Me.Rindrampitia

Me.Rindrampitia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Me.Rindrampitia, Nursing home, Tana, Antananarivo.

03/09/2024

🔴 Ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza sy ny nono, na koa ny cancer du col de l’utérus et des seins, dia azo sitranina soamantsara raha voatily mialoha izy io. Ny vehivavy 👩 rehetra izay nanao firaisana ara-nofo, eo anelanelan’ny 18 ka hatramin’ny 25 taona dia tokony manao fitiliana indray mandeha.
🔴 Ny Fondation Akbaraly Madagascar sy ny Pavillon Sainte Fleur dia miezaka hatrany manao izany fitiliana izany amin’ny sarany takatry ny rehetra.
🔴 Amin’ny 𝟭𝟯 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 izao dia manokana fotoana kely hafahana miresaka amin’ny dokotera 👩‍⚕️ sy ny rasazy isika momban’ireo homamiadana ireo.
🔴 Amin’ny 𝟮𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 kosa dia mandray ny vehivavy rehetra izay te hanao ilay fitiliana isika. Afaka misoratra anarana avy hatrany ato amin’ny pejy na ao amin’ny Pavillon Sainte Fleur ianao.
🔴 Koa manasa anareo vehivavy rehetra ary, ary lazao ny tapaka sy ny namana mba hanatrika na ilay fizarana maimaimpoana, na hanao avy hatranay ilay fitiliana.
🩷 Hiara-hiombona isika hiady amin’ny homamiadan’ny vevhivavy. 🩷
__________________
🔴 Les cancers du col de l’utérus et des seins peuvent très bien être soignés s’ils sont dépistés à temps. Toute femme entre 18 et 25 ans et ayant déjà eu une relation sexuelle avec un homme, doit se faire dépister au moins une fois.
🔴 La fondation akbaraly et le Pavillon Sainte Fleur collaborent ensemble pour pouvoir offrir ce dépistage à un prix abordable pour tous.
🔴 Ce 𝟭𝟯 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲, une séance d’information sur les cancers féminins se tiendra au Pavillon Sainte Fleur. Vous pourrez directement poser vos questions auprès du médecin et de la sage-femme pour en savoir plus sur ces cancers.
🔴 Ce 𝟮𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 se tiendra le dépistage à un prix préférentiel, sur inscription en ligne ou directement auprès de nos locaux.
🔴 Venez nombreuses, et invitez toutes vos amies et vos familles à assister à la séance d’information et à se faire dépister !
🩷 Tous ensemble, combattons les cancers féminins ! 🩷

28/09/2023
Huhu😂😂😂😂...
10/06/2023

Huhu😂😂😂😂...

Maha lasa adala tairina tampoka io 😂

03/05/2023

Ⓜⓐ ⓑⓐⓝⓐⓝⓐ 🤣🤣🤣🤣

26/01/2022

🤦

Miharahaba ô.Lalao hoan'izay Liana🕺💃
11/10/2021

Miharahaba ô.

Lalao hoan'izay Liana🕺💃

🍞CAKE 🍞Cake matsiro bee😋Dispo pour commande seulement.... ☺Misy karazany: grilléeAu chocoAu cocoA la vanillePrix: 5000 a...
01/03/2021

🍞CAKE 🍞

Cake matsiro bee😋
Dispo pour commande seulement.... ☺

Misy karazany: grillée
Au choco
Au coco
A la vanille

Prix: 5000 ar
Mora bee
Midira mp na Tonga de miantso
0347725621
Afk manao livraison f mis frais keli

Address

Tana
Antananarivo
105

Telephone

+261347725621

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Me.Rindrampitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Me.Rindrampitia:

Videos

Share

Category