Hôpital MONJA JAONA Ambovombe-Androy

Hôpital MONJA JAONA Ambovombe-Androy Établissement public

23/06/2025
Fandidiana MAIMAIMPOANA vehivavy tratra ny aretina mamany lava eto @ hopitaly Monja Jaona ny 07 NOVAMBRA hatramin'ny 21 ...
09/10/2022

Fandidiana MAIMAIMPOANA vehivavy tratra ny aretina mamany lava eto @ hopitaly Monja Jaona ny 07 NOVAMBRA hatramin'ny 21 NOVAMBRA 2022 izao. Antofana avokoa ny rehetra: fitaterana, fanafody, vola ho solo-tsakafo. Mpitsabo avy Antananarivo sy avy eto an-toerana no hifarimbona amin'izany. Ampitampitao sy zarao mba hisitraka an'izany avokoa ireo havantsika marary eto ANDROY SY ANOSY. Raha misy fanontaniana: 0330909402 / 0344322934
MINSAN- UNFPA- Androy-Anosy

28/05/2022
17/04/2022

Joyeuses fêtes de Pâques

Address

Andaboly
Ambovombe
604

Telephone

+261330909402

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôpital MONJA JAONA Ambovombe-Androy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Hôpital MONJA JAONA Ambovombe-Androy:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram