Cabinet d'infirmier

Cabinet d'infirmier Entreprise Paramédical

Mandria ampiadanana Rasazy
23/02/2025

Mandria ampiadanana Rasazy

📌Manameloka ny vono olona nitranga izay nahafaty mpiasan’ny fahasalamana tao @ Commune Mangataboahangy
📌Tsy azo ekena ary enjehin’ny lalana ny fandatsahan’aina toy izao.
💔Toetra tsy mendrika ny mamono ny mpiray tanindrazana
Mankahery ny fianakaviam- ben’ny fahasalamana sy ny havan’ny maty
Mandria am piadanana Madame le Maire , Rasazy, Ranivoarivony Narindraniaina

Manolotra ho anao Fanafody vaovao
06/12/2023

Manolotra ho anao
Fanafody vaovao

Kopatanana Major ee
21/11/2023

Kopatanana Major ee

Otrany mbola hi change faona ity Bandy ity 😂😂😂
13/09/2023

Otrany mbola hi change faona ity Bandy ity 😂😂😂

NY TENA LOZA🚫Ndraindray “ Personnel de santé ilay garde malade nefa tsy fantatrao ”. 😂😂😂😂
11/09/2023

NY TENA LOZA🚫
Ndraindray “ Personnel de santé ilay garde malade nefa tsy fantatrao ”. 😂😂😂😂

😂
08/09/2023

😂

Nadia Nadim ✓Docteur spécialiste en chirurgie esthétique✓ Footballeuses professionnelle  ❤️
30/08/2023

Nadia Nadim
✓Docteur spécialiste en chirurgie esthétique
✓ Footballeuses professionnelle ❤️

Mitandrema ZalaNa izy sarahanao 😂Na izy traitenao 😂
29/08/2023

Mitandrema Zala
Na izy sarahanao 😂
Na izy traitenao 😂

Hita tany ho any 😁
24/08/2023

Hita tany ho any 😁

TSARA HO FANTATRA✓ Vola koa tsy nihinao aza ampindramigny namana.✓ Raha hanampy olo anao, olona efa nanampy anao no ampi...
24/08/2023

TSARA HO FANTATRA

✓ Vola koa tsy nihinao aza ampindramigny namana.

✓ Raha hanampy olo anao, olona efa nanampy anao no ampiana.

✓ Halaviro ireo namana tsy manampy anao mihitsy afa tsy mangataka fanampiana aminao.

✓ Mitandrema aminy famahagna olan'olona raha vahaolana ara bola ilainy namanao. Indrindra raha kely ny ampelatananao.

✓ Fintino ireo namanao fa misy faux amis maromaro amin'izy ireo.

✓ Namana tia anao tsy misy fepetra no ilaintsika.

NANAO STAGE TAMZAY 😁TRATRA GARDE ANDRO FETY😂 😂 😂 😂 😂 😂
20/08/2023

NANAO STAGE TAMZAY 😁
TRATRA GARDE ANDRO FETY
😂 😂 😂 😂 😂 😂

20/08/2023

Address

Andapa
205

Telephone

+261345095514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'infirmier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet d'infirmier:

Share