26/09/2025
🇲🇬Manoloana ny zava-misy iainan’ny firenentsika ankehitriny, izahay MAH MEKANIKA dia maneho alahelo sy fiaraha-miory lalina amin’ireo rehetra tra-boina tamin’ny fandrobana : ireo mpivarotra, mpiasa, mpandraharaha ary ireo fianakaviana rehetra voakasik’izany.
Mizara ny alahelo sy ny tebiteby iombonantsika izahay.
Matoky izahay fa miaraka, amin’ny herim-po sy firaisankina, dia afaka miarina sy manarina izay very isika rehetra.
🇨🇵Face à la situation difficile que traverse notre pays aujourd’hui, MAH MEKANIKA tient à exprimer sa profonde tristesse et sa solidarité envers toutes les victimes des pillages : les commerçants, les employés, les entrepreneurs et toutes les familles touchées.
Nous partageons votre douleur et vos inquiétudes.
Nous croyons qu’ensemble, avec courage et unité, nous pourrons surmonter cette épreuve et rebâtir ce qui a été perdu.
"Le bon choix compte, améliorez vos normes".
– L’équipe MAH MEKANIKA