01/07/2025
Hello july😍
Hotrany hoe Massage foana nalefanay teto
Fa izahay koa anie dia manao: momban'ny volo rehetra e, toy ny, brushing, coupe, coloration, curly, ary ny lavage🥰
Manao ihany ko izahay momban'ny Hoho: toy ny 💅pose faux ongles, Cat eyes, grainage, gel,, extation gel, pose vernis tsotra sy permanent💅
ÉPILATION : Sourcils, Duvet, Demi-jambe, maillot...
SOIN DU VISAGE : simple, complet, a vapeur..
MAQUILLAGE : jour, soir, événements, glamour, fiançailles, Mariage, soft😍
Amin ty volana Jolay ity dia misy offre gratuit omenay, rehfa manao activités ato aminay ianao🥰
Alefaso ary rendez-vous ✍️
FB: Tana Zen
Jour: 7/7
Ouverture: 8h 30 à 19h 00 🕓
Contact: 038 41 967 03
WhatsApp : 038 41 967 03
Lieu: Analamahitsy Tanàna en face Station Galana
Parking assurée 🚗 🛵
❤️