02/01/2026
✨ Tratry ny Taom-baovao 2026 ho antsika rehetra ! ✨
Ny Pharmacie d’Ampandrana dia manolotra firariantsoa feno fahasalamana, fahombiazana ary fiadanam-po ho anareo mpanjifa sy mpiara-miombon’antoka rehetra 💚
🙏 Mankasitraka indrindra ny fitokisanareo sy ny fanohanana nandritra ny taona lasa izahay.
Amin’ity taona vaovao ity, dia hanohy hanompo anareo am-pitiavana, am-pahatsorana ary amin’ny kalitao tsara indrindra izahay, satria ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay 🏥💊
✨ 2026: taona vaovao, fanantenana vaovao, fahasalamana vaovao ! ✨
📍 Pharmacie d’Ampandrana – Mpiara-dia aminao isan’andro ho an’ny fahasalamanao
📞 Tongava ary, fa vonona izahay hanampy anao 🤍
🥰✨💊🌿🙏