13/10/2022
Salama daholo o😊
Tongasoa eto amin'ny pejy natokana manokana ho fizarana ny momba an'i Johary kely. Johary dia zazalahy 12 taona voany'ny aretina " insuffisance rénale chronique " efa stade terminale. Marary tsy miasa intsony ny voa anankiroa. Manao dialyse intelo isank'erinandro izy izao fa raha tsy izany tsy afaka miaina ohatran'ny olona rehetra mandrapahavita ny greffe rénale .
Mba mangataka fanohanana aminareo mba hanaparitaka ny pejy. Misaotra Tompoko.😊😊❤️
Bonjour à tous.☺️
Bienvenu sur la page spécialement créée pour l'information et le partage de la maladie du petit Johary. Johary est un enfant de 12 ans atteint de la maladie "Insuffisance rénale chronique " en stade terminale. Il est actuellement en dialyse trois fois par semaine pour pouvoir vivre en attendant sa greffe rénale .
Nous souhaitons votre coopération sur le partage au maximum de la page. Merci infiniment à tous. 😊😊❤️