Green World Majunga

Green World Majunga Fitsaboana100% natoraly azo antoka. Mizara fahasalamana, manome asa ihany koa

02/02/2022

Misy formation manomboka rahampitso ka hatr@ 5 février ho anareo le vonona hiasa

Tonga defa hoento le droit d'adhésion sy CIN ho anze efa manana

Midira mp maka détails lieu sy ora

Iresaka manokana momban'ireo karazana aretin'aty aho anio  FITSABOANA NATORALY🌿 Ireo fambara raha efa mivoatra ny aretin...
29/12/2021

Iresaka manokana momban'ireo karazana aretin'aty aho anio

FITSABOANA NATORALY🌿

Ireo fambara raha efa mivoatra ny aretina :
-Manaintaina ny eo amin'ny hila-kibo havanana,miziriziry otran'ny misy rivotra fona ny kibo.
-Maloiloy sy mandoha
-voan'ny crampe matetika.
-mangidihidy ny vatana, mety hivoaka vay sy tsiranoka.
-Malainkomana.
-Mihena ny lanja.
-lasa mora reraka.
-mangotsoka ny vanin-taolana sy ny hozatra.
-mavo ny maso sy ny oditra.
-Maro ireo karazana aretin'aty fa ireto voalaza manaraka ireto dia anisan'ny aretin'aty izay tsaboina ato GGreen World MajungaWGreen World MajungaMGreen World Majunga
📣 Stéatose hépatique :izy io dia aretin'aty vokatry ny tavy izay miangona ao aminy.
-Ny antony mahatonga azy dia ny :
➡️Ny fihinana sakafo matavy sy be menaka.
➡️Ny hatavizana be loatra
➡️Ny Fisotroana toaka be loatra
➡️Ny fihinanana fanafody diso fatra (fanaovana dokotera tena)
➡️Ny fihinana sakafo be akora simika sns...
📣Hépatite virale : Aretin'aty avy amin'ny virus izay mifindra @ alàlan'ny firaisana aranofo tsy sy ny rà.
- avy amin'ny tsy fanasana tànana, indrindra rehefa avy any amin'ny gabone,ka mety hifindra amin'ny sakafo na ny rano sotroina.
-mifindra ihany koa amin'ny alàlan'ny nono (ho an'ny zazakely).
📣Cirrhose :Ny 75 % mahatonga ny cirrhose dia avy amin'ny Fisotroana toaka be loatra.
-ankoatr' izay ny hépatite sy ny tavy miangona amin'ny aty tsy voatsabo hatry ny ela.
📣Hépatomégalie (fitomboan'ny haben'ny aty).
-Izy io dia mety ho marika famantarana ny aretina maro, manomboka amin'ny hépatite ka hatramin'ny cirrhose ary koa ny homamiadana sasany.
▶️Raha toa ary ka manana ireo aretina voalaza ireo ianao dia aza misalasala miantso ny laharan-tarobia, manoratra @ mp na manantona mivantana ny toeram-pitaboana Green World Majunga, fa efa misy ny vokatra natoraly hitsaboana izany ato aminay.

▶️Ny toeram-pitsaboana Green world Majunga dia mitsabo ny aretina rehetra @ alàlan'ny fanafody natoraly vita avy @ zava-maniry sy ny otra.

Toerana: Tsaramandro Mahajanga
0325818216

Tonga ny fety, ary lavalava mitohitohy mihitsy  an!Iaraha-mahalala moa fa rehefa vanim-potoanan'ny fety toy izao d matet...
22/12/2021

Tonga ny fety, ary lavalava mitohitohy mihitsy an!
Iaraha-mahalala moa fa rehefa vanim-potoanan'ny fety toy izao d matetika mihinana matsiro be, hanim-pitoloha, misotro mafanafana sy jus ihany koa, ny m**o mamy etc etc isika ka tokony efa eritreretina ihany koa ny hanadiovana ny rà sy ny taova.
Mateti-pitranga rehefa vita fety dia maro ireo sahirana sy manana olana @ aty, ny vavony, ny tahan'ny glycémie sy ny cholestérol ambony be, misy mihitsy aza tratran'ny AVC sy ny olana @ voa...
Mba isorohana izany dia manolotra fitsaboana natoraly izahay eto @ Green World Majunga mba anamaivamaivana ny taona vaovao izay ho diavina ihany koa

Noho izany, na fisorohana na fitsaboana dia afaka manampy anao amaha ny olana ara-pahasalamana mety hisy eo aminao izahay.

Na inona aretinao na inona dia aza misalasala manontany ao @ mp na miantso ny 032 58 182 16 fa vonona hatrany izahay anampy anao

ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO, aza miandry marary fa soroy raha azo atao

Tsy natokana ho an'ny olona marary na manana aretina ihany ny fanampiana omenay fa koa ho anao te hitazona ny fahasalamanao.

MIRARY FETY SAMBATRA SY HIEREN-DOZA HO ANTSIKA REHETRA NY EKIPAN'NY GREEN WORLD MAJUNGA

Ho anao manana olana @ taovam-pananahana, kyste, fibrome, trompe bouchée, perte vaginale, règle douloureuse, tsy mety ma...
20/12/2021

Ho anao manana olana @ taovam-pananahana, kyste, fibrome, trompe bouchée, perte vaginale, règle douloureuse, tsy mety mahazo zaza sns...

Manantòna anay fa efa misy ny vahaolana momban'izany. Natoraly daholo ny produits entina itsaboana anao ka tsy misy atahorana hisy effets secondaires ratsy

Efa maro no nahita vokatsoa t@ fitsaboana tato aminay

Bio santé Tsaramandro 032 58 182 16

Miteraka fahatsentsenana na fahatapahan'ny lalandrà ny fisian'ny tavy ratsy ao @ vatanaNa tsy renao marary aza ny vatana...
07/12/2021

Miteraka fahatsentsenana na fahatapahan'ny lalandrà ny fisian'ny tavy ratsy ao @ vatana

Na tsy renao marary aza ny vatanao dia mety misy tranga toy ny @ sary ao anaty ao.

Azo sorohina tsara anefa ireo @ alalan'ny
👉 fanaovana detox
👉 fihinanana sakafo ara-pahasalamana
👉 fikarakarana ny taovam-pandevonan-kanina (miantomboka ao @ ny vava, nify, mandalo ny tenda, vavony, aty sns... ka hatrany @ ny tsinay sy ny tsinay be)
👉 fanaovana fanatanjahan-tena
👉 fifadiana ireo stimulants maro samihafa ( kafe, sigara, taoka, sakay, zava-mahadomelina samihafa)

Izahay eto Green World Majunga dia manana compléments alimentaires natoraly hoentina miady @ karazan' aretin'ny lalan-kanina (vavony, aty, cholestérol, hyperglycémie, tsinay, rivotra sns...)q, manana produits detox maro samihafa ihany koa, entina isorohana izay mety ho vogadratsin'ny fisian'ny poizina (mauvaises graisses, siramamy be loatra sns...) ao anatin'ny vatana

Aza misalasala manoratra @ mp na miantso anay @ laharana 032 58 182 16 raha mila fanampiana na koa mila fanazavana fanampiny

Mbola mandray olona vonona hiasa hatrany izahay!Midira distributeur ny société green worldMizarà fahasalamana toa anay k...
04/12/2021

Mbola mandray olona vonona hiasa hatrany izahay!

Midira distributeur ny société green world
Mizarà fahasalamana toa anay koa :)
Andao hiara-hiasa isika ;)

🌱 Asa tsotra nefa mahasahana ny ho avy ary mahavelona tsara
🌱 Tsy hilana marim-pahaizana manokana fa fahavonona hiasa no tena takiana
🌱 Azonao atao vadin'asa na koa atao asa fototra

Mandefasa mp na miantsoa mivantana ny laharana 032 58 182 16 raha liana ianao na koa mila fanazavana momban'ny asa

NB: Opportunité d'affaire ity fa tsy asa andraisan-karama isam-bolana

Misy formation sy fitaovana omena anao ahafahanao manomboka ny asanao avy hatrany

Misy ihany koa ny bonus sy tombontsoa maro isan-karazany ho azonao arakaraky ny asa vitanao

Ho anao manana olana @ maso👉 mangirifiry👉 tsy mahita alavitra (myope)👉 tsy mahita tsara @ alina👉 maso reraky ny écrans 👉...
04/12/2021

Ho anao manana olana @ maso
👉 mangirifiry
👉 tsy mahita alavitra (myope)
👉 tsy mahita tsara @ alina
👉 maso reraky ny écrans
👉 voan'ny cataracte na glaucoma
👉 tsy mahita tsara intsony nohon'ny fahalebiazan'ny taona
👉 ireo mpianatra, mpampianatra, mpiasa birao sns.. mampiasa be loatra
👉 ireo manana olana @ diabeta (retinopathie diabétique)...

Ireto @ sary ireto dia santionany ihany @ vokatra greenworld mitsabo sy manala fanaintainana ny maso
Natoraly avokoa, vokatra avy @ zava-maniry izy ireto ka tsy misy atahorana mihitsy

Manasa anao andefa mp @ pejy na @ comptenay: santé na koa hiantso ny laharana 0325818216

Toerana misy anay: mahajanga, Tsaramandro

Raha manana olana @ vanintaolanarhumatisme, arthrose, arthrite na koa goty ianao dia afaka miditra mp na miantso fa misy...
03/12/2021

Raha manana olana @ vanintaolana
rhumatisme, arthrose, arthrite na koa goty ianao dia
afaka miditra mp na miantso fa misy azonay anampiana anao

toerana: Tsaramandro Majunga
032 58 182 16

Ny tranga 8 mateti-piseho @ ireo olona manana aretin'aty 1. tsy mahalevon-kanina, mitohana2. maloiloy3. marary eo amboni...
19/11/2021

Ny tranga 8 mateti-piseho @ ireo olona manana aretin'aty
1. tsy mahalevon-kanina, mitohana
2. maloiloy
3. marary eo ambonin'ny abdomen
4. rera-dava
5. malemilemy
6. manavy, mivoaka atsembohana be
7. mazava be ny lokon ny diky
8. mangidihidy na koa mandeha lio

Raha misy @ ireo tranga ireo miseo aminao dia aza misalasala manantona anay, mandefa mp na miantso ny 0325818216

Fitsaboana @ fomba natoraly tanteraka ary aingam-piasa no entinay mitsabo anao.

"Ny fahasalamana no voalohan-karena"   Ny Green World dia mikarakara sy mitsabo ny aretina sarotra sitranina rehetra toy...
18/11/2021

"Ny fahasalamana no voalohan-karena"

Ny Green World dia mikarakara sy mitsabo ny aretina sarotra sitranina rehetra toy ny:
-homamiadana
-olana @ prostaty
-diabeta
-tosi-drà ambony
-aretim-po
-olana @ tratra sy ny taovam-pisefoana
-olana @ maso
-kista sy fibrome
-aretin'ny vanin-taolana (arthrite, goute,...)
-olana @ tsinay sy ny lalan-kanina
-aretin'aty
- olana @ vavony
- stress
- olana @ taovam-pananahana

- Ireo izay maniry hampiena na hampitombo vatana ihany koa dia raisinay an-tanana

- Misy ihany ny vokatra natokana: ho an'ny olona na lahy na vavy te hiteraka

- ho an'ny olona te hiala @ fiankinan-doha @ zava-mahadomelina
- ho an'ny olona te hikarakara vatana (hoditra, volo)
- ho an'ny olona tsy marary fa te hampitombo hery fiarovana

Misy ihany koa ny vokatra fampiasa @ an-davan'andro toy ny:
**Dentifrice : manatsara sy manamafy ny nify, manala fofona ratsy anaty vavy...(dentifrice)

**Savon de toilette :manala ny mikentrona, manala mony sy tasy/hodi-potsy sy angadrano, manalefaka ny hoditra, tsy mifidy hodi-tava (savon)

**Serviettes hygiénique :mandamina ny olan'ny fadim-bolana,misontona ny loto anaty(détox), mampitony ny hémorroïdes, manala ny fanaintainana rehefa tonga
fadim-bolana (protège slip, serviette hygiénique)

Ny Green World dia fitsaboana avy @ alalan'ny zava-maniry sy voankazo ary legioma avokoa, tsy misy effet secondaire.

Ankoatr'izay koa dia MANOME ASA ho an'ireo izay olona mazoto sy manana traikefa @ resaka varotra izahay...Misy ny fampiofanana ho @ izany

Koa raha mahaliana anao ary izany dia manasa hanao handefa hafatra miafina avy hatrany na ihany koa miantso mivantana ny laharana 0325818216 na ny 0349368174

Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra tompoko o!
Dia misaotra namaky hatramin'ny farany.

Address

Majunga Mahajanga
Amborovy
401

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261325818216

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Green World Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram