Mitsabo ny aretina rehetra

Mitsabo ny aretina rehetra 🍀Mitsabo ny aretina rehetra🍀
" 0342822873"

ARETINA TSY HITA FOTOTRAMaro amin' ireo maraty no variana sy talanjona satria mahatsapa marary ny vatana sy ny any anaty...
06/12/2023

ARETINA TSY HITA FOTOTRA
Maro amin' ireo maraty no variana sy talanjona satria mahatsapa marary ny vatana sy ny any anaty ,kanefa refa manao fizahana ( bilan générale) toy ny analyse, échographie,scanner sns dia négatif ny valiny,tsy ahitana soritr'aretina na kely aza.Dia maro no manontany tena hoe "inona no mahazo ahy?"
Anisan'ny aretina mahazo ny ankamaroan'ny maro amin'izao ny Vongan-drivotra izay mandafika ao anaty ,izay aretina tsy tonga ho azy fa azo avy amin'ny mosavy ,na vorika izay ataon'ny olona.Io vongan-drivotra io dia mamorona aretina
Matetika io vongan-drivotra io dia eo amin'ny ilakibo havia no misy azy ,ka
-Refa mitombo io vongan-drivotra io dia miparitaka, ka refa misandrahaka mankany amin'ny voa( Rein) ilay rivotra dia lasa manelingelina sy misakana ny fiasan'ny voa ,ka mahatonga insuffisance rénale na calcul rénale,
-Refa mankany amin'ny tsinay dia lasa constipé,mitohana sy mahalana refa mikàkà
-Rehefa misondrotra mankany amin'ny vavony dia lasa voasakana ny fiasan'ny vavony , mahatsiaro noana fa refa misakafo dia mora voky,ary mandoa mihitsy indraindray ,na malain-komana
-Refa misondrotra mankany amin'ny fon dia lasa misento lava,mora malahelo ,manindrona sy manevika ny fo indraindray.
Refa miparitaka mankany amin'ny lalan- drà ny rivotra ndia lasa maharitra na volivoly lava ny ilany havia ary miteraka AVC ,na tsentsina ny lalan-drà
Refa tena mivangongo betsaka io vongan-drivotra io matetika hitan'ny échographie sy ny scanner ihany ka Gaz++ matetika ny valiny,hita hoe misy rivotra ao anaty fa siangy sarotra ny manala azy io,ary refa miparitaka izy io dia mivadika rano amin'ny fotoana farany ,ka mizihitra mibontsina mihangeza ny kibo ,ary manempotra .
Azo atao tsara ny mitsabo izany satria efa misy fanafody natoraly miady mandresy izany .
📞034 34 116 77📞
ANDAVAMAMBA AKAIKINY LIVE HOTEL AMPITANY STATION SHELL NY TOERAM-PITSABOANA.

ARETINA TSY HITA FOTOTRAMaro amin' ireo maraty no variana sy talanjona satria mahatsapa marary ny vatana sy ny any anaty...
20/09/2023

ARETINA TSY HITA FOTOTRA
Maro amin' ireo maraty no variana sy talanjona satria mahatsapa marary ny vatana sy ny any anaty ,kanefa refa manao fizahana ( bilan générale) toy ny analyse, échographie,scanner sns dia négatif ny valiny,tsy ahitana soritr'aretina na kely aza.Dia maro no manontany tena hoe "inona no mahazo ahy?"
Anisan'ny aretina mahazo ny ankamaroan'ny maro amin'izao ny Vongan-drivotra izay mandafika ao anaty ,izay aretina tsy tonga ho azy fa azo avy amin'ny mosavy ,na vorika izay ataon'ny olona.Io vongan-drivotra io dia mamorona aretina
Matetika io vongan-drivotra io dia eo amin'ny ilakibo havia no misy azy ,ka
-Refa mitombo io vongan-drivotra io dia miparitaka, ka refa misandrahaka mankany amin'ny voa( Rein) ilay rivotra dia lasa manelingelina sy misakana ny fiasan'ny voa ,ka mahatonga insuffisance rénale na calcul rénale,
-Refa mankany amin'ny tsinay dia lasa constipé,mitohana sy mahalana refa mikàkà
-Rehefa misondrotra mankany amin'ny vavony dia lasa voasakana ny fiasan'ny vavony , mahatsiaro noana fa refa misakafo dia mora voky,ary mandoa mihitsy indraindray ,na malain-komana
-Refa misondrotra mankany amin'ny fon dia lasa misento lava,mora malahelo ,manindrona sy manevika ny fo indraindray.
Refa miparitaka mankany amin'ny lalan- drà ny rivotra ndia lasa maharitra na volivoly lava ny ilany havia ary miteraka AVC ,na tsentsina ny lalan-drà
Refa tena mivangongo betsaka io vongan-drivotra io matetika hitan'ny échographie sy ny scanner ihany ka Gaz++ matetika ny valiny,hita hoe misy rivotra ao anaty fa siangy sarotra ny manala azy io,ary refa miparitaka izy io dia mivadika rano amin'ny fotoana farany ,ka mizihitra mibontsina mihangeza ny kibo ,ary manempotra .
Azo atao tsara ny mitsabo izany satria efa misy fanafody natoraly miady mandresy izany .

MITARIKA ARETIN'NY VOA Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toer...
12/09/2023

MITARIKA ARETIN'NY VOA
Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toerana eo @ ilakibo havia ka maka endrika rivotra na vongan-drivotra ka mitombo tsikelikely eo ka lasa mitondra trouble ,fikorontan'ny fiasan'ny hormone ao anaty sy manakorontana ny fiasan'ny taova ao anaty . Anisan'ny voakorontan' ny fisian'io vongan-drivotra io ny voa ka mahatonga ilay olona marary valahina matetika ,tsy mahavita mijoro ela na miondrika maharitra,lasa mipipy lava vao misotro rano kely ,poritra nefa rehefa mip**i dia kely no latsaka no sady manena vao mahalatsaka p**i,ary misy indray aza refa poritra dia mitady tsy ho tana izany raha somary tara kely ny mamonjy toeram-pivoahana.Marihana fa refa atao fitiliana anefa ny voa dia salama tsara,tsy ahitana soritr'aretina kanefa ianao mahatsapa marary valahina matetika.Mitondra faharerahana lava izany ka mahatonga ny hozatra ho manakotsako sy manaintaina ,ary te hiotra zany foana.Mitondra tsy fahitan-tory matetika koa izany.
Azo atao tsara ny mitsabo azy ,sy manafaka azy @ alalan' ny fanafody natoraly sy @ alalan'ny don Spirituel.
0342822873/0330392823
0326037515/0341289150

MITARIKA ARETIN'NY VOA Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toer...
26/07/2023

Raha liana sy mila fitsabaoana ianao dia mandefasa MP mivantana na miantso ny 📞034 12 891 50 📞 033 03 928 23 📞 034 28 228 73 📞
Aza adino ny manisy 👍 sy mipartage NY PEJY❤

TSY VITAN' NY FANAFODY FA VITAN'NY VAVAKA    Misy aretina mety ho sitran' ny fanafody sy fitsaboana maro isan- karazany,...
13/07/2023

TSY VITAN' NY FANAFODY FA VITAN'NY VAVAKA
Misy aretina mety ho sitran' ny fanafody sy fitsaboana maro isan- karazany,fa misy koa anefa misy aretina tsy mihaisotra mihitsy ary tsy ho sitrana mihitsy fa vavaka no andrasany mba hampihetsika an' Andriamanitra dia manjavona ny loharanon' aretina
Misy olana vitanao ny mamaha azy amin' ny alalan' ny fampiasanao saina sy fahaizanao mihetsika sy mikaroka ,fa misy kosa olana tsy ho voavaha mihitsy fa vavaka no hanomezan' Andriamanitra vahaolana ho.anao sy hanolorany saina sy hevitra ho anao mba hivahan' izany olana izany
Misy ady sy zava- tsarotra maha- vaky saina tsy ho resinao mihitsy fa rehefa mivavaka miantso an' Andriamanitra mpamonjy ianao dia miravina ny olanao sy resy ny adinao !
Koa aza matoky tena eo amin' ny fiainana ,fa voafetra ny hery sy ny fahaizana ,fa mivavaha dia apetraho eo amin' ny Tompo ny adinao sy ny olanao ary ny aretinao fa vitany ny manafoana izany refa mino ianao!!!
Ianao zay efa nahatsapa nahazo valim-bavaka sy fanafahana ary fanambinana tamin'ny vavaka dia manao AMEN !eny fa na ianao mbola eo ampiandrasana ny valim-bavaka aza ." na dia mitaredretra aza Izy andraso ihany" fa raha mbola.hisy koa ny farany dia tsy ho foana ny fanantenanao🙏
Amen

INFECTION VAGINALEMYCOSE VAGINALE  Anisan'ny olana sedrain'ny vehivavy maro ireo ! Mety ho antony maro no antony mahaton...
20/06/2023

INFECTION VAGINALE
MYCOSE VAGINALE
Anisan'ny olana sedrain'ny vehivavy maro ireo ! Mety ho antony maro no antony mahatonga azy ! Fa ny ho zaraiko eto dia vokatry ny fisian'ny vongan-drivotra mandafika ny tranon-jaza izay atao ho LAFIKA izay mitondra trouble hormonale ka mampisy infection ,Mycose vaginale !
Matetika refa manao fitiliana dia tsy hita ary tsy fantatra ny fototra mahatonga azy io . Matetika dia mikorontana ny fadimbolana,ary douloureuse be ,mamoaka fofona maimbo sy masiso ,ary tsy mety afaka ,mitambaingana,
Maina ny col,ary dia tsy misy envie,kamo sy malaina manao RS aza ndray2,ary na manao RS aza dia tsy mahatsapa excitation,misy fotoana aza marary any anaty col'nao refa manao RS.
Refa tena milatsaka aza ny fakan'io lafika io dia misy zavatra maniry ao anaty col ,heno mibahana , manohana mihitsy ka lasa fahoriana ho an'ny vehivavy ny manao RS refa tonga izay fotoana izay fa tena mijaly sy marary ,ary mangirifiry mihitsy aza refa mip**i.
Matetika dia lasa mitondra korontana sy olana eo anivon' ny tokatrano io ,indrindra eo amin'ny mpivady satria lasa tsy tia manao firaisana ny vehivavy refa voan' io ka mahatonga fahasorenana eo amin' ny raim-pianakaviana ka mety ahatonga fahalavoana eo amin' lehilahy ,na miteraka fangatsiahan'ny fitiavana ka hampisy elanelana eo amin'ny mpivady.
Matetika ihany koa ny vehivavy misy an' ireo dia misedra olana aram-pitiavana satria tahakan'ny hoe vehivavy maditra no hitsaran'ny olona azy ndray2,na hoe ilay olon-tiany no mety voapanga ho maditra kanefa voka-dratsy entin'ny fisian'ny lafika ao anaty ilay izy.
Ny hanamarinana azy dia refa tsapanao fa tsy afa-drivotra lava ny kibonao,misy zavatra mikoraraika otran'ny kankana,misy zavatra mihetsika otran'ny zaza ao amin'ny ilakibonao gauche ary refa tsapaina dia misy zavatra mivongana manohitra marary ao @ ilakibo gauche dia ao ho mailo fa lafika io.
Azo atao tsara ny mitsabo sy manafaka izany @ alalan'ny Traitement naturel izay natao hanasitranana izany.Mp Direct🙏

Azo atao tsara ny mitsabo sy manafaka izany @ alalan'ny Traitement naturel izay natao hanasitranana izany.
MP. MP.

LEHILAHY VOAN'NY VORIKA  Mitovy ihany ny toerana hipetrahan'ny vorika na lahy na vavy ,dia eo amin'ny ilakibo havia(gauc...
16/06/2023

LEHILAHY VOAN'NY VORIKA
Mitovy ihany ny toerana hipetrahan'ny vorika na lahy na vavy ,dia eo amin'ny ilakibo havia(gauche) eo foana ka maka endrika rivotra mivongana eo izy ary mitombo tsikelikely .Raha mbola kely izy io dia tsy hitan'ny fitaovam-pitiliana fa rehefa ngeza dia hita ka (Gaz ++) matetika no valiny ,ary refa matoy ,na masaka izy dia mitsonika mivadika rano ka mizihatra ny kibo ary tsy misy azo atao moa afa-tsy ny misintona ,manala ny rano
Fomba fisehony :Mikorontana tsy afa-drivotra ny kibo,ary mitombo koa indraindray,Lasa mora reraka,mitady ho sempotra refa manao zavatra mafy ,ary lasa misy palpitation mora taitaitra,sady lasa kizintina,sorana lava,mora tezitra,lasa tsy mahita tory ,marary ny valahina,na ny lamosina,lasa misy fahosana ny filahiana ,matsatso ny tsirin'aina ka mety hanana olana amin'ny fahazoana zaza ihany koa ,lasa mip**i lava satria tsy miasa tsara ny voa ,fanina ndray2,crampe ny ilany havia .Izany rehetra izany dia miseho sy mitranga nefa refa manao fitiliana dia " Negatif" ny valiny ,tsy hita ny soritr'aretina .Tsotra ny ahitanao izany fototr'aretina izany ,mipetraka eo ambony seza ianao dia ataovy misy mitsapa ny kibonao havia tandrifin'ny foitra fa misy zavatra mivongana manohitra marary ao refa tsapaina mafimafy ,dia io no mila esorina. Ny tena marina dia tsy mahafaty io raha tsy efa mivadika rano ka miparitaka fa ny hampahantra ,handany ny vola sy fananana ary ny harena no tanjony satria mitsabo ianao nefa tsy mahita rirany ary tsy fantatra io na inona na inona .Ny tena ratsy dia ny sakana(Blocage) entin'io ,matetika dia manana fiainana fiainana mitsotsorika sy tsy afak'olana ny lehilahy voan'io ,ary misedra olana aram-pitiavana koa matetika,mikorontana ny fiainana,manana olana arak'asa,ary tsy mahafehy ny ara-bola...
Azo atao tsara ny mandrava izany satria ny herin'ny MAZAVA dia afaka mamotika ny herin'ny maizina.
Izahay dia afaka manala sy mitsabo izany.
Mandefasa MP na miantso
📞 034 28 228 73 📞 033 03 928 23 📞

MAHASOA ANAO  Maro ny isika no tratry ny fiakarana tension ,fanina tampoka,mavesatra ny hatoka,ary lasa misy palpitation...
16/06/2023

MAHASOA ANAO
Maro ny isika no tratry ny fiakarana tension ,fanina tampoka,mavesatra ny hatoka,ary lasa misy palpitation miaraka @ zay ,lasa mangorana ny vatana ,mahatsapa hafahafa zany ,ary misy aza lasa efa mahazatra ny fiverimberenan' izany .
Makà :
-rano demi verre
-akondro 1 potserina
-tongolo gasy hasiny 2 rapena
-Tantely 1 sotro
-Afangaro tsara ireo dia avela milona 10 mn dia sotroina ,ary hohanina hatramin'ny faikany .
Maraina sy hariva ianao no manao izay dia ho tsapanao fa mba ça va ianao.
Zarao mba hanampy ny hafa dia aza adino ny manisy J'AIME ny Pejy 👍
NB:MITSABO NY ARETINA REHETRA.❤️

MANAKORONTANA NY FIASAN'NY FO          Ny fahazoan' ny vorika(aretina azo avy amin' ny mosavy) toerana ao anaty( ila- ki...
16/06/2023

MANAKORONTANA NY FIASAN'NY FO
Ny fahazoan' ny vorika(aretina azo avy amin' ny mosavy) toerana ao anaty( ila- kibo havia) dia mitondra trouble ,fikorontanan' ny hormones ao anaty ,ka anisan' ny voakorotana amin' izany ny fiasan' ny fo ,maro ny olona no lasa mahazo aretim- po tsy fidiny,lasa misento lava,taitaitra( misy palpitations) ,lasa mora tezitra,tsy tohinina lasa mora sosotra,kizintina,mora malahelo,mora mitomany,marivo ranomaso,lasa tsy mahay mifaly,tsy ampy fifaliana,miferotr' aina kava !!tsy manam- piadanana ny olona iray refa tratran' io ,ka mahatonga ny fikorontanan' ny fiaraha- monina,sy ny fiainany!!!ireo no mahazo ilay olona ,refa atao anefa ny fitiliana sy fitarafana any amin' ny toeram- pitsaboana dia tsy hita ny soritr' aretina" Negatif" salama tsara ny fo ,normales tsara ny valin' ny fitiliana izay natao,refa izay no tsapanao mahazo anao ,dia hamarino ,mipetraha eo ambony seza dia mijereva olona mitsapa ny ilakibonao gauche ,ataovy tsapainy ny kibonao havia( gauche) ka raha misy zavatra mivongana manohitra marary ao dia no fototry ny aretina manakorontana ny fonao!! Azo atao ny mitsabo sy manala an' io satria efa misy ny fanafody natoraly haingam- piasa iza manaisotra sy manafaka an' io vorika io!!
Raha liana sy mila ilay Fitsabaoana ianao dia tsara raha tonga dia miantso.
📞033 03 928 23📞034 12 891 50 📞 034 28 228 73 📞
Na mandefa MP mivantana👍

Maro ny fahagagana fahasitranana nampahitan'ny TOMPO ahy fa ity anisan'ny tena nanohina ny foko dia mba ho zaraiko satri...
15/06/2023

Maro ny fahagagana fahasitranana nampahitan'ny TOMPO ahy fa ity anisan'ny tena nanohina ny foko dia mba ho zaraiko satria dia tena haingana loatra ny fiasany.
Madame avy any fenoarivobe ,tratry ny insufisance rénale ,efa nivonto ny vatany ,sempotra sous oxygène ,efa nalemy tsy nahetsika intsony fa noho ny Famindrampon'JESOSY sy ny fahasovana dia indro fa salama mijoro tsara .Dia mba niara-naka sary miaraka amin'ny ray amandreny avy any Ambovombo Androy mba ho fahatsiarona e!

Na eo eo aza ny fahaizana mitsabo sy ny herin'ny fiasan'ny fanafody,ary ny fandaniana vola aman-karena mitsabo tena dia JESOSY no Tompon'ny teny farany amin'ny fanasitranana.Amen

HO ANAO JESOSY NY VONINAHITRA SY NY DERA ARY NY LAZA .AMEN

Ho anao raha mila fitsabaoana dia afaka manantona ihany koa.. Andavamamba akaikiny Live hotel ampitany station shel ny toera-pitsabona.
📞034 34 116 77📞034 12 891 50📞033 03 928 23.

ARETIN-DEHILAHY MARO  Vorika( izay aretina azo avy mosavy) izay tafapetraka mahazo toerana ao anaty ,eo amin' ny ila-kib...
06/02/2023

ARETIN-DEHILAHY MARO
Vorika( izay aretina azo avy mosavy) izay tafapetraka mahazo toerana ao anaty ,eo amin' ny ila-kibo havia izay maka endrika vongan-drivotra ka mitombo tsikelikely ao anaty ,ary refa miparitaka dia mitondra olana maromaro aram-pahasalamana.
Voka-dratsy anisan' ny entin' io vongan-drivotra io ,indrindra refa miparitaka
- Rera-dava,tsy mihazona calcium ny vatana
-Tsy mahita tory
-perte de mémoire ,be fanadinoana
-Marary valahana ,na andilana,na lamosina,
-mip**i lava,ary mitady tsy ahatazona p**i indraindray
- impuissance masculin ( mitady ho osa ny filahianao)
- Éjaculation précoce (Vetivety dia tonga ny sperme refa manao firaisana)
-Lasa misy Palpitation,mora taitaitra
- Misy nervosité , Kizintina, kontonina, mora sosotra ndray2
-Tsy afa-drivotra ny kibonao,misy fotoana aza mitombo dia ndray2 mihena
-Lasa marary rein , calcul rénale, insuffisance rénale sns
Azo atao tsara ny mitsabo izany rehetra izany amin' ny alalan'ny Traitement natoraly , Traitement spirituel
Afaka manao consultation à distance raha lavitra ianao ,raha hanantona mivantana kosa dia eto Andavamamba AMBILANIBE akaikin'ny LIVE HÔTEL ny toeram-pitsaboana
0341289150/0342822873/0330392823/0326037515

IZAHO MITSABO FA JESOSY NO MANASITRANAAnisan' ny aretina efa phase finale notsaboako fa isaorana an' i JESOSY fa mitahy ...
22/01/2023

IZAHO MITSABO FA JESOSY NO MANASITRANA
Anisan' ny aretina efa phase finale notsaboako fa isaorana an' i JESOSY fa mitahy ny fitsaboana sy ny fanafody natoraly izay ampiasaina Izy
Ny Tompo mbola hitahy anao sy ny ankohonanao hatrany Vanillah.Amen! Amen! Amen!

10/01/2023

FANDRARAKA(Vorika mahabotry)
Olona maro no tratr'izany fa saingy tsy fantany hoe voan' izany izy.Anisan'ny vorika na mosavy ataon'olona mpialona na tsy mahazaka ny fandrosoana sy ny fahombiazana ny hafa io,ory hava-manana. Hery ratsy manimba sy mandrava fiainana ny vorika mahabotry
Izany no mahatonga ny sasany ambinim-bola saingy tsy mahatambatra fa lanilany ho azy
Tsy afak' olana lava ,ny eo tsy mivaha ny eo misosoka ihany,izay projet ataonao dia rava ampandehanana foana,na ny zavatra efa mitsanagana dia rava tsikelikely
Tsy afak'olana lava ,ny eo tsy miva
Anisan'ny ao anatin'ny sehatry ny fitsaboana izany ny tenako,ary manana DON SPIRITUEL manafaka izany,ka izany no ahafahako mizara kely aminao ny zavatra hitako sy fantatro voka-dratsy entin'izany.Fomba fitrangany eo anivon'ny fiainana
- Mampirim-bola ianao,voahisanao sy voamarinao ny vola ampiriminao ,ary ianao irery ihany no mitazona ny fanalahidy ary mahita ny fitoeram-bola .Refa tonga anefa ny fotoana hakanao azy dia gaga ianao fa misy tsy ampy ,misy banga,mihena ampitoerana ilay vola.Mipetraka ny fanontaniana: Iza no naka azy?ary ny mahagaga dia miverimberina ilay tranga fahaverezam-bola ka lasa mitondra fatiantoka sy fitotonganan'ny ara-bolanao
-Mivarotra ianao,ary tsapanao tena mandeha ny tsena ,mahalafo entana betsaka ary hoy ianao hoe tena misimisy ny tombony .Tonga nefa ny fotoana fanisana ny vola lafo dia gaga ianao fa zara fa misy ny tombony,ary misy fotoana aza fatiantoka no hita,lasa mameno versement an' olona,ary toa tanarahan-trosa aza ndray2 ,ny entana lany nefa ny tombony tsy misy ,Raha sanatria ka tsapanao toa matetika miverimberina eo amin'ny fiainanao izay tranga izay dia aoka ianao ho mailo
Azo atao tsara ny mampitsahatra izany amin'ny alalan'ny traitement spirituel fa mila manao consultation ianao na mivantana na à distance
FRÈRE SAMUEL FITIA

MITARIKA ARETIN'NY VOA Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toer...
09/01/2023

MITARIKA ARETIN'NY VOA
Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toerana eo @ ilakibo havia ka maka endrika rivotra na vongan-drivotra ka mitombo tsikelikely eo ka lasa mitondra trouble ,fikorontan'ny fiasan'ny hormone ao anaty sy manakorontana ny fiasan'ny taova ao anaty . Anisan'ny voakorontan' ny fisian'io vongan-drivotra io ny voa ka mahatonga ilay olona marary valahina matetika ,tsy mahavita mijoro ela na miondrika maharitra,lasa mipipy lava vao misotro rano kely ,poritra nefa rehefa mip**i dia kely no latsaka no sady manena vao mahalatsaka p**i,ary misy indray aza refa poritra dia mitady tsy ho tana izany raha somary tara kely ny mamonjy toeram-pivoahana.Marihana fa refa atao fitiliana anefa ny voa dia salama tsara,tsy ahitana soritr'aretina kanefa ianao mahatsapa marary valahina matetika.Mitondra faharerahana lava izany ka mahatonga ny hozatra ho manakotsako sy manaintaina ,ary te hiotra zany foana.Mitondra tsy fahitan-tory matetika koa izany.
Azo atao tsara ny mitsabo azy ,sy manafaka azy @ alalan' ny fanafody natoraly sy @ alalan'ny don Spirituel.
Aza adino ny manisy 👍 sy mipartage NY PEJY❤

Address

Analamahintsy
Antananarivo
24072003

Telephone

+261342822873

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsabo ny aretina rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mitsabo ny aretina rehetra:

Share