
19/01/2024
Salama eee ilazana isaka amin faritry Andapa sy manodidina fa misy fitsaboana maso faobe izay karakarainy centre medico social Mahatsara Antasaka Andapa, izay hiarahana amin docteur specialista ary misy lunette izay amidy amin vidiny mirary. DATY LE 25 ,26,27 .Toerana eto amin centre medico social Mahatsara Antasaka Andapa ampitany DINA mpangala sary eo.