S 25 SOYA

S 25 SOYA S 25 SOYA
PRODUITS, TRANSPORT, LOCATION, SNACK, CLINIC, RESTO, OFFRE D' EMPLOI ...
Whatsapp 📞: 034 50 241 09 S 25 Soya, A help for us

26/04/2026

Rahampitso @ 9 ora ny fotoana ho an' izay te hanao commercial sur terrain rehetra. C.V sy demande no entina

❌AZA VARIANA AMIN' NY RENDRARENDRA FA BANJINO NY HO AVY RY TANORA❗️📌Manangana zavatra📌Fenoy fahalalana ny saina📌Atomboy ...
26/04/2026

❌AZA VARIANA AMIN' NY RENDRARENDRA FA BANJINO NY HO AVY RY TANORA❗️

📌Manangana zavatra
📌Fenoy fahalalana ny saina
📌Atomboy ny tetikasa
📌Mitadiava fanampiana
📌Omany dieny anio ny ampitso

💯Ianao ihany no tompon' andraikitra feno amin' ny ho avy

🔻AZA KIVY  🔻AZA MIHEMOTRA 🔻 AZA MIALA AN-DAHARAN 🔻 AZA MITSOAKA 🔻♨Ny olana rehetra dia misy vahaolana avokoa, matoa izy ...
25/04/2026

🔻AZA KIVY 🔻AZA MIHEMOTRA 🔻 AZA MIALA AN-DAHARAN 🔻 AZA MITSOAKA 🔻
♨Ny olana rehetra dia misy vahaolana avokoa, matoa izy tsy ahitanao vahaolana dia tsy olana izy izay fa sakana noforonin' ny saina 🤔
💪'Ndao hifampirary soa handroso hatrany e 💪
👉Atomboy indray ho tsaratsara kokoa

🙏ASIO AMEN HO AN' IZAY REHETRA MANOMPO AN' I JEHOVAH ATO 🙏
25/04/2026

🙏ASIO AMEN HO AN' IZAY REHETRA MANOMPO AN' I JEHOVAH ATO 🙏

💯AFAKA HAVADIKA VOLA NY FOTOANA FA NY VOLA TSY AZO AVADIKA FOTOANA‼️✅Sarobidy mihoatra noho ny zavatra rehetra ny fotoan...
24/04/2026

💯AFAKA HAVADIKA VOLA NY FOTOANA FA NY VOLA TSY AZO AVADIKA FOTOANA‼️
✅Sarobidy mihoatra noho ny zavatra rehetra ny fotoana
✅Izay fotoana very dia tsy hiverina intsony mandrakizay
✅Aza lanilaniana amin' ny zavatra tsy misy tombam-bidy ny fotoananao
✅Ajanony izay zavatra hitanao fa tsy mendrika ny fotoananao
✅Araraoty hanaovana zavatra tsara ny fotoana anananao

〽️Aza tara rehefa mifanao fotoana mba hanajanao ny fotoanan' ilay mifampiraharaha aminao

💢Bonne journée daholo 😊

24/04/2026

PONT SOFIA (RN6) NO LAVA INDRINDRA ETO MADAGASIKARA.
Mirefy 810 metatra izany

🤔ANKAMANTATRA 🤔⭕Iza no tetezana (pont) lava indrindra eto Madagascar ⁉️😜Omena inona re ze mahita ny valiny marina e ❓📌Al...
24/04/2026

🤔ANKAMANTATRA 🤔
⭕Iza no tetezana (pont) lava indrindra eto Madagascar ⁉️
😜Omena inona re ze mahita ny valiny marina e ❓
📌Alatsaho anaty 👇👇👇commentaire izay mahatadidy lesona 👍

‼️TOLOTRASA COMMERCIAUX SUR TERRAIN (Antananarivo)‼️👉Tanora mavitrika sy salama ary tia mihetsiketsika no ilaina 😜✅Hivar...
24/04/2026

‼️TOLOTRASA COMMERCIAUX SUR TERRAIN (Antananarivo)‼️
👉Tanora mavitrika sy salama ary tia mihetsiketsika no ilaina 😜

✅Hivarotra
✅Handresy lahatra
✅Hitety toerana maro

👉Vonona ve ianao❓

❌ Tsy mila mandefa MP fa tongava haingana
📅Alatsinainy 27 Aprily @ 9ora maraina ny entretien
📂Mitondra C.V sy demande d' emploi

〽️S 25 SOYA Ankadilalana Mahamasina, plaque chapelle militaire Ankadilalana, miakatra kely 30 mètres à gauche
Antsoy ny 034 50 241 09 rehefa tonga eo raha tsy mahita
---------------------------------------------------------------------

23/04/2026

TSY MISY ENTRETIEN INTSONY RAHAMPITSO FA ALATSINAINY @9 ORA INDRAY. MERCI

‼️IREO TOMBONTSOA AZY AMIN' NY FANAOVANA SPORT ‼️💢Inona no atao hoe sport ⁉️--------------------------------------------...
23/04/2026

‼️IREO TOMBONTSOA AZY AMIN' NY FANAOVANA SPORT ‼️
💢Inona no atao hoe sport ⁉️
-----------------------------------------------------------
🏃‍♀️Fampihetsehana ny vatana amin' ny fomba mifanaraka amin' ny toe-batanao sy ny taonanao ary ny toerana misy anao: hazakazaka, baolina, la marche, corde à sauter, bisikileta...💯

❌30mn isan' andro dia ampy❌

✅hilamina ny fikorian' ny rà sy ny fiasan' ny fo
✅hahazo aina ireo taova rehetra ao anaty
✅hisokatra sy hilamina kokoa ny saina
✅areti-mandoza maro no ho voasoroka
✅hitombo ny andro iainana
✅hahatsapana fahasambarana bebe kokoa

〽️Ny mifanohitra amin' ireo no hahazo ny olona tsy mba manao fanatanjahan-tena mihitsy

🙏Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao ny Ekipa S25 SOYA❤️

❌TANDREMO ❌TSY MIVIDY ZAVATRA RATSY NY VAZAHA ‼️♨️Kolontsaina efa raiki-tapisaka amin' ireo vahiny ny mividy zavatra tsa...
22/04/2026

❌TANDREMO ❌TSY MIVIDY ZAVATRA RATSY NY VAZAHA ‼️
♨️Kolontsaina efa raiki-tapisaka amin' ireo vahiny ny mividy zavatra tsara kalitao, tsara tsiro, azo antoka sy manara-penitra

〽️Tsy alahelo anao mpivarotra na sentiment ny azy no hividianan-javatra fa ny hatsarany👍
〽️Reharehantsika Malagasy ny mahavita zavatra tsara sy manara-penitra💪

💪Vita Malagasy 100% ireo produits S 25 SOYA ireo 💯

✅Tsara tsiro
✅Be otrikaina
✅Sahaza an' ireo vokatra ireo ny vidiny

😚Inona izao no produits anay mba tena tianareo⁉️
👇👇👇👇
🙏Jereo anaty commentaire izay mbola tsy mahalala ireo vokatra S 25 SOYA fa alefako tsikelikely ao ny détail

‼️FA INONA MOA ITY SOYA CACAO E⁉️🌿Soja 100%, tsara hendy, matsiro, efa mamy, fa ny tsirony mitovy amin' ny thé chocolat ...
22/04/2026

‼️FA INONA MOA ITY SOYA CACAO E⁉️
🌿Soja 100%, tsara hendy, matsiro, efa mamy, fa ny tsirony mitovy amin' ny thé chocolat no maha Soya Cacao azy😋

✅Be otrikaina: calcium sy proteine
✅Tsara tsiro sy mety amin' ny olona rehetra
✅Atao dité, chocolat chaud, atao amin' ny katsaka, mangahazo, vary sosoa, dité, ronono, yaourt, kafe.... (mety daholo)

〽️Natokana ho anareo te hatanjaka sy hahazo hery ary te ho nofosana sy bolangina io e 💯💪

😊Midira MP manao commande na 034 50 241 09 dia anateranay raha lavitra Shop Liantsoa no misy anao
👉Prix à partir de 1200 Ar, 2 200 Ar, 3 400Ar arakaraka ny grammage raha hanaterana
---------------------------------------------------------------

Address

Ankadilalana Mahamasina En Face Chapelle Militaire
Antananarivo
101

Telephone

+261345024109

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S 25 SOYA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to S 25 SOYA:

Share