Pharmacie Analavory

Pharmacie Analavory Farmasia anatin'ny Groupe Metropole by WAKA, vonona ny hanome fahafaham-po anao sy hanome torohevitra mifanaraka amin'ny filร nao.

Manana ireo "produits parapharmaceutiques" natao ho an'ny mpianakavy. ๐Ÿค—

๐Ÿ“ข ๐…๐ˆ๐‡๐„๐๐€๐Œ-๐๐ˆ๐ƒ๐˜ ๐‡๐€๐“๐‘๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ -๐Ÿ๐ŸŽ%๐Ÿ”ฅAza adinoina ny manararaotra ny fihenam-bidy hatramin'ny -10% amin'ny entana voafantina ...
17/04/2026

๐Ÿ“ข ๐…๐ˆ๐‡๐„๐๐€๐Œ-๐๐ˆ๐ƒ๐˜ ๐‡๐€๐“๐‘๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ -๐Ÿ๐ŸŽ%๐Ÿ”ฅ

Aza adinoina ny manararaotra ny fihenam-bidy hatramin'ny -10% amin'ny entana voafantina ato amin'ny ๐ฉ๐ก๐š๐ซ๐ฆ๐š๐œ๐ข๐ž ๐€๐ง๐š๐ฅ๐š๐ฏ๐จ๐ซ๐ฒ ๐Ÿ’Šโœจ

๐Ÿ‘‰ Tongava haingana eny amin'ny ๐ฉ๐ก๐š๐ซ๐ฆ๐š๐œ๐ข๐ž ๐€๐ง๐š๐ฅ๐š๐ฏ๐จ๐ซ๐ฒ hanjifa ny tolotra

Marina sa diso: Ny moka dia aminโ€™ny alina ihany no manaikitra ๐Ÿคฃ
15/04/2026

Marina sa diso: Ny moka dia aminโ€™ny alina ihany no manaikitra ๐Ÿคฃ

โš ๏ธ๐€๐ฅ๐ž๐จ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ค๐š ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›o Ilaina amin'ny fahasalamana ny : Ampy torimaso tsara Manao fanatanjahantena matetikaMis...
13/04/2026

โš ๏ธ๐€๐ฅ๐ž๐จ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ค๐š ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›o
Ilaina amin'ny fahasalamana ny :
Ampy torimaso tsara
Manao fanatanjahantena matetika
Misotro rano matetika

๐Ÿ‘‰ Raha mila torohevitra dia manantona ny farmasia Analavory
Mandray anao 24h/24 ary 7j/7

๐ŸŒฟ Fanamby ? Ho vita ny 21 km sy ny 42 km ! Taminโ€™ity faranโ€™ny herinandro ity, nandray anjara taminโ€™ny trail Coli dโ€™Ampef...
12/04/2026

๐ŸŒฟ Fanamby ? Ho vita ny 21 km sy ny 42 km !

Taminโ€™ity faranโ€™ny herinandro ity, nandray anjara taminโ€™ny trail Coli dโ€™Ampefy 2026 ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐Ÿƒโ€โ™‚๏ธ ny mpiara-miasa aminay.

Tao anatinโ€™ny ezaka, firaisankina ary fahaiza-mihoatra ny tena, dia nasehonโ€™izy ireo ny soatoavina entinay isanโ€™andro : fahasalamana, fahasambarana ary fanoloran-tena.

๐Ÿ‘ Firaisankina atreny an-kianja no nasehony !

๐Ÿ’š Satria ny fampiroboroboana ny fahasalamana dia tsy teny fotsiny, fa fiainana.

๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฎ ๐Ÿ˜‰Aza misalasala manatona ny ๐Ÿ“๐—ฃ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐—ฐ๐—ถ...
10/04/2026

๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ฎ ๐Ÿ˜‰
Aza misalasala manatona ny ๐Ÿ“๐—ฃ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฟ๐˜†
๐Ÿ‘‰24h/24
๐Ÿ‘‰7j/7

โœจ Vitasoa ny Fetin'ny Paka ๐ŸŽ‰ โ“๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† : ๐—œ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎo ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ? A. Torimaso ๐Ÿ˜ด B...
08/04/2026

โœจ Vitasoa ny Fetin'ny Paka ๐ŸŽ‰

โ“๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† : ๐—œ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎo ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ?
A. Torimaso ๐Ÿ˜ด
B. Vitamine ๐Ÿ’Š
C. Rano ๐Ÿ’ง

๐Ÿ‘‰ Valio aminโ€™ny commentaire ny safidinao!

๐Ÿ“Misokatra ho anao ny pharmacie Analavory , 24h/24 sy 7j/7

๐Ÿ’™ Andro Maneran-tany ho anโ€™ny FahasalamanaHo fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny Fahasalamana , ny farmasia Anala...
06/04/2026

๐Ÿ’™ Andro Maneran-tany ho anโ€™ny Fahasalamana
Ho fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny Fahasalamana , ny farmasia Analavory dia manolotra anao :

๐Ÿ‘‰ Fitsapana tosidrร  MAIMAIM-POANA
๐Ÿ‘‰ Torohevitra manokana

๐Ÿ“… Ny Talata 07 Aprily
๐Ÿ•˜ 09h โ€“ 11h

๐Ÿ“ Tongava ao aminโ€™ny farmasia

๐ŸŒธ๐Ÿฃ Tratry ny P***a ho antsika rehetra !Enga anie ity andro ity hitondra fahasalamana,tsiky ifampizarana ho anareo ๐Ÿ’›Tandr...
05/04/2026

๐ŸŒธ๐Ÿฃ Tratry ny P***a ho antsika rehetra !

Enga anie ity andro ity hitondra fahasalamana,
tsiky ifampizarana ho anareo ๐Ÿ’›

Tandremo ny tenanareo ary karakarao ireo olona tianareo indrindra โœจ

***a

๐Ÿฃ๐Ÿšจ MISOKATRA ANDROANY NY "CHASSES AUX OEUFS"๐Ÿšจ๐ŸฃTsy vazivazy intsony fa efa ao ny atody  ๐Ÿ‘€Ary misy loka tena mahafinaritra...
03/04/2026

๐Ÿฃ๐Ÿšจ MISOKATRA ANDROANY NY "CHASSES AUX OEUFS"๐Ÿšจ๐Ÿฃ

Tsy vazivazy intsony fa efa ao ny atody ๐Ÿ‘€
Ary misy loka tena mahafinaritra ao anatiny ๐ŸŽ

๐Ÿ‘‰ -5% ?
๐Ÿ‘‰ -10% ?
๐Ÿ‘‰ "Echantillon" maimaim-poana ?

Miankina aminโ€™izay hitanao izany ๐Ÿ˜

๐ŸŽฏ Fitsipika tokana : tongava anio sy rahampitso 04 Aprily ary andramo ny vintanao eto aminโ€™ny farmasia
Satria enyโ€ฆ izay tonga aloha no mahazo tombony kokoa ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐Ÿ’จ

Inona ร ry no andrasanao ? ๐Ÿ˜„

๐Ÿฃ ๐Œ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐ฌ๐ค๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐š ! ๐Ÿซ๐ŸŽAhoana raha atao lalao ny fanomezana ? ๐Ÿ‘€Amin'ny 03 Aprily , misy fa...
02/04/2026

๐Ÿฃ ๐Œ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐š๐ฌ๐ค๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ซ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐š ! ๐Ÿซ๐ŸŽ

Ahoana raha atao lalao ny fanomezana ? ๐Ÿ‘€
Amin'ny 03 Aprily , misy fanomezana miafina eny rehetra enyโ€ฆ ary miankina aminao ny hahita azy !

๐ŸŽ "Goodies"
๐ŸŽ Fihenam-bidy ihany koa

Rehefa mandalo eny amin'ny farmasia dia afaka milalao miaraka aminay โ€ฆ ka sokafy tsara ny masonao dia tsapaho ny vintanao ๐Ÿ€

๐Ÿ‘‰ Tongava amin'ny 03 Aprily raha handray anjara !

๐Ÿ’™ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐žAnio, miara-mientana isika hanohana ireo olona manana autisme.Samy m...
02/04/2026

๐Ÿ’™ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐ž

Anio, miara-mientana isika hanohana ireo olona manana autisme.

Samy manana mampiavaka azy ny tsirairay, samy manana ny tanjany, ny fanambiny ary ny fomba fijeriny.
Aoka isika hanamafy hatrany ny fandraisana an-tanana ary ho fahatsaram-panahy aminโ€™ny rehetra amin'ny fiainana andavanandro.

๐Ÿ‘• Anio, manaova akanjo manga ho mariky ny fanohanana sy fandraisana anjara aminโ€™ny fanentanana momba ny autisme.

๐Ÿ’™
----------------------------------------------
๐Ÿ’™ ๐‰๐จ๐ฎ๐ซ๐ง๐žฬ๐ž ๐ฆ๐จ๐ง๐๐ข๐š๐ฅ๐ž ๐๐ž ๐ฌ๐ž๐ง๐ฌ๐ข๐›๐ข๐ฅ๐ข๐ฌ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐šฬ€ ๐ฅโ€™๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐ž

Aujourdโ€™hui, nous nous unissons pour mieux comprendre, accepter et soutenir les personnes atteintes de troubles du spectre de lโ€™autisme.

Chaque personne est unique, avec ses forces, ses dรฉfis et sa maniรจre de voir le monde. Favorisons ensemble lโ€™inclusion, lโ€™รฉcoute et la bienveillance au quotidien.

๐Ÿ‘• Porter du bleu, cโ€™est montrer son soutien et participer ร  une meilleure sensibilisation ร  lโ€™autisme.

๐Ÿ’™

Address

Firavaha Analavory
Analavory
117ANTANANARIVO

Telephone

+261321210107

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie Analavory posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share