Massage Mikolo

Massage Mikolo Agreé par l'Etat, Autorisation n°90 SANPF-PS/SG/DGS/DPLMT/SPMT
Mpikambana feno ao amin’ny Fikambanan’ny Mpitsabo nentim-paharazana..

- Efa an-taonany maro no ni foronany
- Mitsabo aretina maro amin’ny alalan’ny Otra
- Nankatoavin’ny Ministeran’ny fahasalamana ny fisokafany amin’ny alalan’ny taratasy n°90QANPF-PS/SG/DGS/DPLMT/SPMT
- Mpikambana feno ao amin’ny Fikambanan’ny Mpitsabo nentim-paharazana
- Manome fiofanana ho an’ireo olona te hitsabo amin’ny alalan’ny otra
- Mampiasa Tambavy, crème, huile Spéciale
- Vonona ny handray anao ary hanome fahafaham-po ny Tompon’andraikitra sy ny mpiara-miasa aminy

Faly miharaba antsika rehatra izahay atao Massage Mikolo manolotra antsika ity produit ho an'ny voko ity: SERUM ARGAN OI...
26/08/2024

Faly miharaba antsika rehatra izahay atao Massage Mikolo manolotra antsika ity produit ho an'ny voko ity: SERUM ARGAN OIL na sérum extrait d'huile d'argan

ity sérum ity dia manana ireo qualifications tokony sy ilain'ny volontsika rehetra izan'ny hoe:
✨Mampangirana ny volo
✨Mampalama ny volo
✨Mety ho an'ny voko rehetra
✨Malefaka dia malefaka ny fofony fa tsy mahery be na koa midofaka 😊
✨souple tsara ny volo rehefa avy manosotra azy
✨Mora ampiasaina
✨Tsy gras be ny volo rehefa avy manosotra azy
✨Tsy gras be ny consistance an'ity sérum ity fa tena de qualité mihitsy
✨Vidiny mirary dia mirary

Manasa antsika izay mbola tsy nampiasa izahay ato mikolo

Mp izay anao commande
Prix:10.000ar
Contact:0337416989

Miarahaba antsika mpanjifa rehetra izahay ato Massage Mikolo manolotra ho a'reo ny ✨BAUME MAGIQUE✨Très éfficace100%natur...
26/08/2024

Miarahaba antsika mpanjifa rehetra izahay ato Massage Mikolo manolotra ho a'reo ny ✨BAUME MAGIQUE✨
Très éfficace
100%naturel
Azo avy @ zava - maniry
Maro ireo efa nahita voka- tsoa t@ fampiasana azy ity ka inona no andrasana , Ndao hampiasa😊

Marihina fa formule plus développée kokoa ity baume ity ary tena azo antoka ny fiasany noho izy 100% naturel🌿🌿🌿🍁

Baume mafana izy izy ity ary manasitrana aretina maro toy ny:
🏅Sery
🏅Kohoka
🏅Grippe
🏅Goutte
🏅Rhumatisme
🏅Atoka marary
🏅Vatana mangotsongotsoka
🏅Varisy
🏅Kibo manotika
🏅Anti-inflammatoire
🏅Farasisa
🏅Nify mivonto sy manintaina
🏅Koha mavesatra
🏅Mivonto
✔️✔️Mety tsara ary tena éfficace ho an'ny zaza tsy mahatafavoaka rehoka🤗🤗,sns maro.. .

Mandrisika antsika hatrany hampiasa azy ity fa tena azo antoka tsara ny éfficacité an'ity BAUME MAGIQUE ity🤗🤗🤗

Mp raha anao commande
Téléphone: 0337416989

Prix : 20.000ar

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 14:00 - 17:00

Telephone

+261337416989

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Massage Mikolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category