14/04/2026
🩺𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐑𝐀𝐘 𝐧𝐚 𝐏𝐏𝐒𝐁_ 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐬𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐂𝐒𝐁
🏥 « 𝑬𝒇𝒂 𝒂𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒏𝒊𝒎-𝒑𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 »: Io no antso ho amin’ny fiarovana sy fikojakojana ny fitaovana ara-pahasalamana nataon'Atoa 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 (𝐃𝐆𝐅𝐒), izay nisolo tena an-𝐝𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 androany.
📍Fiofanana hanamafisana ny fahaizan’ny ekipan’ny distrika ara-pahasalamana amin’ny fitantanana sy fikojakojana ny fitaovana eny anivon’ny CSB.
📅14- 17 aprily 2026, Hôtel Colbert_Antananarivo
🎯Ity fiofanana ity dia ao anatin'ny 𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐏𝐏𝐒𝐁, izay tantanin’ny 𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬-𝐒𝐚𝐧𝐭𝐞́ eo anivon’ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, izay tanterahin’ny UNOPS ary tohanan’ny Banky Iraisam-pirenena.
Mandray anjara amin'izany ireo 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐨𝐣𝐚𝐤𝐨𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝟓𝟏, 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐂𝐒𝐁 𝟑𝟒𝟕 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐏𝐏𝐒𝐁.
🛠️ Zava-dehibe izao fiofanana izao satria ny fitaovana biomédical dia ilaina amin’ny fitsaboana, saingy raha tsy voakarakara dia mety ho simba haingana.
Noho izany dia :
✅Hatsaraina ny fahaiza-manao amin’ny fikojakojana
✅Hatsaraina ny fitantanana sy fanaraha-maso
✅Hampidirina fitaovana vaovao hanampy amin’ny asa
✅Hiantohana ny fiarovana ny marary sy ny mpiasa
📢Mazava ny hafatra : 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐨𝐣𝐚𝐤𝐨𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨.
-----------
🩺𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐏𝐫𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚𝐮𝐱 𝐏𝐚𝐧𝐝𝐞́𝐦𝐢𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐏𝐫𝐞𝐬𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐒𝐞𝐫𝐯𝐢𝐜𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐒𝐚𝐧𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐁𝐚𝐬𝐞 (𝐏𝐏𝐒𝐁) – 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐠𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐚𝐧𝐭𝐞́ 𝐝𝐞𝐬 𝐂𝐒𝐁
🏥 « 𝑵𝒐𝒖𝒔 𝒔𝒐𝒎𝒎𝒆𝒔 𝒅é𝒋à 𝒆𝒏𝒕𝒓é𝒔 𝒅𝒂𝒏𝒔 𝒍’𝒆𝒓𝒆 𝒅𝒖 𝒄𝒉𝒂𝒏𝒈𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 » : tel est le message fort lancé par Monsieur le Directeur Général de la Fourniture des Soins (DGFS), représentant Madame la Ministre de la Santé Publique, aujourd’hui.
📍 Formation visant à renforcer les capacités des équipes des districts sanitaires dans la gestion et la maintenance des équipements au niveau des CSB.
📅 14 – 17 avril 2026, Hôtel Colbert, Antananarivo
🎯 Cette formation s’inscrit dans le cadre du 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐏𝐏𝐒𝐁, coordonné par 𝐥’𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬-𝐒𝐚𝐧𝐭𝐞́ au sein du Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka mis en œuvre par UNOPS et financé par la Banque mondiale.
Participent à cette activité l𝐞𝐬 𝐫𝐞𝐬𝐩𝐨𝐧𝐬𝐚𝐛𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝟓𝟏 𝐝𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭𝐬 𝐬𝐚𝐧𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬, 𝐞𝐧 𝐜𝐡𝐚𝐫𝐠𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝟑𝟒𝟕 𝐂𝐒𝐁 𝐛𝐞́𝐧𝐞́𝐟𝐢𝐜𝐢𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐮 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐏𝐏𝐒𝐁.
🛠️ Cette formation est essentielle car les équipements biomédicaux sont indispensables pour la prestation des soins, mais sans entretien adéquat, ils peuvent rapidement se détériorer.
Ainsi :
✅ Améliorer les compétences en maintenance
✅ Renforcer la gestion et le suivi des équipements
✅ Introduire de nouveaux outils d’appui aux activités
✅ Garantir la sécurité des patients et du personnel
📢 Message clair : 𝐢𝐥 𝐧𝐞 𝐬𝐮𝐟𝐟𝐢𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐝𝐞 𝐝𝐢𝐬𝐩𝐨𝐬𝐞𝐫 𝐝𝐞𝐬 𝐞́𝐪𝐮𝐢𝐩𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬, 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐞𝐬𝐬𝐞𝐧𝐭𝐢𝐞𝐥 𝐝𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐭𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐭𝐞́𝐠𝐞𝐫.
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Banque mondiale
UNOPS