
11/06/2025
Ampahafantarina isika fa tsy misy idiran'ny Clinique Mahefa Anosizato Est sy ny Centre Médical Mahefa ilay avis de recherche hitantsika any fa anarana sendra mitovy fotsiny ihany.
Ny Clinique Mahefa Anosizato sy ny Centre Médical Mahefa dia misokatra 24/7 ho antsika rehetra.