It's Me

It's Me Where your best self begins. 💕

⚠ Captureo ity pub ity ! ⚠Aleo asiana kely an'izao. 😍✅ Pour toute prestation onglerie, un soin manucure / pédicure offer...
17/02/2026

⚠ Captureo ity pub ity ! ⚠
Aleo asiana kely an'izao. 😍

✅ Pour toute prestation onglerie, un soin manucure / pédicure offert. 🧡
✅ Pour toute prestation extension cils, une épilation sourcils offerte. 🧡

Valable uniquement si vous montrez la publication. 🙂🥰

📍It's Me, en face pharmacie Antanety Ambohimanarina
☎️ 034 85 917 60 , 032 73 896 96

Extension gel no natao teto. 😍Tagueo ilay namanao tokony anao hoho nefa mangataka andro foana. 😎📍It's Me, en face pharma...
11/02/2026

Extension gel no natao teto. 😍

Tagueo ilay namanao tokony anao hoho nefa mangataka andro foana. 😎

📍It's Me, en face pharmacie Antanety Ambohimanarina
☎️ 034 85 917 60 , 032 73 896 96

Sahy sa tsy sahy ? 😍🤩Tsara ilay lava an, fa tena tsara ihany koa ilay fohy. 👌✅ Promotion be, 5.000 Ar ny manao coupe ato...
10/02/2026

Sahy sa tsy sahy ? 😍🤩

Tsara ilay lava an, fa tena tsara ihany koa ilay fohy. 👌
✅ Promotion be, 5.000 Ar ny manao coupe ato aminay an. ✂

📍It's Me, en face pharmacie Antanety Ambohimanarina
☎️ 034 85 917 60 , 032 73 896 96

Offre cadeau février 🎁✅ Manao hoho (ongles) ato aminay = soin manucure ou pédicure 💅✅ Manao volo (brushing + steampod) =...
07/02/2026

Offre cadeau février 🎁

✅ Manao hoho (ongles) ato aminay = soin manucure ou pédicure 💅

✅ Manao volo (brushing + steampod) = soin botox 100% offert

Prise de rendez-vous gratuite. 👌

📞 034 85 917 60 / 032 73 895 95

📍It's Me , en face Pharmacie Antanety Ambohimanarina (Près de Nel extra)

Hey ! ✨Ho fisaorana anareo 1K followers, dia hanao live hizara bijoux inoxydables, maimaimpoana, maromaro ho an'ny abonn...
30/01/2026

Hey ! ✨
Ho fisaorana anareo 1K followers, dia hanao live hizara bijoux inoxydables, maimaimpoana, maromaro ho an'ny abonnés izahay. 😍🎉

👉Sorato eo commentaire izay tianao ho azo na collier, na boucles d'oreilles, na bague, sns

💯 gratuits ho an'ny abonnés irery ihany. Mbola manana fotoana ianao i-s'abonne. 💥🔥

1000 RAISONS DE DIRE MERCI ! 💖 Nous sommes tellement touchés par votre soutien et votre confiance.En signe de gratitude,...
28/01/2026

1000 RAISONS DE DIRE MERCI ! 💖 Nous sommes tellement touchés par votre soutien et votre confiance.

En signe de gratitude, It's Me a préparé une surprise ! Un cadeau très spécial est en route et arrivera bientôt pour fêter cela avec vous.

Restez connectés ! ✨

'sMe

Iza avy ilay tia randrana ? 😍Efa disponible izy ato aminay a !✅ Misy mèche curly✅ Misy postiche Milliardaire📍It's Me, en...
24/01/2026

Iza avy ilay tia randrana ? 😍

Efa disponible izy ato aminay a !
✅ Misy mèche curly
✅ Misy postiche Milliardaire

📍It's Me, en face pharmacie Antanety Ambohimanarina (akaikin'ny Nel extra)
📞034 85 917 60 / 032 73 896 96

👉 10.000 Ar. Ah ? 😍 Azafady fa tsy naheno tsara aho.👉Efa hoe 10.000 Ar. Promotion be ny pose faux ongles ato It's Me, to...
23/01/2026

👉 10.000 Ar.
Ah ? 😍 Azafady fa tsy naheno tsara aho.
👉Efa hoe 10.000 Ar. Promotion be ny pose faux ongles ato It's Me, tolotra mandalo an ! 10.000 Ar miaraka amin'ny déco izay tinao (sauf 3D). 💅🎉

Tsy adino ny 0 iray fa tena izay ka. 😜

📍It's Me, en face pharmacie Antanety Ambohimanarina (Akaikin'ny Nel extra). Bord de route principale
📞 034 85 917 60 / 032 73 896 96

20/01/2026

✨ PROMO ! PROMO ! COLORATION + SOIN ✨

Mafana ny andro, ary mila fikarakarana manokana ny volo! Manimba sy mampalazo ny volo ny masoandro sy ny hamandoana (humidité).

Manolotra tolotra manokana ho anao izahay hatramin'ny 31 janoary : 🎁 COMBO PROMO : Coloration + Soin (Hydratation) 🎁

💰 49.000 Ar seulement

✅ Loko tsara kalitao : Loko maharitra
✅ Volo salama : Soin manome hery sy mampalefaka ny volo, sady miaro azy tsy ho tapatapaka.

📅 Fin de la promo : 31 janvier 2025

📍 Antanety Ambohimanarina (À droite de Nel extra, juste en face de la Pharmacie Antanety)
📞 034 85 917 60 / 032 73 896 96 (Prise de rendez-vous gratuite)

💍 Une fiancée, une mariée 👰‍♀️Deux looks différents, mais une même promesse :✨ vous sublimer sans vous transformer ✨Chez...
16/01/2026

💍 Une fiancée, une mariée 👰‍♀️
Deux looks différents, mais une même promesse :
✨ vous sublimer sans vous transformer ✨

Chez 's Me , pour votre Jour J 🤍
👉 It’s you, just you… but your better self.

🎉 PROMO MARIAGE – JANVIER 🎉
💄💅💆‍♀️ Pack complet mariage
🔥 99.000 Ar seulement
❌ au lieu de 150.000 Ar

📅 Valable même si votre mariage est en décembre 2026

📣 Identifieo daholo izay hanambady rehetra any amin'ity taona ity e 💍💖
📩 Réservation en MP

Eh! Afaka mitondra izay modèle tinao ianao dia réalisena ato amininay. 💅👌Prix à partir de 8.000 Ar foana foana an ! 🥰📞03...
09/01/2026

Eh! Afaka mitondra izay modèle tinao ianao dia réalisena ato amininay. 💅👌

Prix à partir de 8.000 Ar foana foana an ! 🥰

📞034 85 917 60 / 032 73 896 96
📍It's Me, en face Pharmacie Antanety (ankaikin'ny nail extra)

08/01/2026

Te anao promotion mipoaka be vita fety izahay. 😍 Ao izay lanin'ny be sy ny maro ataontsika promo be. 🥳🤩

Address

En Face Pharmacie Antanety
Ambohimanarina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when It's Me posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category