Huile Essentielle

Huile Essentielle Le Naturel ! C'est mon choix

28/06/2022

Une infusion épicée pour votre santé! 🌿☕️
Profitez des innombrables bienfaits des épices de Madagascar à travers notre infusion "Curcuma-Gingembre-Poivre noir".
Une dose suffira pour vous donner la force 💪 de travailler sur vos objectifs du jour ✨.
Bonne journée, bon lundi et bonne semaine! ✨

22/05/2022

Rendez-vous à la FIM 2022 du 19 Mai au 22 Mai 2022 à Forello Expo Tanjombato 🥰

19/05/2022
Salanitra e! Vokatra vaovao hatrany no atolotra anareo: " Baume Helichryse" Hay Natiora, izay Manala hidihidy, na koa ah...
11/11/2021

Salanitra e!

Vokatra vaovao hatrany no atolotra anareo:
" Baume Helichryse" Hay Natiora, izay Manala hidihidy, na koa ahosotra amin'ny faritra lanin'ny biby. Ankoatr'izay nefa dia Antiviral tena matanjaka koa izy.

Ny vidiny dia natao amin'ny fahefa-mividin'ny rehetra koa dia 4000Ar monja ny pot.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso ny 0340528504 ary tompoko

Vokatra 100% natoraly ary Vita Malagasy


Miarahaba antsika rehetra indray o!Indro indray ary Huile essentielle de Géranium no atolotray anareo anio e!Atao inona ...
21/10/2021

Miarahaba antsika rehetra indray o!

Indro indray ary Huile essentielle de Géranium no atolotray anareo anio e!
Atao inona moa izy ity?
Voalohany, ny fofon'izy ity dia mampitsaoka moka na bibikely maro samihafa, ka noho izany, tena mety amin'ny andro mafana tahak'izao. Aza manahy amin'ny aretina azo avy amin'ny tazo moka intsony ary raha mampiasa azy.
Ankoatr'izay, izy ity dia azo ampiasaina hanalana tsatsakoatra na ny vergeture. Afangaro menaka izy dia ahosotra amin'ny faritra misy tsatsakoatra.
Ho anao be mony ihany koa, mety ho anao ity huile essentielle géranium ity. Afangaro menaka hatrany an!

Aza misalasala aza manantona MP raha mila azy, na afaka miantso mivantana ny 0340528504

Misaotra tompoko
Vidiny: 10 000Ar

Vokatra 100% natoraly ary tsy mitapoka

Salama daholo isika eto amin'ny pejy,Aza adino fa tsy mbola niova ny vidin'ny Huile essentielle Ravintsara: 5000Ar monja...
23/09/2021

Salama daholo isika eto amin'ny pejy,

Aza adino fa tsy mbola niova ny vidin'ny Huile essentielle Ravintsara: 5000Ar monja, ny Kalitao azo antoka 100% (natoraly ary tsy mitapoka)

MP avy hatrany raha hanao commande, na antsoy ny 0340528504

🌱 Huile essentielle d'Ylang (Cananga odorata)Ankoatran'ny hanitra malefaka izay hahafantarantsika azy, dia tena ilaina n...
16/09/2021

🌱 Huile essentielle d'Ylang (Cananga odorata)

Ankoatran'ny hanitra malefaka izay hahafantarantsika azy, dia tena ilaina ny Huile essentielle Ylang amin'ny fanalana ny rari-tsaina na stress. Izy ihany koa, noho izany, dia manala tanteraka ny havizanan'ny saina sy ny vatana.

Efa madiva hifarana indray ny erinandro, efa reraka ny saina, ny vatana. Huile essentielle Ylang ny vahaolana atolotray anareo, hanalana ireo rari-tsaina sy havizanana.

Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na MP, azonao antsoina koa ny 0340528504.

Vidiny: 10 000Ar

Manao livraison




Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261340528504

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Huile Essentielle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Huile Essentielle:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram