Fa efa eto koa izahay roa voany
Afaka seraina mahafinaritra

Tsy vaotery ho endrika sy bika
Vao afaka milatsaka
Fa ao ireo tsy tafita
Mihezaka manangeza lataka

Ireo voay no manimba ny afera
Miandry fotsiny fizarana
Ato amin'ny tambajotran-tserasera
Mandiso izay mba tokony ho anjara

Efa maro hoy aho ireo mpisehatra
Tsy ho ampianariko ianao
Fa tandremo sao mirehitra
I Kiala pisokelinao

Tsy fahantrana hoy aho averiko
Ary anefa fahafinaretana ho anao
Ry madama kely, mety ho reniko
Koa maninona moa raha ho anao!? HIVAROTRA AHO...

👀😅🤣

Address

Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Massage Plaisir posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram